Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
62. prime
(
24/07/2008 11:29)
ikaretsaka:... :-D
io izao fotsiny dia teriterena.. ho an'ny tessalonianina ilay izy dia tsimponinao hifanaraka amin'ny revinao..
Teriterena ve ny fahitanao an'io??? :-D
Taratasin'ny Apostoly Paoly tokoa ho an'ny fiangonana tany Tesalonika io... ekena tanteraka... fa ireny hafatra ireny angaha maty niaraka tamin'ny fiangonana tany Tesalonika? sa tsy misy fiangoanana mendrika ny hafatra toa izany intsony ankehitriny???
Izay vao tena mazava ny fandraisanareo ny baiboly... raisinareo fotsiny araka ny vanim-potoana fotsiny ilay izy... (mazava tsara ny mahatonga ny maro eto amin'ny serasera hiteny izany ankehitriny) ka raha izany no izy dia, tsy dia ilaina inoana sy ianarana loatra anie izany ny fampianaran'i Kristy satria lany andro e... ho an'ny adala, ny mpamory hetra, ny demoniaka, ny mpijangajanga sns tamin'izany fotoana izany ihany ireny teniny ireny fa tsy natao ho an'ikaretsaka sy prime sy ny mpiserasera mihitsy raha izany... :wink: tsy izany ve no tena maneritery araka izay fandraisana azy fotsiny???
ari.malala:... itoviako hevitra... fa ny fanamarihako etsy ambony dia mamaritra ny "contextes" nahatonga ny Apostoly Paoly nanoratra an'io ho an'ny fiangonana...
k ilay hoe tonga d tsaraina hoe devoly refa ts mifanaraka am sitraponareo mints kosa no ni preciser nay hoe misy ny hoe fantaro ny zavatra rehetra! eny ilaina fantarina ny zavatr rehetra, valable io amin'ny fianana rehetra mintsy! d ze hita fa ts mahasoa d ajanona fa izay mahasoa tazonina, izay ilay hoe tazony izay tsara.
Tsy dia resaka famantarana na fianarana loatra ny zava-misy rehetra malalaka no tian'ny Apostoly Paoly nambara tokony ataon'ny mpino fa ny "famantarana ny tranga sy ny zavatra rehetra, maneho ny faminaniana hatramin'ny voalohany fa efa akaiky ny andro ihavian'ny Tompo"...
"Nuancé" izany resatsika izany...
Ny amin'ny famantarana ny asan-devoly sy ny hetsiky ny devoly ary ny ataon'ny devoly dia "tokony ho fanomezam-pahasoavana" ho an'ny mpino rehetra, manana ny Fanahy Masin'Andriamanitra... fa ny Fanahin'Andriamanitra tsy afaka miray amin'ny fanahy tsy izy... ka raha manana ilay Fanahin'ny fahamarinana avy amin'Andriamanitra ao anatiny tokoa ny mpino iray dia tokony mahafantatra ny tsy Azy rehetra ary afaka manavaka tsara ny avy amin'ny devoly na tsia...
63. ikaretsaka
(
24/07/2008 17:00)
raha i paoly miresaka @ tessalonianina ve ka hitsimponanao fehezanteny 1 de averinao rehefa ianao miresaka @ silamo de ahoana?
eritrereto tsotra fotsiny e!
raha i fijo ohatra no manoratra taratasy ho an'i Pissoa dia hitsimponako fehezanteny 1 de ampiasaiko ho an'i cutie... hafahafa ihany an
raha miteny aho hoe jere ry cutie ny fitiavan'i fijo an'i pissoa na ny nataon'i fijo an'i pissoa mba hiresahanay dahy ny toetran i lefijo sy ny toetran'i pissoa de resaka hafa izay!
fa hiresaka @ cutie aho dia mindrana ny frappen'i fijo @ i pissoa ohatra hoe "le volonao olioly iny no nampodimandry ahy"( nalaina tao @ Andalana faha 15 t@ taratasin'i Lefijo ho an'i pissoa ohatra :wink: )
raha tsy olioly tampoka ny volon'i cutie de eo aho no noraisina :-D :-D :-D

64. haritianah
(
24/07/2008 17:56)
Ny ody reolona dia mitovy @ fanafody ihanyé.
Samy manana ny fomba fahazarany milaza azy fotsiny.Ody an-doha egalé fanafody an-doha ihany.
