Vhv malina kokoa raha mihoatra ny lhl eo @ fanafenanjavatra
61. fahamarinana
(
12/08/2008 13:02)
:arrow: oadray ,f"angaha tsy efa isalo ny ps-nareo sa lasa boysgoss ndray ? sa isalo tsy ps fa inona no azo iantsoana azy satria tsy xxx ? :roll: (l)
62. Njainjai
(
14/08/2008 12:14)
ni81:
ary sao dia izany kosa ary no tsy mamparisika ilay ngetroka be ao Bira e! :lol:
:lol: :lol: :lol:
64. naughtyboy
(
15/08/2008 19:27)
..fijo> anjamo fa asa ra mety mandaitsa @ tokampo ny teknikany njainjai mandeha ho azy io nama fa tsy mila fampianarana,ivoatra oazy eny :D :
amiko na lahy na vavy ra mahay manafina de aleo tsy fantatra any fa tsy koi (lainga tsara lahatra)zany fa ra (marina mitavozavoza) mora ho tratra de aleo tsy afenina vao maika mampitombo lagy fotsiny =))
amiko na lahy na vavy ra mahay manafina de aleo tsy fantatra any fa tsy koi (lainga tsara lahatra)zany fa ra (marina mitavozavoza) mora ho tratra de aleo tsy afenina vao maika mampitombo lagy fotsiny =))
67. kalazagasy
(
17/08/2008 14:12)
BOYSGOSS:
Misaotra anao alou niteny io e! ny fo hono rano mafana, efa manomboka tony ny tenako misaotra e! niniana naseho ny pseudo-ko mba tsy hisy miafina. Tsy manamarintena @-nao zah kalaza fa fotsiny misy anie ny mahavita ratsy lavitra noho ireny e. Ao ny mamono tena, ao ilay oul mihintsy sy ny miaraka aminy no vonoiny. Tsy maintsy noteneniko t@'ny RAR-ny ny toetrany mba ahafahany manitsy azy ary izay no ilaiko na dia tsy misy fiarahana ary satria averiko fa olo-tiako taloha izy ka alahelo ihany aho raha misy mahazo azy. Marina ny an'i ni81 fa tokony ilay toetra no nolazaiko fa tsy ny endriny na ny fahaizany na ny ...sns
OK.
