Mitovy fanoratra fa tsy mitovy dika
21. Zozoro
(
09/08/2008 09:35)
Tany = ity tany diavin-tsika ity
Tany = manondro toerana (tany Tanà aho)
Eny = milaza fanekena
Eny= manondro toerana (eny ambony eny)
Tany = manondro toerana (tany Tanà aho)
Eny = milaza fanekena
Eny= manondro toerana (eny ambony eny)
22. nacl
(
09/08/2008 11:25)
hihihihi mampiasa saina be kosa a!mety mitsy
aty=manondro toerana (miaraka@ tsindrim-peo)
aty=taova
aty=manondro toerana (miaraka@ tsindrim-peo)
aty=taova
23. ni81
(
09/08/2008 12:07)
hihihihi mampiasa saina be kosa a!mety mitsyefa voalaza teo @ faha 18 :)
aty=manondro toerana (miaraka@ tsindrim-peo)
aty=taova
24. ni81
(
09/08/2008 14:36)
ni81 : mahay an!tsy dia hoe mahay fa mba milalao kah! :)
resy = ilazana ady ifanaovan'ny roa tonta (resy ny mpilalao baolina)
resy = ilazana toetran'olona iray (resy tokoa Rakala fa misaringotra vori-damba)
sivana = fampiasa hanalana ny vato @ vary ho totoina
sivana = safidy (ny olona hanao hanao zandary dia izao no sivana atao...)
25. ni81
(
09/08/2008 18:11)
holatra = faritra avy naratra (misy holatra eo @ tongony)
holatra = sakafo (holatra sy akoho no laokanay)
kapoaka = boaty (kapoakan-dronono)
kapoaka = hazo maniry fanao sesik'ondana
volana = manazava eny @ lanitra
volana = ny andro sy alina mifandimby (janoary-desambra)

26. kalazagasy
(
09/08/2008 20:42)
Ary mety ity fa tsy haiko :
kapa = ilay fitondra @ tongotra solon'ny kiraro
kapa = ilay arotsaka any WC
mety ve io ? :-D :-D :-D
kapa = ilay fitondra @ tongotra solon'ny kiraro
kapa = ilay arotsaka any WC
mety ve io ? :-D :-D :-D
27. ni81
(
09/08/2008 20:45)
Ary mety ity fa tsy haiko ::-D :-D :-D
kapa = ilay fitondra @ tongotra solon'ny kiraro
kapa = ilay arotsaka any WC
mety ve io ?
29. ni81
(
09/08/2008 20:58)
ni : menatsa be za fa mémézanaomampmé lay filazanao azy ange hoe: ilay arotsaka any WC e! :-D
30. kalazagasy
(
09/08/2008 21:08)
mampmé lay filazanao azy ange hoe: ilay arotsaka any WC e!
za ary efa mba lany 15mn nieritreritra io fomba ilazako azy io mba tsy hanoratako an'ilay teny tokana tena mahalaza azy. :-D
31. ni81
(
09/08/2008 21:13)
za ary efa mba lany 15mn nieritreritra io fomba ilazako azy io mba tsy hanoratako an'ilay teny tokana tena mahalaza azy.=)) =)) =))
32. ni81
(
09/08/2008 21:20)
foko = taova ao anaty (midoboka ny foko)
foko = karazana sa tsy dia haiko ny filaza azy (misy foko 18 ao madagasikara)
foko = karazana sa tsy dia haiko ny filaza azy (misy foko 18 ao madagasikara)
33. ni81
(
09/08/2008 21:31)
mamono = mikapoka (mamono ankizy foana i Balita any am-pianarana)
mamono = mamono (nisy nindrana namono akoho i fama fa tsy nety :lol: )
mamono = mamono (nisy nindrana namono akoho i fama fa tsy nety :lol: )
37. ni81
(
10/08/2008 08:49)
sambatra = faniriana anaty (sambatra ianao nandeha tany amerika)
sambatra = fety antambahoaka isaky ny 7 taona (didim-poitra)
sambatra = fety antambahoaka isaky ny 7 taona (didim-poitra)
39. ni81
(
10/08/2008 09:06)
ni : d lazao ndray fa tsy mety na mapmé io fanazavako azy milay be io.ilay oroka indray no nampmé teo