Fa ny ody an-doha(fanafody an-doha) dia misy ny olona maka azy:
-Na any @ farmasia
-Na any @ mpivarotra ody vita gasy(fanafodyv ita gasy) any @ reny Ratsimamanga reny, any @ reny RIRA reny sns...Vita gasy izy io,gasy no namoaka azy à laboratoire
-Na any @ reny mpanao ody gasy(na fanafody gasy)+misy hery miafina renyio koa mbola mizara roa; a)-misy lé lazaina oé manana don
b)misy lé lazaina fa misy tromba,zanahary,dady,dadilahy sns...
Reo retra reo dia azoana ody an-doha(fanafody an-doha daolo) refa marary an-doha ianao fa anjaranao ny manana ny safidinao oé lé iza @ reo no heverinao fa tsara aminao?
Ny mpivavaka mou dia manakiana tanteraka ny le+ hery miafina ary tadidio koa fa ny mampiasa io+ hery miafina io dia manakiana koa ny fivavahana.
Samy manana ny tsarany io,zé mety aminy no tsara aminy.
Misy faritra nandehananay ts miteny zan fanafody zany ny any fa ody, misy indray tanana hafa dia fanafody no fiantsoany azy.Misy aza amorontsiraka manao mitsy owé Aody an-doha(ndé hividy aody an-doha any @ farimasia ao).
Fa raha manao ianao owé Aody gasy(na fanafody gasy) zay vao mahalaza fa ts lé @ farmasia no andehananao na lé @ laboratoire ny gasy manana don na gasy +hery miafina io.
MIsy milaza etsy ambony owé "FANDROTRARANA": tsy midika owé FANOTANA FADY MITSY IO.
FANDROTRARANA dia Ravinkazo sovazy maniry ohatrany bozaka reny fampiasan'ny Mpitsabo gasy(na don io na le mis tromba) entiny analany ny aretina ao antin'ny kibonao ao hoy izy.Tany ambanivolo no naitako maso an'izany, androtrarana ny aretina ao anatinao.Amohahana zany.
FANOTANA FADY : otana lé fadin'ny ody gasy; ohatra owé asiana pipy,na kaka ny zvtr ampiasainy na ny fanafodiny, na asiana kisoa na tongolo gasy na koa osorana menakondry(malaza io asa alou raha marina, fanotana fady mahomby ono?)ohatra koa efa lazainy lé olona mpangalatra owé fady ny mangalatra andro alakamisy oh dé ts naharitra lé mpangalatra fa nangalatra andro alakamisy ihany dé nandika lé fady izy de ota fady koa.Ka nanjary tsy niasa tson ny herin'ny zvtr natao.

65. ikaretsaka
(
24/07/2008 18:27)
ny fomba fampiasanao azy no mitondra an'io e..
na hanaovana ankasoparana na hanasoavana ...

66. ari.malala
(
25/07/2008 07:29)
prime:
Tsy dia resaka famantarana na fianarana loatra ny zava-misy rehetra malalaka no tian'ny Apostoly Paoly nambara tokony ataon'ny mpino fa ny "famantarana ny tranga sy ny zavatra rehetra, maneho ny faminaniana hatramin'ny voalohany fa efa akaiky ny andro ihavian'ny Tompo"...
fa moa ve misy mahalala ilay tena andro hiaviany? tsy ny zavatra iainana eto an-tany ve no ataony hoe fantaro e!
"famantarana ny tranga sy ny zavatra rehetra, maneho ny faminaniana hatramin'ny voalohany fa efa akaiky ny andro ihavian'ny Tompoiza no manana iznay faminaniana izany? d izay tsy mifanaraka am hevitrao d tonga d asan'ny devoly? raha izaho tia manao pataloha d lazaina fa misy devoly satria efa voasoratra fa ny vevavy tsy hanao akanjon-dahy, fa aiza hoaiza amin'izay voasoratra fa ny lahy iany no tokony manao pataloha?
Ny amin'ny famantarana ny asan-devoly sy ny hetsiky ny devoly ary ny ataon'ny devoly dia "tokony ho fanomezam-pahasoavana" ho an'ny mpino rehetra, manana ny Fanahy Masin'Andriamanitradmbola miverina iany anie eto ilay hoe fantaro ny zavatra rehetra e! fa saingy tsy hoe irefa tsy mifanaraka amin'izay heverinao na izay metymety aminao d an'ny devoly izay! atao aza hoe ireny mpanotra ireny, ilay manana don fa tsy ilay nianatra an, d hataonao an'iza izany?
