raha misy

41. cutie ( 19/07/2008 21:00)
te ho adino mitsy koa e :-D
42. fijo ( 19/07/2008 21:01)
annnn fa ahoana indray?
43. cutie ( 19/07/2008 21:02)
:-D :-D :-D :-D :-D
ka we lavitra any koa
44. fijo ( 19/07/2008 21:03)
fa de maninona no misintaka lavitra any ary
45. cutie ( 19/07/2008 21:05)
leo aty koa :-D
46. fijo ( 19/07/2008 21:07)
fa ahoana indray ary
47. cutie ( 19/07/2008 21:09)
ka za avy tany in tsinona de lasa tamana koa, de lasa tsy tia ny aty tsony :-D
48. fijo ( 19/07/2008 21:11)
tssss mora mihovaakoa izany an
49. cutie ( 19/07/2008 21:12)
non efa plan hatry ny ela kangaro ka , zay no antony nandehanana tany alou :-D
50. fijo ( 19/07/2008 21:13)
hay
51. cutie ( 19/07/2008 21:14)
:wink:
52. fijo ( 19/07/2008 21:18)
fa ngah amora hifindrana any??
53. cutie ( 21/07/2008 13:18)
ie :wink:
manaova dokotera :-D
54. prime ( 22/07/2008 10:15)
cutie:
it doesn't matter
tsy olombelona fotsiny izy de zay
cutie:
I don't believe in him anyway
... :cry:
55. LazaDaddy ( 22/07/2008 13:46)
cutie> Tsy aleondry any Malaysie? Any mbola mora ny petrol. :)
56. cutie ( 22/07/2008 16:01)
Za nga mitady petrol
57. cutie ( 22/07/2008 16:12)
prime [ Valio ] 22-07-2008 12:15:27
Lohateny : Re : raha misy
Hoy i cutie:
it doesn't matter
tsy olombelona fotsiny izy de zay
Hoy i cutie:
I don't believe in him anyway
...

chear up :-D I'm not lost yet :-D
58. fijo ( 22/07/2008 20:52)
de hitsabo andry izany aho
59. cutie ( 22/07/2008 21:03)
ie :-D
60. fijo ( 22/07/2008 21:05)
raha izay ngamba mety ho aiko ihany ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1962