Vhv malina kokoa raha mihoatra ny lhl eo @ fanafenanjavatra
42. isalo
(
09/08/2008 06:21)
fahamarinana:
:arrow: kalaza :ilay resaky isalo kosa anie ohatran'ny bli bli bla zany e sady tsy mazava...ni tsy tezitra zany fa ny fahamarinana no mivoaka amin'ny sorany...:) (l)
Azfdy raha tsy dia mazava loatra ho anao, efa niezahana ihany e!
43. isalo
(
09/08/2008 06:28)
kalazagasy:
ni sy fa : fantatro ka, za ko aza nahatsapa oe efa itany hatrany amboalohany fa ratsy sy tsy manampahaizana v dia mbola niarahany ihany, soa iany ary zany fa nisaraka fa ra tsy zany angamba dia ho lasa latsa isak'izay ifamaly any anivon'ny tokantrano any aoriana any. Fa indraindray ihany koa io dia vavan'ny olona vao avy nisaraka nefa ny any am-po mety mbola manembona ihany (na d efa tsy virj tsony aza ono le olona) . :-D :-D
Zava dehibe ry kalagasy ny fahendrena sy ny toetra ary io no tena nanitona ahy taminy saingy omeo raison ary zah hoe inona no mbola hijanonanako aminy e ? endrika tsoriko fa raha io dia tsy niaraka taminy zah, fahaizana toy izany koa. Fa hitako ny toetrany hoe tsy mamely dia ialao, tsy omeko tsiny ianareo satria raha omeko anareo @'ny antsimpirihany ny tantara dia hazava aminareo. Manembona tsoriko fa misy izany saingy miha mihena.
44. isalo
(
09/08/2008 06:36)
ni81:
ni sy fa : fantatro ka, za ko aza nahatsapa oe efa itany hatrany amboalohany fa ratsy sy tsy manampahaizana v dia mbola niarahany ihany, soa iany ary zany fa nisaraka fa ra tsy zany angamba dia ho lasa latsa isak'izay ifamaly any anivon'ny tokantrano any aoriana any. Fa indraindray ihany koa io dia vavan'ny olona vao avy nisaraka nefa ny any am-po mety mbola manembona ihany (na d efa tsy virj tsony aza ono le olona) .Ka ohatrany tsy nahita hiarahana izy t@ voalohany angamba dia niaraka t@ io vehivavy io, dia avy eo nahita ity voalaza fa tsara tarehy, dia nitady ny hirika rehetra hialana t@ ty voalohany amin'izay. Dia rehefa nisaraka dia lazaina daholo izao rehetra izao hoe: tsy virijiny e, tsy manam-pahaizana e, ratsy tarehy e :roll: nefa aza saika hanao vodiondry @ OKTOBRA? 8O
Tsoriko @'-nao ry ni81 fa tezitra amiko ianao. Niarka t@-na vhv iray zay zah talohany ary rehefa mety lhl dia tadidio fa ny endrika sy ny bikanareo vehivavy no manintona azy voa1 ny fijerena toetra manaraka ihany. Saingy nampirafy io ary zah tsy ekeko zany satria zah tsy mampirafy raha samy mano dia tsy olana. Mpinamana kosa ny RAR-io vehivavy izy vao nisaraka tamiko vao
haingana io ary namako koa izy taloha ka na dia tsy nanintona ary ny endriny sy ny bikany dia tsoriko fa nandresy lahatra ahy ny toetrany, raha napoiziko hisy voay ve ilay rano di mbola hitsoboka zah ?
45. isalo
(
09/08/2008 06:45)
haritianah:
isalo; salam ts milay alou raha amiko lé fikanao owé refa misy ny ts ifanarahana dé mivoaka dolo zao retra zao nefa tao ihany teo alou.Ny olombelona rehetra ts parfait.Niaraka t@ enao ts naita reo retra reo kanjo refa ts tafa ny anareo de maita atram owé ts virj lé sipa.
Indrindra alou raha zà manokana zan bandy manendaka zé zvtr novidiany t@ lé sipany zan dia midika amiko ts dia bandy mendrika ko satria efa nafoinao vidina ho azy reny toiny nahafoizany zé zvtr retra teny aminy nomeny anao...Ka maninona no endahana kosa(mety azontsika angamba ny tiako lazaina).
