Vhv malina kokoa raha mihoatra ny lhl eo @ fanafenanjavatra

21. ni81 ( 08/08/2008 10:16)
Raha ny tena marina izany ry isalo dia tsy nanana porofo nilazana mihitsy ianao fa namitaka anao ity sipanao ity, na dia nanamafy aza ianao fa manana tsindrimandry. Ny marina angamba dia efa nitily mialoha ilay oul miaraka aminao @ zao fotoana izao ianao ka nitady ny hirika hialana rehetra t@ ilay taloha saingy tsy nahita mba hanafenanao ny tetika efa voahomana.
22. ni81 ( 08/08/2008 10:20)
Mbola tohizako kely ry isalo fa ianao izany dia tena mihevitra mihitsy hoe RAITRA sy LAFATRA ka tena nivarilavo ilay sipanao taloha? Ianao ve mba virijiny koa tamin'ny vao niaraka taminy sa? :roll:
23. fahamarinana ( 08/08/2008 11:00)
:arrow: ni :mba tiako loatra ilay teny hoe raitra... ,mahay teny gasy njiko an...:-*
Itovizako hevitra ihany koa ny voalazan'ny ni81....soa tokoa fa nisaraka nareo fa ny base-ny fiarahanareo tsy dia ao fa honohono sns...sns...sady efa ratsy tarehy moa ilay olona ? Sady ho lany vola manarama olona hitsikilo lava azy eo ianao .Moa ka tsy izany va ?....marina hany zany...(l).
24. ni81 ( 08/08/2008 11:12)
ni :mba tiako loatra ilay teny hoe raitra... ,mahay teny gasy njiko an...
Itovizako hevitra ihany koa ny voalazan'ny ni81....soa tokoa fa nisaraka nareo fa ny base-ny fiarahanareo tsy dia ao fa honohono sns...sns...sady efa ratsy tarehy moa ilay olona ? Sady ho lany vola manarama olona hitsikilo lava azy eo ianao .Moa ka tsy izany va ?....marina hany zany....
Merci @ ilay hoe mahay teny gasy e :lol: ary i fama mahatsiaro ny taloha manao hoe marina any zany a! :-D :-D
25. fahamarinana ( 08/08/2008 11:16)
:arrow: :-D :-D ka ilay teny toa ireny dia raiki-tapisaka ao an-tsaina foana... (l)
26. kalazagasy ( 08/08/2008 11:17)
ni81> tezitrabe nge enao zany e!


Herimiafina:
Lafiny iray tokony ho fantatra koa dia ny vehivavy mampirafy mifidy tsara izay olona hampirafesany, olona tsy ahiana hitantara na hamoaka ilay zavatra. Matetika vadin'olona, satria iny manambady dia tsy maintsy ho mailo ihany koa. Olona tsy ampoizinao hiaraka aminy mihintsy.

Ny lahy indray tsy mifidy asiana hany ka rehefa tsy tratra amin'ny fiovan'ny fihetsiny izy dia ilay olona nampirafesany no hamadika azy tsimoramora (mamela trace amin'ny akanjo, mody manadino lokomena, sns)....

