raha misy

81. cutie ( 30/07/2008 22:49)
:-D
82. ikaretsaka ( 31/07/2008 02:52)
fijo:

hi hi hi nareo midahy koa de tsssss.

lery tokoa anie ry ika tsy mbola tena azo antoka fa nitsangana e.hatramin'izao aloha dia ny mpianany ihany no mbola nilaza fa nahita azy nitsangana.izay antony izay anefa tsy mandresy lahatra ny rehetra.satria raha ny lojika,dia tokony ireo mpanenjika azy no nisehoany voalohany hoe "novonoinareo aho,inty aho velona indray"



niseho t@ le marasily izy fa nomen'ny jiosy vola le marasily miandry fasana mba tsy hikozikozy ka
malaza be any jerosalema io plasy io ary misy diany mihitsy sy le vola nomena ny marasily romanina any
83. cutie ( 31/07/2008 16:10)
zany an :-D
84. fijo ( 31/07/2008 21:03)
hi hi hi ,aoka letsy,sao dia nomena vola le marasily tsy hiteny hoe nalaindry zareo le fatiny?????
85. cutie ( 31/07/2008 23:45)
:-D :-D :-D :-D :-D
86. fijo ( 01/08/2008 21:53)
izay no lojika kokoa mantsy aloha ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2768