:-D :-D :-D
Teo anivon'ny fianakaviana shirana izy ry haritianah à ! ary ny tena erreur-ko dia ny nividianako ireo satria tsy fahitany ary rehefa azony dia nitondra azy ho any @'ny fijejojejona, tsy hitako zay natao satria toa nano,e basy hitifirana ahy ihany zah satria nampiova ny toetrany izany. Efa nafoiko azy ireny na dia nalaiko ary saingy tsy izao intsony no naka fa ny Reniny no namerina satria menatra t@'ny nataon-janany. Tsy mendrika hoy ianao, marina izany ary ekeko. nanenina mints zah nividy ireny ho azy satria nitarika zvtra ratsy ho azy. Ny boky fianarana dia naveriko soamatsara.
46. isalo
(
09/08/2008 06:49)
ni81:
ni sy fa : fantatro ka, za ko aza nahatsapa oe efa itany hatrany amboalohany fa ratsy sy tsy manampahaizana v dia mbola niarahany ihany, soa iany ary zany fa nisaraka fa ra tsy zany angamba dia ho lasa latsa isak'izay ifamaly any anivon'ny tokantrano any aoriana any. Fa indraindray ihany koa io dia vavan'ny olona vao avy nisaraka nefa ny any am-po mety mbola manembona ihany (na d efa tsy virj tsony aza ono le olona) .Ka ohatrany tsy nahita hiarahana izy t@ voalohany angamba dia niaraka t@ io vehivavy io, dia avy eo nahita ity voalaza fa tsara tarehy, dia nitady ny hirika rehetra hialana t@ ty voalohany amin'izay. Dia rehefa nisaraka dia lazaina daholo izao rehetra izao hoe: tsy virijiny e, tsy manam-pahaizana e, ratsy tarehy e :roll: nefa aza saika hanao vodiondry @ OKTOBRA? 8O
Ouf mbola tztra ihany, inona moa no olana raha ratsy tarehy, tsy virj...sns, ny toetra no maha oul ka io no zavadehibe,zah tsy tia milalao fa izy tiako nahoana moa no tsy ho vadiko ary izay no ilaina ny fizahantoetra alohan'ny fanambadiana fa tsy jamban'ny fitiavana.
47. ni81
(
09/08/2008 06:50)
Tsoriko @'-nao ry ni81 fa tezitra amiko ianao. Niarka t@-na vhv iray zay zah talohany ary rehefa mety lhl dia tadidio fa ny endrika sy ny bikanareo vehivavy no manintona azy voa1 ny fijerena toetra manaraka ihany. Saingy nampirafy io ary zah tsy ekeko zany satria zah tsy mampirafy raha samy mano dia tsy olana. Mpinamana kosa ny RAR-io vehivavy izy vao nisaraka tamiko vaoTsy tezitra aho fa nalahelo ny nanaovaonao azy fotsiny kah!
haingana io ary namako koa izy taloha ka na dia tsy nanintona ary ny endriny sy ny bikany dia tsoriko fa nandresy lahatra ahy ny toetrany, raha napoiziko hisy voay ve ilay rano di mbola hitsoboka zah ?
48. isalo
(
09/08/2008 07:05)
Nahafinaritra ny adihevitra na dia nisy vali-teny nahatohina ary, amiko indrindra ho an'ny olona tsy mampirafy dia tsarovy fa raha misy olona 2 miaraka ny iray manaja ary ny iray mampirafy dia tadidio fa efa misy fahasamihafana ireo, misy ny mandefitra ary io kosa dia hiderako ny vhv satria izy ireo no tena mahavita milefitra na dia tsy manao ary fa ny lhl kosa tonga dia miala ary manova satria izay ilay ambom-po dehilahy. Fo iray ho an'ny oul 1 iray nataon'Andriamanitra ka tsy tokony hitempo fity hafa tsy oul 1 koa.
@-ko dia ny vehivavy dia mahay manafina. Raha mahatadidy ianareo t@'ny tenin'i Rose @-n'ny titanic hoy izy hoe " le coeur d'une femme est comme un ocean ", sarotra takarina ny eritreretiny sy ny ao am-pony fa tsarovy kosa anefa fa raha zvtra ratsy no kotrehana dia ny soratra masina aza dia milaza fa tsy misy takona izay tsy ho hita na mihafina izay tsy aseho. Ka tandremo ho an'izay manana saina ratsy.
Ho an'i haritianah manokana logique be ny teniko satria izay tiana hono mitombo tarehy ary rehefa tsy tiana kosa dia vao maika haratsina, tsy mety io fa saingy ekeo aloha satria noratraina ny foko.