Miombokevitra.
27. ni81 ( 08/08/2008 11:19)
ni81> tezitrabe nge enao zany e!
@ inona no tezitra be aho fa tsy azoko? :roll:
28. fahamarinana ( 08/08/2008 11:30)
:arrow: kalaza :ilay resaky isalo kosa anie ohatran'ny bli bli bla zany e sady tsy mazava...ni tsy tezitra zany fa ny fahamarinana no mivoaka amin'ny sorany...:) (l)
29. kalazagasy ( 08/08/2008 11:32)
ni : ilay valin-kafatra hoan' isalo
30. ni81 ( 08/08/2008 11:49)
kalaza :ilay resaky isalo kosa anie ohatran'ny bli bli bla zany e sady tsy mazava...ni tsy tezitra zany fa ny fahamarinana no mivoaka amin'ny sorany...
Hay ve e! Tsy tezitra aho fa vakio daholo kosa ange ny resaka e! Tsy dia tiany loatra hoy izy ny endriny ...sns, dia nanarama oul nitsikilo...ka iza no mahita raha t@ ireo mpitsikilo no nanome hevitra olon-kafa koa mba ahazoany manatratra ilay sipa?
31. kalazagasy ( 08/08/2008 12:08)
ni sy fa : fantatro ka, za ko aza nahatsapa oe efa itany hatrany amboalohany fa ratsy sy tsy manampahaizana v dia mbola niarahany ihany, soa iany ary zany fa nisaraka fa ra tsy zany angamba dia ho lasa latsa isak'izay ifamaly any anivon'ny tokantrano any aoriana any. Fa indraindray ihany koa io dia vavan'ny olona vao avy nisaraka nefa ny any am-po mety mbola manembona ihany (na d efa tsy virj tsony aza ono le olona) . :-D :-D
32. ni81 ( 08/08/2008 12:21)
ni sy fa : fantatro ka, za ko aza nahatsapa oe efa itany hatrany amboalohany fa ratsy sy tsy manampahaizana v dia mbola niarahany ihany, soa iany ary zany fa nisaraka fa ra tsy zany angamba dia ho lasa latsa isak'izay ifamaly any anivon'ny tokantrano any aoriana any. Fa indraindray ihany koa io dia vavan'ny olona vao avy nisaraka nefa ny any am-po mety mbola manembona ihany (na d efa tsy virj tsony aza ono le olona) .
Ka ohatrany tsy nahita hiarahana izy t@ voalohany angamba dia niaraka t@ io vehivavy io, dia avy eo nahita ity voalaza fa tsara tarehy, dia nitady ny hirika rehetra hialana t@ ty voalohany amin'izay. Dia rehefa nisaraka dia lazaina daholo izao rehetra izao hoe: tsy virijiny e, tsy manam-pahaizana e, ratsy tarehy e :roll: nefa aza saika hanao vodiondry @ OKTOBRA? 8O
33. haritianah ( 08/08/2008 14:06)
isalo; salam ts milay alou raha amiko lé fikanao owé refa misy ny ts ifanarahana dé mivoaka dolo zao retra zao nefa tao ihany teo alou.Ny olombelona rehetra ts parfait.Niaraka t@ enao ts naita reo retra reo kanjo refa ts tafa ny anareo de maita atram owé ts virj lé sipa.
Indrindra alou raha zà manokana zan bandy manendaka zé zvtr novidiany t@ lé sipany zan dia midika amiko ts dia bandy mendrika ko satria efa nafoinao vidina ho azy reny toiny nahafoizany zé zvtr retra teny aminy nomeny anao...Ka maninona no endahana kosa(mety azontsika angamba ny tiako lazaina).
:-D :-D :-D
34. Bola ( 09/08/2008 03:46)
Fanafenan javatra ankapobeny ve no resahina eto sa hoe famporafesana fotsiny aloha e...
Za aloha tsy mahay loatra ankoatra ny hoe misy lhl sasany tena tsy mahay mandainga na asa ahoana no filaza azy fa hita be ny zavatra lazainy hoe lainga. Misy kosa tena mahay mandainga be mihitsy...Nisy rangahy izay fa 20 taonao nanao vady roa fa tsy tratra...zany aza mbola izy no nibaboka farany ...tsy nisy nahatratra izy fa izy tenany no nilaza ny marina farany...Ka io angamba rehefa samy hanao ratsy toa tsy misy vavy sy lahy intsony...
Ary momba ilay olona eto niaraka taman olona satria fotsiny hoe noho ny lazain ny hafa...Ny mampalahelo ahy dia mety nataonao tsapan ilay vehivavy mihitsy zao hoe: raha tsy ianao izy tsy inona...zany hoe satria olona toa anao no maka azy (asa aloha manakory loatra ianao zao...) dia izy mila maneho mandrakizay reconnaissante aminao ka hanao izay hantenainao rehetra aminy izy...toy ny hoe tsy hamporafy. Izay no soratanao ambony io antony nangalanao azy: Hoe raha ratsy dia tsy hamporafy...Ka zao: na tsy nanana eritreritra hamporafy aza izy ka nataonao mahatsapa an ireo zavatra ireo dia tsy hahagaga raha hitady any an kafa satria io no hanaporofo aminy hoe tsy marina ny teninao.Toy ny hoe ianao ihany no nandefa azy hampirafy...Voalazan ny psy koa fa raha toa isika saro piaro lava, na tsy misy na inona na inona aza dia farany ilay iray manao hoe aleo mitady fa @ izay raha voagidragidra mb azavatra tena misy fara faharatsiny! Dia avy eo mody ianao manao hoe tsy efa niteny aho! Jereo ity ohatra iray ty koa: mihevitra ianao hoe vao ho tonga ao an trano zao za dia voagidragidra na voamenomenona indray...Dia izay eritreritra izay hibaiko ny ataonao ka vao tonga aloha ianao voalohny dia efa tsy mistiky...Dia hoy ilay iray fa maninona ianao...dia ianao mamalyhoe tsy misy n inona n inona dia io no mitohy mifamaly eo...Asa raha azonao hoe ny comportememt nao niainga tamina eritreritra tao an tsainao = izay tsy voatery ho marina akory!!=dia iny avy eo mi provoquer ny fihetsikao sy ilay situation ho tena hisy...zany no mahatonga ny hoe ny pensee positive misy effet tsara eo @ fiainana dia ny negative effets negatis...Ka alohan ny hilazana hoe ilay vehivavy no ratsy..diniho sao dia mba...sao dia mba nisy zavatra nataonao koa ... Ary ny resaka hatsarana ivelany...io miaraka aminao zao io zao mety ho voanny accident, hihantitra, mety ho lasa matavy...dia ahoana....hitady hafa indray ve ianao, tanora kokoa na ohatra izany...tsy azoko ilay tena antony manosika anao hifidy olona hiarahana...takatrao ve anefa fa tsy fiainanao ihany io fa fiainan olona hafa koa...Samy mahay zay mahasambatra azy ny tsirairay ka zay no hamaranako azy...ataovy zay mahasambatra anao, nefa tsara kokoa ataovy azo antoka aloha fa tena mahasambatra anao ilay izy...mba mandinika vao manapa kevitra...mitsinjo lavitra fa tsy ny anio fotsiny...
35. Njainjai ( 09/08/2008 03:46)
Raha zavatra hafa ankoatra ny fitiavana alo d mety hanaiky ihany a @le oe mahay manafinjavtra ny vhvavy fa ra fitiavana zany rangah ny resahina tsy possible zany a. Tsy adala ny ntaolo milaza oe ny lehilahy kapain-tsita fery e. Bandy amateur matoa kobo zany, ilaina experience ko nge ry neny io taranja io e
36. Bola ( 09/08/2008 04:00)
Njainjai:
Bandy amateur matoa kobo zany, ilaina experience ko nge ry neny io taranja io e

