raha misy

61. cutie ( 22/07/2008 21:16)
hay
fomba moderna sa fomba gasy =))
62. fijo ( 22/07/2008 21:21)
fomba hafakely
63. cutie ( 22/07/2008 21:30)
in zany
64. fijo ( 22/07/2008 21:36)
tsy mbola misy mahay io ka,tsyazo resahina imasombahoaka.
65. cutie ( 22/07/2008 21:54)
:-D :-D :-D :-D
ary ndray aza
66. ikaretsaka ( 22/07/2008 23:32)
fijo:

mino aho ry zareo,fa raha misy amin'izao fotoana izao,lehilahy iray manao sy manatanteraka izay fiainan'i jesoa rehetra,dia ianareo mpino ihany no hanenjika azy voalohany.


eo @ le nitsangana t@ maty letsy no ahiako hoe tsy misy manhavita an
67. fijo ( 22/07/2008 23:40)
izay aloha dia tsy hisy mihintsy e,marina ny an'ialahy.
68. cutie ( 23/07/2008 23:27)
eo @ le nitsangana t@ maty letsy no ahiako hoe tsy misy manhavita an

ka efa we tsy possible mitsy zany. Za ndray aza ato manontany tena we tena nitsangana marina ve izy :-D :-D :-D :-D :-D :-D sa angano angano fotsiny hampandry adrisa :-D sy propagandy fotsiny :-D
69. fijo ( 24/07/2008 20:40)
shuuuutttt mangina eo ndry sao bedy eo.lery anie tany tuliary no maty e,de nitsangana.
70. ikaretsaka ( 24/07/2008 21:42)
tena tsy hitako ny adiresin'ilay romanina niandry fasana ry cutie fa raha hitako dia nolazaiko ndroky hoe ndana izy anontanio
71. cutie ( 24/07/2008 22:47)
fijo [ Valio ] 24-07-2008 22:40:15
Lohateny : Re : raha misy
shuuuutttt mangina eo ndry sao bedy eo.lery anie tany tuliary no maty e,de nitsangana.

aleo alou za tsy hino fa fa mandrebireby fotsiny ry pasitera sy ry mopera sy ny tariny :-D :-D :-D :-D
72. ikaretsaka ( 24/07/2008 23:04)
andremo ahodina ny zanak'i pasy aza ka entiny mangalatra otoradiokasety eo ko
73. cutie ( 24/07/2008 23:15)
koa raha tsy we mino an'i jesoa vo hahalala ny tsara sy ny ratsy :-D
74. fijo ( 25/07/2008 20:06)
hi hi hi nareo midahy koa de tsssss.

lery tokoa anie ry ika tsy mbola tena azo antoka fa nitsangana e.hatramin'izao aloha dia ny mpianany ihany no mbola nilaza fa nahita azy nitsangana.izay antony izay anefa tsy mandresy lahatra ny rehetra.satria raha ny lojika,dia tokony ireo mpanenjika azy no nisehoany voalohany hoe "novonoinareo aho,inty aho velona indray"
75. cutie ( 25/07/2008 23:35)
ka zay nge raha we olombelona izy, tsy nisy nitsangana t@ maty tampotampoka eo izany. Ny mpaminany rehetra nga nisy nitsangana t@ maty daholo??? Propagandy fotsiny wa, raha tsy nitsangana mantsy izy, tsy ho nisy mitsy ny finoana Xstiana :lol:
76. fijo ( 26/07/2008 20:31)
izay indrindra.ny mpianany dia natahotra mafy ha hirava sy hiparitaka hateo amin'io fahafatesany io ilay "sekta"nijoro.ka nitady hevitra ry zareo ahafahana manohy io firehana io.ka hany sisa hevitra hita dia ny filazana fa nitsangana tamin'ny maty izy.
teo izany dia nikaroka fika ry zalahy,ka mety nesoriny tao ilay vatana de nalebiny tany ambadika tsy hay tany.

de avy eo nolazain afa nisy nahita azy ry zareo mpianany.ary tsy nisy hafa nahita azy fa ry zareo ireo ihany.
77. cutie ( 29/07/2008 17:12)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
78. fijo ( 29/07/2008 21:27)
jereo anie raha tsy mivanitika le sakakely e
79. marindra ( 30/07/2008 13:44)
:-D :-D :-D :-D :-D
ka mitovy hevitra isika koa
80. fijo ( 30/07/2008 20:24)
ny saka sy ny alika aza izany mitovy hevitra ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049