67. prime
(
25/07/2008 11:17)
(Efa HS izahay fa ialàna tsiny)
ikaretsaka> ilay ohatra omenao mihitsy no tsy mifanaraka loatra amin\'ny zava-misy resahana eto... ny taratasin\'ny Apostoly Paoly (toa ireo epistily hafa maro nosoratan\'ny Apostoly namany) dia anisan\'ny boky iray ao anaty baiboly... ary ny baiboly no mirakitra ny Soratra Masina sy manambara ny tenin\'Andriamanitra araka ny asan\'ny Fanahy Masina...
Ny taratasin\'i pissoa sy ikaretsaka sy prime sy ny namana rehetra (sy ny an\'ny papa sy ny eveka sy ny pretra sns...), na dia epistily aza dia tsy bokin\'ny baiboly ka tsy azo ampitahaina amin\'ny epistily maro ao amin\'ny baiboly na ahoana na ahoana...
Ny tenin\'Andriamanitra dia miantefa amin\'ny rehetra na silamo izy na bodista na sintoista na iza na iza ary miantso ny olona rehetra ho amin\'ny famonjena marina dia ny finoana izay efa vitan\'i Kristy Jesosy teo amin\'ny hazofijaliana... izay no finoana kristiana...
Paoly Apostoly raha niteny an\'io ho an\'ny fiangonana dia nisy antony manokana momba ny toetra sy ny zava-nisy ary ny fiainan\'ny fiangonana tamin\'izany fotoana izany ka nahatonga azy nananatra...
Ny hevitrareo sy ikaretsaka mifanipaka be mihitsy, ny an\'ikaretsaka voapetrany tsara ilay \"contextes\" dia najanony teo ny hevitra faminaniana ao anatin\'ilay Soratra Masina, ny anao indray noraisinao ankapobeny ilay hevitra ary novelarinao lavitra mihitsy aza fa mitady hihoatra ny faritra faminaniana nahatonga ny Apostoly Paoly niteny an\'io...
Tsy niteny aho hoe diso ny fandraisana ilay teny fa namaritra fotsiny raha tsikaritrao hoe nisy fototra nahatonga an\'io teny io ka izay aloha no tena heviny voalohany izay vao azonao raisina araka izay nahazoanao azy izay... nefa na izay aza mbola mila entinao amim-bavaka hoe izany marina tokoa ve no tian\'Andriamanitra nambara tamin\'io?...
Tsy misy mahalala ny fotoana marina ihaviany, itoviako hevitra tanteraka, fa Izy kosa nefa efa nanambara ny famantarana rehetra kosa rehefa mihaakaiky ny andro...
Efa voalazako eo ambony ny hevitro nanambara azy toa izao :
Ny amin\'ny famantarana ny asan-devoly sy ny hetsiky ny devoly ary ny ataon\'ny devoly dia \"tokony ho fanomezam-pahasoavana\" ho an\'ny mpino rehetra, manana ny Fanahy Masin\'Andriamanitra... fa ny Fanahin\'Andriamanitra tsy afaka miray amin\'ny fanahy tsy izy... ka raha manana ilay Fanahin\'ny fahamarinana avy amin\'Andriamanitra ao anatiny tokoa ny mpino iray dia tokony mahafantatra ny tsy Azy rehetra ary afaka manavaka tsara ny avy amin\'ny devoly na tsia...
Izaho efa niteny tao aloha tao fa manome talenta sy fanomezam-pahasoavana maro dia maro ho an\'ny olona Andriamanitra ary ireny rahateo dia nomeny mba entina hanompoana Azy... ka mifanohitra amin\'ny ambaranao ve izany filazako azy izany?
Nomarihako tsara fa ny finoana sy ny fiaraha-miasa na ny firaisana amin\'ny hery miafina (fanahy sandoka, fanahy mpamitaka...) ampiasaina amin\'ny zavaboaharin\'Andriamanitra no halan\'Andriamanitra fa tsy ny fampiasana ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana ary ny zavaboahary avy Aminy...

ari.malala:... rehefa maka Soratra Masina dia jereo ilay \"contextes\" nahatonga ilay teny nivoaka fa aza raisina ambolony hoe \"fantaro ny fiainana ankapobeny\" no dikan\'ny hoe \"fantaro ny zavatra rehetra\"... izany no mahatonga hevidiso matetika satria tsy mipetraka amin\'ilay \"contextes\" ny tenin\'Andriamanitra (na ny fiangonana ofisialy na ny fiangonana evanjelika maro dia tratran\'io avokoa ary mahatonga fanamarihana maro na dia ato amin\'ny serasera aza ka tokony tandremana fatratra)...
fa moa ve misy mahalala ilay tena andro hiaviany? tsy ny zavatra iainana eto an-tany ve no ataony hoe fantaro e!
