Mpangalatra mitana ody mahery, tsy misy tady mahatana azy
41. bichette
(
16/07/2008 14:12)
Hoy Rasiligaoma hoe
Hoy ny soratra masina ao ami'ny matio 6 : 24 hoe : Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna hianareo Donc 2 ihany ny Tompo (misy andinin'ny soratra masina momba izany fa tsy tadidiko intsony ny reference)
Momba ny tantaranao, tsy fahalalana tokoa izany. :wink:
mbola betsaka mihitsy ny zava-miafina tsy mbola hain-draolombelona: dia Satana avokoa ve ireny rehefa tsy mazava na tsy takatry ny saina kelintsika?Raha vao hery surnaturel dia OUI, izany hoe hery miafina rehetra. Tsy scientifika moa izany e !
Hoy ny soratra masina ao ami'ny matio 6 : 24 hoe : Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna hianareo Donc 2 ihany ny Tompo (misy andinin'ny soratra masina momba izany fa tsy tadidiko intsony ny reference)
Momba ny tantaranao, tsy fahalalana tokoa izany. :wink:
42. Rasiligaoma
(
16/07/2008 15:24)
matetika anie ny zavatra dia naturel ihany fa isika no manamboatra azy ho "super"naturel foana satria
- na tsy mbola haintsika ny mi maitriser azy sy ny antony! na ara tsiansa io na araka izay facultes rehetra nomena antsika amin'izao vaninandro iainantsika izao aloha! (tadidio fa tamin'ny 200 taona lasa fotsiny ohatra dia supernaturel izany hoe manidina izany: ny antony dia satria tsy voa controllen-tsika ny fomba fanidinana)
-na ilay mahay mi maitriser azy tsy nanoro antsika mazava ny hoe ahoana ny fomba hi controller-na azy
-na lasa par hasard ny nahafehezantsika ilay hery, ( ohatra hoe tamin'ny tapakazo e ... tandrok'osy, eny na rora fotsiny aza) dia lasa finoanoam-poana no mibahana hoe rehefa tranga ohatr'izao dia roraina izany na rehefa mandaka rindrina dia mahafaty renibe , sy ny sisa tsy voatanisa!

43. rijadolly
(
17/07/2008 19:13)
rasiligaoma:.
ka iny hery miafina iny tsy tonga dia tsaraina ho ratsy foana fa tsara analyser-na aloha
bichette:
Ny zava-miafina rehetra rehefa tsy avy amin\'ny Andriamanitra dia avy amin\'ny satana daholo. Fanahy 2 ihany no misy : Na Andriamanitra Jehovah na satana.
ari-malala:Amiko dia mitovy ireo navalinareo ireo izay amafisiko ihany koa indray fa oh ny hoe \"MIVAVAKA\" io wa.iza ilay hivavanao? dia iny hivavanao iny no maha tsara ilay ataonao,izany hoe ilay act° ankasitrahan\'Andriamanitra sa tsy,sy ilay Fanahy miasa amin\'ilay zavatra izay manao fahagagana(??????) hoe avy any amin\'Andriamanitra sa tsy avy any amiNy,.
ny fahitako azy dia ilay teny no atao fototry ny olana, na ody na fanafody rehefa entina hanaovana ratsy dia ratsy izy izay!! ohatra hoe ity ravin-kazo ity dia mahasitrana aretina toy izao, saingy raha afangaro ity ravin-kazo ity na ity fakan-kazo ity dia lasa manome effet ratsy toy izao (izay vokatry ny fikarohana no ahalalana izany rehetra izany) ka entina animbàna olona dia lasa ratsy izy izay.
rasiligaoma:Dé ahoana kosa Rasili zao ilay niampita ny ranomasina mena sy rano ny Jordana no mbola tsy voazava hatramin\'izao.
Raha olona tsy mbola nahita sy nahay ary nahafehy ny zava-miafin\'ny ny onjam-peo dia izany mihitsy ny ho afitsony : dia toy izany ireo hery miafina: magie ody sy ny sisa, ho antsika tsy mahafehy sy tsy mahalala, indrindra moa rehefa mbola ampian\'ilay mba mahay mythe samihafa mba hanafenany ilay kely mba hainy, dia eo dia mihesona eo daholo , dia lasa mitarika io fitsarana hafahafa io!
Ohtrany manararaotra aho amin\'ireo fa nampiasa tehana teny an-tanany Mosesy izay inoana fa avy tamin\'Andriamanitra.
Nisy tapan-kazo koa nampiasaina hanamamy ny ranosotroina tany Mara,Ny ankanjon\'Elia nampiasain\'Elisa hiampitany rano,teo koa ny fampiasana ny tany izay natao feta tamin\'rora hanasitranana jamba;...Hitatsika fa avy any amin\'Andriamanitra ireny
44. rijadolly
(
17/07/2008 19:14)