Aza stiny ry zareo f zay no nisy

49. isalo
(
09/08/2008 07:16)
ni81:
Tsoriko @'-nao ry ni81 fa tezitra amiko ianao. Niarka t@-na vhv iray zay zah talohany ary rehefa mety lhl dia tadidio fa ny endrika sy ny bikanareo vehivavy no manintona azy voa1 ny fijerena toetra manaraka ihany. Saingy nampirafy io ary zah tsy ekeko zany satria zah tsy mampirafy raha samy mano dia tsy olana. Mpinamana kosa ny RAR-io vehivavy izy vao nisaraka tamiko vaoTsy tezitra aho fa nalahelo ny nanaovaonao azy fotsiny kah!
haingana io ary namako koa izy taloha ka na dia tsy nanintona ary ny endriny sy ny bikany dia tsoriko fa nandresy lahatra ahy ny toetrany, raha napoiziko hisy voay ve ilay rano di mbola hitsoboka zah ?
ni81 ! raha ny havanao no tratran'izany nahazo ahy izany nefa tsy mba napirafy akory. Tsy mangataka aminao zah hoe hamarino fa na ny nataoko ary nisy tsy nety fa nafana loatra ny foko fa sationany ito. Amin'izao dia ny Maman'io sipa niaraka tamiko io no miteny amin'ny oul zay fatatro fa tsy vao2 aminy intsony io oul miaraka @'ny zanany io fa efa fatatr'izy ireo nefa nandritran'ny niarahako t@'ny zanany naninona izy no mangataka vodiondry ?
Mba valio io fa tiako hita mints ny valiteninao. Raha ny fitiavako azy dia tsoriko fa 100% nampalahelo ve zany sa tsia satria ilay partenaire-ko dia nizara fitia ?
50. ainaheri
(
09/08/2008 07:34)
Njainjai:
Bandy amateur matoa kobo zany, ilaina experience ko nge io taranja io e
Zany an,za mba ampenaro nama aa :roll: :P
51. Njainjai
(
09/08/2008 09:12)
ozy nama oe
ts mila enarana io nama fa hay oazy sady mivoatra miandalana eny fona ry nama arakaraky ny toedraharaha misy a.
ainaheri:
mba ampenaro nama aa
ts mila enarana io nama fa hay oazy sady mivoatra miandalana eny fona ry nama arakaraky ny toedraharaha misy a.
52. fahamarinana
(
09/08/2008 10:40)
isalo:
Azfdy raha tsy dia mazava loatra ho anao, efa niezahana ihany e!
:arrow: tsy misy fady e,rehefa tsy tohina amin'ny fomba fitenko dia ok.. :) (l)
53. ni81
(
09/08/2008 14:18)
ni81 ! raha ny havanao no tratran'izany nahazo ahy izany nefa tsy mba napirafy akory. Tsy mangataka aminao zah hoe hamarino fa na ny nataoko ary nisy tsy nety fa nafana loatra ny foko fa sationany ito. Amin'izao dia ny Maman'io sipa niaraka tamiko io no miteny amin'ny oul zay fatatro fa tsy vao2 aminy intsony io oul miaraka @'ny zanany io fa efa fatatr'izy ireo nefa nandritran'ny niarahako t@'ny zanany naninona izy no mangataka vodiondry ?Raha toa ka nahafantatra ireo RAD-ny fa namitaka anao ilay zanany dia tena tsy nety ny nataony, ary tena miray tsikombakomba @ ratsy izy, fa ny nahatonga azy hangataka anao hanao vodiondry angamba dia misy tombony hitany kokoa teo aminao (toetra, fitiavana, fananana...)Ka raha ny havako no tratra toa anao io, dia izao no teniko hoe: misaraha fa vao manomboka ve dia efa izany sahady no ataony? Mbola aiza ity fiainana?
Mba valio io fa tiako hita mints ny valiteninao. Raha ny fitiavako azy dia tsoriko fa 100% nampalahelo ve zany sa tsia satria ilay partenaire-ko dia nizara fitia ?
Nisy anadahiko niaraka t@ vehivavy. Raha ny resaky ny olona tao an-tanàna dia maditra io zavavy io. Volana maro² taty aoriana dia nilaza fa bevohoka izy. Tsy mbola ampy 18 ans tsara izy t@ zay, ary tonga ny reniny dia niteny t@ anadahiko hoe: ahoana izao fa ianao manodina zaza tsy ampy taona. Dia ilay anadahiko tsy nandray fanapahan-kevitra teo no hoe eo fa nanontany ny hevitr'olona maro. Dia raikitra fa hangatahina rakalakely; kanjo nisy fety tao @ FKT dia nisy oul nilaza taminay hoe ary ilay ho zaobavinareo miaraka @ bandy ary @ fety. Dia zà namaly hoe oul ve tsy hiresaka e! Fa lasana ilay anadahiko nisefosefo nandeha nijery ilay kala tany fa dia niaiky izy ireo fa hoe miaraka.Tonga dia rava hatreo ny zavatra rehetra saika hatao. Teraka ikalakely tato aoriana fa tsy nety ilay zaza.
