Vhv malina kokoa raha mihoatra ny lhl eo @ fanafenanjavatra
1. haritianah
(
07/08/2008 10:08)
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny vavy sa inona no mahatonga zany? Marina vé zany?
novalian'i kalazagasy ny 17/08/2008 14:12
3. fahamarinana
(
07/08/2008 12:31)
:arrow: simplex : fahatokisana ve zany sa fahadondranana :-P(misy ho avy be dia be zao hi-commente avy eo,i ratonga ny 1er...:-D )...na revo mikarakara vehivavy hafa koa ny lehilahy ka matoky tena loatra ary tsy mahita ny ambany masony akory !!!.(l)
4. oOo
(
07/08/2008 13:15)
haritianah:
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny vavy sa inona no mahatonga zany? Marina vé zany?
Nisy akamako iray izay niteny ahy an'izao:
Cas anankiroa hono no mahatonga ny vhv hampirafy;
voalohany dia tsy ampy fitiavana izy ao antokatranony, faharoa dia ny sosy tsy ampy. Mety misy mahamarina an'izy roa ireo.
Ny lhl mampirafy indray ? Maro ny antony, fa ny anankiray no tena hitako goavana be: ny masony ...
@ fomba fijeriko lehilahy ny vhv mampirafy aloha dia toy izao: ela marina izy vao tratra satria izay zavatra angatahinao aminy ihany no omeny anao, ka ho sarotra ny ahita ny afenina satria ilay zavatra tiany ho azo aminao dia efa voafeno ary ambadika ary. Azo lazaina hoe sambatra izy.
Ny lehilahy kosa dia mora hita satria tia mirehareha (mampidera), indrindra @ akama!
Izay ny fomba fijeriko, raha misy diso dia ahitsio! lol
5. tess
(
07/08/2008 13:27)
haritianah:
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny vavy sa inona no mahatonga zany? Marina vé zany?
tsy misy anzany kosa e! misy lehilahy tena tsy kobo mitsy
6. ratonga
(
07/08/2008 14:05)
fa.......> zah tsy i komanty, marina ny vôlazanao sy tess :°) :-P :-D :-D
7. evasoa
(
07/08/2008 14:08)
1) fa manino mampirafy
2) tsy misy hoe ny lahy na ny vavy fa arakaraky ny tsirairay
samy mahay kotofetsy sy imahaka daholo
2) tsy misy hoe ny lahy na ny vavy fa arakaraky ny tsirairay
samy mahay kotofetsy sy imahaka daholo
8. fahamarinana
(
07/08/2008 14:09)
ratonga:
fa.......> zah tsy i komanty, marina ny vôlazanao sy tess :°) :-P :-D :-D
:arrow: iny ratonga o...fa tsy ni-commente o... :) (l)
9. ni81
(
07/08/2008 14:26)
Misy lehilahy tena mahay manafin-toetra mihitsy! Rehefa eo imason'i madamany izy ka eo koa ilay sipany ohatra dia mody tsy misariaka @ ilay vehivavy mihitsy fa olona hafa no hiresahana. Dia i madamany @ zany dia hoe: ny ahy io vadiko io hatokisako...nefa ary ambadika i ramose tsy azo atao ahoana mihitsy, fa toy ny saka manafin-koho fotsiny. :roll:
11. ratonga
(
07/08/2008 14:55)
mba atoroy ah wé ry kala-ni zany ramosé zany angalana toro-hevitra :°) :-D :-D
12. ni81
(
07/08/2008 14:59)
mba atoroy ah wé ry kala-ni zany ramosé zany angalana toro-hevitra:-D :-D :-D :-D ka tsy aty izay oul zay fa any dago kou!
14. ainaheri
(
07/08/2008 15:34)
Zany eo ihany fa ny sipa giravy raha hanafina sy handainga klé,ny bandy mora kobo fona,fa ny sipa refa hanafina zay izy hummm....aoka fotsiny,ary aza tratrany fa mody @ pataloha :-D :-D :-D
15. hery
(
07/08/2008 15:46)
Mahagaga tokoa fa ny vehivavy gravy raha hanafina amin'io lafiny io... kanefa ny vehivavy no tena be resaka (mpifosa sns).
Angamba noho ny tahotra no tena mahatonga azy hanafina. Matahotra hoe raha tratran'ny lahy dia ho fay.
