raha misy

21. fijo ( 19/07/2008 20:12)
hay ndry tsy nahita koooo,aza mino izay tsaho lazain'ny olona fa sao very
22. cutie ( 19/07/2008 20:13)
I don't believe in him anyway :-D
23. fijo ( 19/07/2008 20:17)
tsy mahay teny ngilisy aho,fa "believe in me" ary
24. cutie ( 19/07/2008 20:18)
"believe in me"

sure :-D
25. fijo ( 19/07/2008 20:23)
za mantsy tsy dia mahay io teny ngilisy io fa mba manipitsipy eny
26. pissoa ( 19/07/2008 20:23)
fijo:

pissoa an,fa mino izany pissoa fa tena devoly koa ilay niresaka sy naka fanahy an'i rajesoa tamin'izy nikaremy 40 andro???sa rehefa jiosy de tena devoly fa raha gasy dia tsy tena izy fa devoly vita gasy???

Iza @ ireo no tianao ho valiako voalohany ? :-D :-D :-D :-D :-D
27. cutie ( 19/07/2008 20:24)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-07-2008 22:23:14
Lohateny : Re : raha misy
za mantsy tsy dia mahay io teny ngilisy io fa mba manipitsipy eny

za koa ka :-D
28. fijo ( 19/07/2008 20:29)
hi hi i hay vyyy
29. cutie ( 19/07/2008 20:30)
ie :-D
30. fijo ( 19/07/2008 20:35)
de akory zany ro hatao any??
31. cutie ( 19/07/2008 20:37)
not talking :-D
32. fijo ( 19/07/2008 20:38)
fa tanana no ahetsiketsika eny izany
33. cutie ( 19/07/2008 20:40)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
miteny gasy za
34. fijo ( 19/07/2008 20:41)
tssssssss
35. cutie ( 19/07/2008 20:46)
hihihihihihihihi
36. fijo ( 19/07/2008 20:48)
alaindravalo any ndry fa
37. cutie ( 19/07/2008 20:51)
za efa hifindra any kangaro zao koa :-D
38. fijo ( 19/07/2008 20:53)
hay vao miha manalavitra izany
39. cutie ( 19/07/2008 20:55)
ie :-D
40. fijo ( 19/07/2008 20:58)
very any ndry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2374