Paoly Apostoly raha niteny an\'io ho an\'ny fiangonana dia nisy antony manokana momba ny toetra sy ny zava-nisy ary ny fiainan\'ny fiangonana tamin\'izany fotoana izany ka nahatonga azy nananatra...
Ny hevitrareo sy ikaretsaka mifanipaka be mihitsy, ny an\'ikaretsaka voapetrany tsara ilay \"contextes\" dia najanony teo ny hevitra faminaniana ao anatin\'ilay Soratra Masina, ny anao indray noraisinao ankapobeny ilay hevitra ary novelarinao lavitra mihitsy aza fa mitady hihoatra ny faritra faminaniana nahatonga ny Apostoly Paoly niteny an\'io...
Tsy niteny aho hoe diso ny fandraisana ilay teny fa namaritra fotsiny raha tsikaritrao hoe nisy fototra nahatonga an\'io teny io ka izay aloha no tena heviny voalohany izay vao azonao raisina araka izay nahazoanao azy izay... nefa na izay aza mbola mila entinao amim-bavaka hoe izany marina tokoa ve no tian\'Andriamanitra nambara tamin\'io?...
Tsy misy mahalala ny fotoana marina ihaviany, itoviako hevitra tanteraka, fa Izy kosa nefa efa nanambara ny famantarana rehetra kosa rehefa mihaakaiky ny andro...
ari.malala:... tsy fantatrao ve hoe iza? :)
iza no manana iznay faminaniana izany?
ari.malala:Taiza ary oviana ry Ari. izaho no niteny hoe izay tsy mifanaraka amin\'ny hevitro dia asan-devoly???
d izay tsy mifanaraka am hevitrao d tonga d asan\'ny devoly?
ari.malala:... ka na hanao pataloha ianao na tsy hanao, moa tsy ianao ihany no mahalala izay mendrika sy tsia eo imason\'Andriamanitra raha manana ny Fanahy Masina?... inona no olana?
raha izaho tia manao pataloha d lazaina fa misy devoly satria efa voasoratra fa ny vevavy tsy hanao akanjon-dahy, fa aiza hoaiza amin\'izay voasoratra fa ny lahy iany no tokony manao pataloha?
ari.malala:... tsy hevitr\'olombelona na herin\'olombelona no hamantarana ny asan-devoly fa asan\'ny Fanahy Masina... (ka esory aloha ilay hoe \"mifanaraka amin\'ny hevitrao sy metimety aminao\"!!!)
dmbola miverina iany anie eto ilay hoe fantaro ny zavatra rehetra e! fa saingy tsy hoe irefa tsy mifanaraka amin\'izay heverinao na izay metymety aminao d an\'ny devoly izay!
Efa voalazako eo ambony ny hevitro nanambara azy toa izao :
Ny amin\'ny famantarana ny asan-devoly sy ny hetsiky ny devoly ary ny ataon\'ny devoly dia \"tokony ho fanomezam-pahasoavana\" ho an\'ny mpino rehetra, manana ny Fanahy Masin\'Andriamanitra... fa ny Fanahin\'Andriamanitra tsy afaka miray amin\'ny fanahy tsy izy... ka raha manana ilay Fanahin\'ny fahamarinana avy amin\'Andriamanitra ao anatiny tokoa ny mpino iray dia tokony mahafantatra ny tsy Azy rehetra ary afaka manavaka tsara ny avy amin\'ny devoly na tsia...
ari.malala:... fa noheverinao ho an\'iza tokoa?... raha ataoko hoe tsy namaky tsara izay voasoratro ianao dia mety tsy ho faly angamba...
atao aza hoe ireny mpanotra ireny, ilay manana don fa tsy ilay nianatra an, d hataonao an\'iza izany?
Izaho efa niteny tao aloha tao fa manome talenta sy fanomezam-pahasoavana maro dia maro ho an\'ny olona Andriamanitra ary ireny rahateo dia nomeny mba entina hanompoana Azy... ka mifanohitra amin\'ny ambaranao ve izany filazako azy izany?
Nomarihako tsara fa ny finoana sy ny fiaraha-miasa na ny firaisana amin\'ny hery miafina (fanahy sandoka, fanahy mpamitaka...) ampiasaina amin\'ny zavaboaharin\'Andriamanitra no halan\'Andriamanitra fa tsy ny fampiasana ny talenta sy ny fanomezam-pahasoavana ary ny zavaboahary avy Aminy...