Ka rehefa nazavainao ry isalo dia mazava aminay @ zay a! Tsy misy tezitra eo fa hevitra no ampiadiana. :)
54. kalazagasy
(
09/08/2008 15:26)
Isalo : Ok. Saingy zao fotsiny, matoa enao miaraka @ olona iray dia tsy maintsy misy point iray farafaharatsiny itiavanao azy, ny toetrany moa izany araka ny voalazanao, ny hitako tsy nety t@ fomba nilazanao azy dia ny famakiana bantsilana ny défaut-ny rehetra teto, tokony hoe ny fahadisoam-panantenanao teo @ toetrany fotsiny no nasehonao fa tsy niresaka haratsian-tarehy sy ny tsy fahaizana sns..., zao zao raha mba misy olona mba taratara @ ps-nao eto @serasera dia matahotra satri tsy maintsy hieritreritra fa rahatrizay hisy ny tsy fifankazahoana dia ho apoitranao eto daholo indray koa ny défaut-ny, fantatra anefa fa tsy misy olona "parfait(e)" eto ambonin'ny tany.
Zay fotsiny fefa mazava eh.
Zay fotsiny fefa mazava eh.
55. ni81
(
09/08/2008 15:31)
ts mila enarana io nama fa hay oazy sady mivoatra miandalana eny fona ry nama arakaraky ny toedraharaha misy a.ary sao dia izany kosa ary no tsy mamparisika ilay ngetroka be ao Bira e! :lol:
57. haritianah
(
09/08/2008 22:23)
kalaza lahy; marna mitsy zany; zà zao tena kiv be ko nahita lé owé nalaiko dolo ny zvtr retra tany aminy izay novidiko.Akanosandehilahy zany amiko.Efa nafoinao ho azy reny dia ts dé tsra loatra angamba refa misy ny ts fifankazoana aty aoriana dé wé alaiko dolo indray.
58. fahamarinana
(
10/08/2008 09:19)
kalaza:
dia ho apoitranao eto daholo indray koa ny défaut-ny, fantatra anefa fa tsy misy olona "parfait(e)" eto ambonin'ny tany.
:arrow: ary maro no manao toa io an...marina fa tsy tiana intsony fa ny hanaratsy tahaka izao na inona hatezerana toa tsy mety ihany koa...amiko aloha an...
isalo :soa fa nahita hafa ianao zany dia aza haratsiana intsony raha sanatria ka tsy tafa e...raha mety moa dia mahareta hatramin'ny faran'ny farany:) (l) .
59. kelly13
(
10/08/2008 20:11)
mba hanaovu compte rendu azafady fa tena misy lavabe tsy hay vakina fa mamono yeux :?
60. BOYSGOSS
(
12/08/2008 07:06)
fahamarinana:
kalaza:
dia ho apoitranao eto daholo indray koa ny défaut-ny, fantatra anefa fa tsy misy olona "parfait(e)" eto ambonin'ny tany.
:arrow: ary maro no manao toa io an...marina fa tsy tiana intsony fa ny hanaratsy tahaka izao na inona hatezerana toa tsy mety ihany koa...amiko aloha an...
isalo :soa fa nahita hafa ianao zany dia aza haratsiana intsony raha sanatria ka tsy tafa e...raha mety moa dia mahareta hatramin'ny faran'ny farany:) (l) .
Misaotra anao alou niteny io e! ny fo hono rano mafana, efa manomboka tony ny tenako misaotra e! niniana naseho ny pseudo-ko mba tsy hisy miafina. Tsy manamarintena @-nao zah kalaza fa fotsiny misy anie ny mahavita ratsy lavitra noho ireny e. Ao ny mamono tena, ao ilay oul mihintsy sy ny miaraka aminy no vonoiny. Tsy maintsy noteneniko t@'ny RAR-ny ny toetrany mba ahafahany manitsy azy ary izay no ilaiko na dia tsy misy fiarahana ary satria averiko fa olo-tiako taloha izy ka alahelo ihany aho raha misy mahazo azy. Marina ny an'i ni81 fa tokony ilay toetra no nolazaiko fa tsy ny endriny na ny fahaizany na ny ...sns. Averiko fa tsy mendrika io nolazaiko io saingy rano raraka tsy azo raofina.