Angamba noho ny tahotra no tena mahatonga azy hanafina. Matahotra hoe raha tratran'ny lahy dia ho fay.
17. Herimiafina
(
07/08/2008 16:18)
haritianah:
Raha mapitaha ny vavy sy lahy dia matetika raha ny vavy no mapirafy dia ela no sarotra zany vao tratrany lahy parcontre raha vao ny lahy no manao dé tratra vetvet fona? marina ve fa mailo kokoa ny vavy sa inona no mahatonga zany? Marina vé zany?
Samy mailo daholo ihany na lahy na vavy, saingy rehefa mampirafy na tiana na tsy tiana, dia misy zavatra miova foana amin'ny fihetsika noho ny heritreritra manenjika na koa noho ny saina tsy mitombina, ary izay tena mandinika ihany no mety hahafantatra.
Lafiny iray tokony ho fantatra koa dia ny vehivavy mampirafy mifidy tsara izay olona hampirafesany, olona tsy ahiana hitantara na hamoaka ilay zavatra. Matetika vadin'olona, satria iny manambady dia tsy maintsy ho mailo ihany koa. Olona tsy ampoizinao hiaraka aminy mihintsy.
Ny lahy indray tsy mifidy asiana hany ka rehefa tsy tratra amin'ny fiovan'ny fihetsiny izy dia ilay olona nampirafesany no hamadika azy tsimoramora (mamela trace amin'ny akanjo, mody manadino lokomena, sns)....
20. isalo
(
08/08/2008 10:02)
Tena marina io satria vao niainako vao tsy ela akory : Zah tena saropiaro ari teo no nahatratrarako azy. Vaofitaka ny maro satria malaza tsotra io sipako taloha io satria koa moa izy chorale ary secretaire ao mihintsy. Zah tsy fatatro fa toa misy hery ao anatiko tsy mamela ahy hipetraka fa misikotra foana nefa dia izaho indray no voagidragidran'ny RAR-ko ary ny RAR-niny milaza fa tsy manao izany ny zanany ny fianakaviko miteny fa tsy mampirafy zany koa izy satria koa moa tsoriko @-nareo fa tsy dia tiako loatra ny endrik'io sipako io fa noho ny toetrany araka ny fijeriko teo aloha no nanitona ahy mba hialako @'ilay ampirafesina, noho io hery ao anatiko io izay toa tsy mamela ahy hipetraka fa hikaroka ny marina na dia tsy nanova fihetsika mihintsy izy ary dia nitady lalana hisarahana zah f'saingy tsy nisy irika satria tsy tratrako eny fa na dia manakarama olona mihintsy zah. 99 andro an'azy anefa dia tsy nahaleo ny 1 androko satria tratrako nampiharaka ary tsy nisy resaka fa tonga dia niala zah tsy nampisafidy zah fa nalaiko izay nomeko sy novidiako ho azy satria mbola tsy vadiko nefa anie dia hoe @ oktobra izy ataoko vodiondry e! soa ihany. Ny reniny moa dia nanozona azy mihintsy teo imasoko fa tsy manitsakitsaka ahy ny zanany fa raha misy zany dia tsy ho vanona hono io zanany io (tena siora
loatra izy). Avy hatrany dia niala zah ary tsy nomeko chance fa vao maika navoakako teo imason'ny hanadahiny sy ny Rainy ny toetrany ary 2 semaine tonga dia nosoloiko ary tena tsara tarehy no nalaiko satria farafaharatsiny rehefa tsy misy toetra dia aleo ny tarehy no hanivanana azy. Ary ny tena mampahagaga ny olona mahita azy ilay lhl dia milaza fa inona no nahatonga azy hiaraka @'ilay lhl satria tena misy elanelana b mihintsy hono izao sy ilay lhl @'ny lafiny maro misy miteny mihintsy hoe lasa mivarilavo hono ilay sipako taloha fa bandy iny ve no hiarahana. Ho ahy tsy hiasako saina izany satria afaka ny gadrako satria sady efa ratsy tarehy no tsy misy fahaizana no tsy virjiny no niaraka tamiko ary indrindraindrindra ratsy toetra sy fitondra-tena.
Matetika ny lhl saropiaro dia tsy maintsy mahatrata ny vadiny na ny sipany mampirafy.
Azfd @ sipa rhtra f zany no nisy