Mitovy fanoratra fa tsy mitovy dika

61. ni81 ( 11/08/2008 13:04)
sarona = tratra (sarona tao ireo mpangalatra)
sarona = zavatra apetraka eo ambony (apetao oe iny ho mba ho sarona eo)
62. ni81 ( 11/08/2008 13:29)
voanjo = fihinana ( tsara ny bonbon voanjo )
voanjo = fomba filazana an-dry zareo mpanjana-tany taloha
63. ikaretsaka ( 12/08/2008 04:07)
karana= karandoha
karAna=ireo betsaka ery Tsaranalalana ary

manohana=mikkaly
manohana=manosika hat rato aoriana(rehefa manao polirika)
64. RATOVOARY ( 12/08/2008 05:00)
=D> =D> =D> =D> =D> =D>
Tena mpandalina daholo kay ireto namana serasera ireto.
Ty ndray aloha mitovy fanonona fa tsy mitovy dika e!

Vitsy = milaza antontan'isa
Vi(n)tsy = Anaram-borona hita eny amoron-drano.

65. rova30 ( 12/08/2008 15:59)
vendrana:zava-maniry anaty rano, fanaovana rary.
vendrana:tsy fahampian\'ny fisainana


takatra:anaram-borona
takatra:mora hatonina
66. yonikafopl ( 12/08/2008 17:36)
=D> =D> =D> =D> =D>
Za mba nieritreritra fa toa efa voasoratrareo doly ze mba tonga ato antsaiko :(
[Hoy Hery]voa: voa (nasiana)
voa: voa (taova)[/quote]
voa: voankazo

marenina : sembana tsy maheno
marenina: fitenin-dry bebe isany rehefa mampangina ankizy mitabataba ( mba marenina re rankizy aaa)

vanditra: faritra rehefa avy kapohina ( asa ra azonareo antsaina)
vanditra : na vinitra , tezitra




67. rova30 ( 12/08/2008 18:04)
dia:haleha(mbola lavitra ny dian-tsika)
dia:ny faniriko dia ho any Madagasikara
68. ni81 ( 13/08/2008 06:05)
rendrika = torimaso lalina
rendrika = latsaka anaty rano (rendrika an-dranomasina ilay sambo)
69. kalazagasy ( 13/08/2008 09:05)
maina = fohana d lasa mahabe sentimaka
maina = makiana # lena
70. ni81 ( 13/08/2008 09:11)
maina = fohana d lasa mahabe sentimaka
io izao d tsy teny gasy ofisialy fa tenin-jatovo :lol: :lol:
71. ni81 ( 13/08/2008 09:15)
manja = filazana oul tsara tarehy
manja = ilay misy @ fitaratra fitarafana iny
manja = anaran-tanàna iray any madagasikara any
72. ni81 ( 13/08/2008 09:21)
vizana = ilazana harerahana rehefa avy nanao asa iray
vizana = tenin-jatovo ilazana zavatra iray efa ratsy (vizana be iny fiara iny izany)
73. ni81 ( 13/08/2008 18:13)
fotsy = loko
fotsy = ilazana zavatra lany (nilalao daomy i Rakoto ka fotsy tao mihitsy)
74. rova30 ( 13/08/2008 20:44)
katsaka: hani-kotrana
katsaka: mi-(katsaka)= mitady
75. Bita ( 16/08/2008 14:03)
may: volana may
may: voadoro

Pate: oh: spaghetti
Pate: tongotra biby (oh: saka, aliaka,...)
76. rova30 ( 18/08/2008 19:18)
mamosavy: filaza ny saka bevohoka
mamosavy: manao ratsy ny hafa

manonta: manangona vary eny antanimbary
manonta: manao ny voarara = mandika lalàna

tonta: trotraka

tanjaka: hery :)
tanjaka: ftt mitanjaka = miboridana :oops:

maniry: manantena fatratra
maniry: ( voly ) ohatra na koa volo = miroborobo
77. yonikafopl ( 19/08/2008 08:58)
manonta: manao ny voarara = mandika lalàna


manota ngamba no tokony ho izy , ftt OTA
78. fahamarinana ( 19/08/2008 09:34)
kalaza:
maina = fohana d lasa mahabe sentimaka

:arrow: kalaza :mahalasa domelina hoe .. :)
Tsa mahita soratana dia miala tsiny fa tsetsatsetsa tsy aritro iny.. :) (l)
79. ikaretsaka ( 20/08/2008 05:19)
mipoly=mijery
mipoly (polipolesina)
mipoly (miverina @ teny tandroy, bara, antanosy sy iny faritra atsimo andrefana rehetra iny)

tonga de avatako rangahy an

kapa =kiranil sy scoubidou
kapa=diky, firinga,

pasy=ilay @ baolina ireny
pasy=i pasitera

Mofo=kaly (hanina)
mofo =kaly( le voatohana @ basikety iny)
80. ikaretsaka ( 20/08/2008 05:21)
mivalana=hira na zavamaneno diso naoty
mivalana=ilay ataonao ao an-kabone ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242