Mitovy fanoratra fa tsy mitovy dika

41. ni81 ( 10/08/2008 09:21)
Milay be a! sady bonne nuit anao alina iny
ka diso fipetraka ilay izy kou! tokony mba ho toy izao :-*
42. kalazagasy ( 10/08/2008 09:27)
ka diso fipetraka ilay izy kou!

Tsy maninn re zany e, sady tsy haiko koa ny dikan'io sary iray io. :lol:
43. ni81 ( 10/08/2008 09:32)
44. ni81 ( 10/08/2008 09:50)
hanina = sakafo
hanina = alahelo
45. rova30 ( 10/08/2008 14:59)
tsiriry=anaram-borona
tsiriry=ahitra, zava-maniry
46. rova30 ( 10/08/2008 15:12)
omby:(ombilahy mazava loha...ho tsara mandroso ho tsara miverina) ohatra!
omby:sahaza ny toerana iray.(omby ao ve io?)
47. ni81 ( 10/08/2008 15:59)
avona = fihetsika (avona no nasetriny ny teniko)
avona (misy tsindrim-peo eo @ o)= avona no mahatsara io tady io

48. kalazagasy ( 10/08/2008 16:28)
ni : tiko be ny vhv intelligente.
za tsy nahita tsony.
49. hery ( 10/08/2008 16:34)
lanilany: tsy tena lany
lanilany: lé ao ambava

manga: loko
manga: voankazo

voa: voa (nasiana)
voa: voa (taova)




kalazagasy> hors sujet eto zany :-)

50. hery ( 10/08/2008 16:37)
andry: ftt miandry
andry: eo afovoan-trano

kaly: sakafo :-)
kaly: tohana

fehy: fehezana
fe: (mitovy fanonona fa tsy mitovy dika)
51. ni81 ( 10/08/2008 16:46)
ni : tiko be ny vhv intelligente.
:)
tsilo = misy @ raozy
tsilo = fitenin-jatovo (caca) :-D :-D :-D :-D
52. ni81 ( 10/08/2008 16:50)
fotaka = tany malemy be (rehefa avy ny orana dia feno fotaka)
fotaka = fomba filazàna ny varatra (nilatsaham-potaka ilay hazo)

53. kalazagasy ( 10/08/2008 16:51)
hery> ary sefo kay mbola nahita bobaka be d notsitsiana tany ambadika tany. :lol:
54. kalazagasy ( 10/08/2008 16:53)
valo = isa 8
valo = ftt mivalo (mifona)
55. kalazagasy ( 10/08/2008 16:55)
Efa = Efa oe tsy haiko ny milaza azy
Efa = manonitra, mandoa vola (efaina)
56. kalazagasy ( 10/08/2008 16:58)
Vao = Vao lasa izy dia tonga aho
Vao = tsy tonta fa jòjòpil
57. ni81 ( 10/08/2008 17:16)
tavy = fanaon'ny mpamboly any Tamatave
tavy = toe-batana
tavy = fitaovana (ataovy anaty tavy io voninkazo io)

58. Kapistra ( 10/08/2008 19:46)
Poritra= te hivoaka (oh: poritra i rabazy)
Poritra=Voatsindry (oh: poritra tao ilay kiraro nike)
hery:
mitovy fanonona fa tsy mitovy dika


Mety ve 'reto:
Metisy sinoa tonga androany
Mety hisy sinoa tonga androany

Misy tantely
Miss Tantely

59. rova30 ( 10/08/2008 21:30)
angatra:avelo
angatra:aretina

masiaka: toetra(lozabe)
masiaka:tsiro==sakay==(lozakely)

masina: tsiro(sira...)
masina:filazana olona na toerana na koa zavatra, manan-kasina; tsy azo lotoina,fanaja!


volo:maniry atampondoha
volo(volosy)maniry amin'ny tany

60. rova30 ( 10/08/2008 21:40)
soroka: eo analanelan'ny sandry sy ny tenda
soroka:fototeny/miahy ny tsy ho voa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0779