68. fahamarinana
(
25/07/2008 11:26)
:arrow: misaotra any prime fa mihamazava ho ahy manokana aloha ny resaka devoly sns... :) (l)
69. ikaretsaka
(
25/07/2008 14:58)
ary ny baiboly no mirakitra ny Soratra Masina sy manambara ny tenin'Andriamanitra araka ny asan'ny Fanahy Masina...
eo aloha dia efa 100% diso
voalaza fa:
izay rehetra misy ny Fanahy masina no manambara araka ny asany, fa tsy voatery hoe baiboly ihany!
tsy nila baiboly ireo apostoly ireo taorianan'ny pantekoty dia afaka nanambafra ny asan'ny fanahy masina sy ny hafatr'andriamanitra ...
tsy nila baiboly i piera nilaza t@ i jesoa ny hoe iza marina i jesoa
tsy nila baiboly i Isaia raha nilaza fa "ao aminy ny fanahin'ny Tompo fa tonga de kapo batana fotsiny"
tsy nila baiboly i M Maria vao nahaforona ny magnificat 'fa ny tompo no ao aminy"
dia miverina @ teniko ombieny hoe izy ity lehiretsy aza forcena hifanaraka ny zavatra tsy mifanaraka an... ny zavatra infini aza forcena ho fini!
70. haritianah
(
26/07/2008 10:30)
Oreolona o, toa lasa resaka baiboly ré izy ity.
Hay tena samy mahay mamofy baiboly doly kosa é!

71. niryna
(
03/08/2008 04:07)
haritianah:
Ny ody reolona dia mitovy @ fanafody ihanyé.
Samy manana ny fomba fahazarany milaza azy fotsiny.Ody an-doha egalé fanafody an-doha ihany.
Fa ny ody an-doha(fanafody an-doha) dia misy ny olona maka azy:
-Na any @ farmasia
-Na any @ mpivarotra ody vita gasy(fanafodyv ita gasy) any @ reny Ratsimamanga reny, any @ reny RIRA reny sns...Vita gasy izy io,gasy no namoaka azy à laboratoire
-Na any @ reny mpanao ody gasy(na fanafody gasy)+misy hery miafina renyio koa mbola mizara roa; a)-misy lé lazaina oé manana don
b)misy lé lazaina fa misy tromba,zanahary,dady,dadilahy sns...
Reo retra reo dia azoana ody an-doha(fanafody an-doha daolo) refa marary an-doha ianao fa anjaranao ny manana ny safidinao oé lé iza @ reo no heverinao fa tsara aminao?
Ny mpivavaka mou dia manakiana tanteraka ny le+ hery miafina ary tadidio koa fa ny mampiasa io+ hery miafina io dia manakiana koa ny fivavahana.
Samy manana ny tsarany io,zé mety aminy no tsara aminy.
Misy faritra nandehananay ts miteny zan fanafody zany ny any fa ody, misy indray tanana hafa dia fanafody no fiantsoany azy.Misy aza amorontsiraka manao mitsy owé Aody an-doha(ndé hividy aody an-doha any @ farimasia ao).
Fa raha manao ianao owé Aody gasy(na fanafody gasy) zay vao mahalaza fa ts lé @ farmasia no andehananao na lé @ laboratoire ny gasy manana don na gasy +hery miafina io.
MIsy milaza etsy ambony owé "FANDROTRARANA": tsy midika owé FANOTANA FADY MITSY IO.
FANDROTRARANA dia Ravinkazo sovazy maniry ohatrany bozaka reny fampiasan'ny Mpitsabo gasy(na don io na le mis tromba) entiny analany ny aretina ao antin'ny kibonao ao hoy izy.Tany ambanivolo no naitako maso an'izany, androtrarana ny aretina ao anatinao.Amohahana zany.
FANOTANA FADY : otana lé fadin'ny ody gasy; ohatra owé asiana pipy,na kaka ny zvtr ampiasainy na ny fanafodiny, na asiana kisoa na tongolo gasy na koa osorana menakondry(malaza io asa alou raha marina, fanotana fady mahomby ono?)ohatra koa efa lazainy lé olona mpangalatra owé fady ny mangalatra andro alakamisy oh dé ts naharitra lé mpangalatra fa nangalatra andro alakamisy ihany dé nandika lé fady izy de ota fady koa.Ka nanjary tsy niasa tson ny herin'ny zvtr natao.
misaotra haritianah a
:-*
72. fahamarinana
(
03/08/2008 10:45)
haritianah:
Oreolona o, toa lasa resaka baiboly ré izy ity.
Hay tena samy mahay mamofy baiboly doly kosa é!
:arrow: :) ,za manokana dia sondriana mamaky satria misy passage tsy novakiako ela sy tsy nalalinina be akory...misaotra anareo e :-* (l)