45. Rasiligaoma
(
17/07/2008 23:45)
ka izay tsy haintsika izay mihitsy,miampy hesona diua lasa :^) avokoa ny marivo salosana;
asa ianareo raha mpamaky boky tintin tamin'ny mbola kely (jereo ilay hoe Le temple du soleil) dia misy ilay hoe hain'i tintin hoe eo amin'ilay ora sy minitra iny no hisy eclipse dia mody nibaiko masoandro izy, dia sady mandeha ny eclipse no miteny amin'ny masoandro izy, ho an'ny tsy nahalala dia hoe mahay mibaiko masoandro ilay zalahy ity, dia nihesona avokoa!
dia raha nisy tamin'ireo vahoaka nihesona ireo nanoratra ka nitantara ny hitany, dia napasipasiny generation par generation dia mandeha be ilay hesona hoe andriamanitra i tintin na mpimasy mahay! satria nahay nibaiko masoandro!
voazava amin'ny resaka maree haute sy maree basse sy tsunami io resaka ranomasina nisaraka io. voazava @ resaka tapis volant ny resaka nampiasain'i Elisea ny "kapaotin'i Eli"....

46. Rasiligaoma
(
17/07/2008 23:56)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/chris%2Bangel/video/x12g7w_chris-angel_fun
ohatra
de nihesona avokoa :°)
ohatra
de nihesona avokoa :°)
48. niryna
(
19/07/2008 04:39)
ari.malala:misaotra nizara
ny fahitako azy dia ilay teny no atao fototry ny olana, na ody na fanafody rehefa entina hanaovana ratsy dia ratsy izy izay!! ohatra hoe ity ravin-kazo ity dia mahasitrana aretina toy izao, saingy raha afangaro ity ravin-kazo ity na ity fakan-kazo ity dia lasa manome effet ratsy toy izao (izay vokatry ny fikarohana no ahalalana izany rehetra izany) ka entina animbàna olona dia lasa ratsy izy izay.
hay ve e misaotra aky a
niryna, ilay resaka fandrotrarana, tsy fanafody hoa ilay izy, ota fady, toa andry hoe rehefa mivavaka d lasa tsy mahazo manao izao sy izao sy izao intsony, ka raha mandika an'iny d lasa toy ny manota fady. Indry v ts mbola nandre mintsy hoe voaota fady?
:-*
49. niryna
(
19/07/2008 04:42)
Rasiligaoma:
mety tsy nivoaka ivelan'Antananarivo na tanan-dehibe sy nipetraka ambanivohitra maharitra izy angamba
=)) dia ahoana ny tohiny ?
:D
51. niryna
(
19/07/2008 05:00)
misaotra bichette ,tena zava-doza izy izany ?
Mbola maro tokoa ny tsy mino ny hery roa izay hiaintsika isan'andro,na mety
mahalala fa minia tsy mahita na mbola ao koa ilay hoe tsofitsofiny dia ataony jamba eo hi,hi
Ny finoana izany Rasily dia tsy mila porofo ,mino dia mahita porofo ary mizara izany amin'ny olona(mbola mijoro vavolombelona ihany io satria teniNy io..saingy raha tsy mahita na tsy manana an'i Kristy moa inona no ho lazaina eo fa tsy dia toherina foana ary tsy ho azo velively na manana Doctorat amin'izao rehetra rehetra izao aza e, soa ihany fa tsy nitady diploma Atra vao afaka nanome ny oloNy hizara ny teniNy,mifanohitra ny siansa ,mila porofona daholo vao mino .Tsy mitovy ireo an, sa ...