tenin olona manana experience io @ io taranja zao zany ianao sa diso ny fijeriko azy...:{
37. Njainjai ( 09/08/2008 04:33)
Bola:

tenin olona manana experience io @ io taranja zao zany ianao sa diso ny fijeriko azy



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
38. isalo ( 09/08/2008 06:03)
ni81:

Raha ny tena marina izany ry isalo dia tsy nanana porofo nilazana mihitsy ianao fa namitaka anao ity sipanao ity, na dia nanamafy aza ianao fa manana tsindrimandry. Ny marina angamba dia efa nitily mialoha ilay oul miaraka aminao @ zao fotoana izao ianao ka nitady ny hirika hialana rehetra t@ ilay taloha saingy tsy nahita mba hanafenanao ny tetika efa voahomana.

Diso b enao, ny masoko 2 mihintsy no nahita an'izy roa ary nanotaniko izy hoe miaraka ve ianareo, dia tsia ho izy fa ilay bandy no avy hatrany dia niteny fa miaraka izy ireo. Rehefa noetiko teo anatrehan'ny lehibe rehetra ny raharaha dia tsy nandaha intsony izy ary tena nety amiko io tsy fandavany io satria taloha dia noheverina fa zah foana no saropiaro amin'ny tsy misy dikany. Momba ilay miaraka amiko amin'izao indray dia 2 herinandro eo ho eo taorinan'ny nahatratrarako azy ireo vao niaraka tamin'ilay sipa @'izao zah. Mino zah fa mazava aminao ny tiako ambara ry ni81


39. isalo ( 09/08/2008 06:12)
ni81:

Mbola tohizako kely ry isalo fa ianao izany dia tena mihevitra mihitsy hoe RAITRA sy LAFATRA ka tena nivarilavo ilay sipanao taloha? Ianao ve mba virijiny koa tamin'ny vao niaraka taminy sa? :roll:

Fomba fijerin'ny fiarahamonina io fa tsy zah, olo-tiako taloha izy ka mipetraka ato anatiko mandrakariva ny fanajana azy ary azo atao ny minamana. Olona no niteny io fa tsy zah. Momba ny amiko indray dia tsoriko aminao fa efa nisy olona niaraka tamiko talohany zany hoe tsy virjiny zah fa tsy hitako ny hilazany fa izy mbola virjiny nefa rehefa natoko ny fandinihana tao aorinan'ny rapport nataonay dia tsapako fa tsy izy izy. Ny tena tia ry ni81 dia tsy mametraka condition na mandainga fa raha ny fiarahan'olon2 no miorina ambony lainga dia tsoriko aminao fa tsy haharitra. Tsy tonga lafatra zah izany akory tsy midika fhoe rehefa tratrako nampirafy dia mbola hiafiko. @ maha lehilahy ary @'ny maha oul ahy ry ni81 dia miezaka ny hanana ny tsara. Ny olona rehetra dia mila io.


40. isalo ( 09/08/2008 06:16)
fahamarinana:

:arrow: ni :mba tiako loatra ilay teny hoe raitra... ,mahay teny gasy njiko an...:-*
Itovizako hevitra ihany koa ny voalazan'ny ni81....soa tokoa fa nisaraka nareo fa ny base-ny fiarahanareo tsy dia ao fa honohono sns...sns...sady efa ratsy tarehy moa ilay olona ? Sady ho lany vola manarama olona hitsikilo lava azy eo ianao .Moa ka tsy izany va ?....marina hany zany...(l).

lol ! ouf, mamely mafy ahy nareo, izay no antony nakaramako oul mba hialako @'ny honohono fa kosa mba misy preuve tangible.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092