ny zava-miafina rehetra rehefa tsy avy amin'ny Andriamanitra dia avy amin'ny satana daholo. Fanahy 2 ihany no misy : Na Andriamanitra Jehovah na satana.
Rasiligaoma :dia miverina mamaky ny soratra masina indray isika izany rasily a.alaivo ny boky volamena dia jereo ny resaka finoana ao amin'ny Hebreo 11 Ary ny finoana no fahatokiana ny amin'ny zavatra antenaina,fanehoana ny zavatra tsy hita
io indray ilay filazana fotsiny tsy misy porofo!
Ny finoana izany Rasily dia tsy mila porofo ,mino dia mahita porofo ary mizara izany amin'ny olona(mbola mijoro vavolombelona ihany io satria teniNy io..saingy raha tsy mahita na tsy manana an'i Kristy moa inona no ho lazaina eo fa tsy dia toherina foana ary tsy ho azo velively na manana Doctorat amin'izao rehetra rehetra izao aza e, soa ihany fa tsy nitady diploma Atra vao afaka nanome ny oloNy hizara ny teniNy,mifanohitra ny siansa ,mila porofona daholo vao mino .Tsy mitovy ireo an, sa ...
hianao ihany da afaka mahavaly an'izany rehefa miaina sy mamaky ny tenin'Atra ary mino Azy tokoa.
mbola betsaka mihitsy ny zava-miafina tsy mbola hain-draolombelona: dia Satana avokoa ve ireny rehefa tsy mazava na tsy takatry ny saina kelintsika?
52. Rasiligaoma
(
19/07/2008 05:04)
tsy nisy teny mihitsy hoe "vao misy hery hafahafa tsy hainareo dia avy dia sokajio ho ratsy" fa "fantaro aloha" no voalaza
54. Rasiligaoma
(
21/07/2008 13:38)
raha noterena hoe 'efa nambaran'ny soratra masina', dia teriterena izay andalan-tsoratra hifanaraka amin'ilay tranga
dia tsy mety kosa e
nefa izany no be mpanao, i prime anisany

56. ikaretsaka
(
21/07/2008 22:10)
mamantatra aloha vao manasokajy e..... izay no antony nanomezan'Atra antsika saina kao anie e
58. prime
(
22/07/2008 09:51)
raha noterena hoe \'efa nambaran\'ny soratra masina\', dia teriterena izay andalan-tsoratra hifanaraka amin\'ilay tranga... teriterena hifanaraka amin\'ilay tranga???... :-D (HS aho eto : izaho tsy mpaneritery na mpanao an-terisetra ny an-dalantsoratra masina fa fantsona entin\'Andriamanitra manambara ny sitrapony...:D)
dia tsy mety kosa e
nefa izany no be mpanao, i prime anisany
Andriamanitra tsy azo terena fa manambara ny momba Azy manontolo sy ny sitrapony amin\'ny tranga rehetra amin\'ny alalan\'ny soratra masina sy ny asan\'ny Fanahy Masina... :) ary tsy sain\'olombelona no amantarana ny sitrapon\'Andriamanitra fa Izy mihitsy no manambara ny sitrapony efa hatramin\'ny voalohany... tsy mino izany ve ianao?
ari.malala:... Itoviako hevitra... fa ny tenin\'Andriamanitra mikasika izany tsy hoe fantaro araka izay ahafantarantsika azy na hoe araka izay ahazoanareo azy...
misy any hoe \'fantaro ny zavatra rehetra\' kosa e
Ity ny an-dalan-tsoratra masina manambara izany : (I Tesaloniana 5:1-25 mila vakiana avokoa)
\"16 Mifalia mandrakariva.17 Mivavaha, ka aza mitsahatra.18 Misaora amin\'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon\'Andriamanitra ao amin\'i Kristy Jesosy ho anareo.19 Aza mamono ny Fanahy.20 Aza manao tsinontsinona ny faminaniana.21 Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara.22 Fadio ny fanao ratsy rehetra.\" I Tesaloniana 5:16-22
Tsy ilay famantarana fotsiny loatra no zavadehibe fa ny fihazonana mihitsy izay tsara ary io tsy mandeha ila fa mifantoka indrindra amin\'ny famantarana ny andro ihavian\'ny Tompo fa efa mihaantomotra ny andro... (io boky iray mirakitra ny taratasy nosoratana ho an\'ny fiangonana tany Tesalonika io mantsy dia mananatra ho amin\'ny fiambenana bebe kokoa satria ho avy Kristy)
Rasily> eo izao ohatra iray, aiza izay faneriterena hifanaraka amin\'ny an-dalan-tsoratra masina amin\'io??? ny fandraisana ny hoe \"fantaro ny zavatra rehetra\" tsy mifandraika amin\'ny tian\'ny tenin\'Andriamanitra ambara aza no mila itandremana...
59. ikaretsaka
(
22/07/2008 13:10)
io izao fotsiny dia teriterena.. ho an'ny tessalonianina ilay izy dia tsimponinao hifanaraka amin'ny revinao..
ko raha tsy ohatr'izay Atra ko
ko raha tsy ohatr'izay Atra ko
60. ari.malala
(
23/07/2008 11:35)
k ilay hoe tonga d tsaraina hoe devoly refa ts mifanaraka am sitraponareo mints kosa no ni preciser nay hoe misy ny hoe fantaro ny zavatra rehetra! eny ilaina fantarina ny zavatr rehetra, valable io amin'ny fianana rehetra mintsy! d ze hita fa ts mahasoa d ajanona fa izay mahasoa tazonina, izay ilay hoe tazony izay tsara.