Eritreritra fanatsarana site

41. orona ( 01/07/2008 05:54)
:-D :-D

Nahitsin'i hery
novalian'i orona ny 01/07/2008 08:02
42. vale ( 01/07/2008 07:28)
tess: ka ny itenenako an'izany mba hialàna amin'ilay hafatra agressif sy ny sisa ireny, "au moins" mba efa oul nekenao no mandefa hafatra, fa tsy oul tsy hainao akory tonde mandefa hafatra masika(oh), raha namana nekenao, sy nangataka ho namana manko ataoko fa tsy hanao an'izany, ...mipetraka kokoa ny fifanajàna amin'izay!! ...Ary ilay izy anie ny angatahiko izany an, tsy oe tsy hita ny momba2 ilay oul, non, hita fa anjaranao ny mi-valider (accepter ou pas!!!) ilay oul à travers ny famakina ny momba2 azy, Izay vao ho afaka mandefa hafatra izy, na ianao mandefa hafatra aminy!! izay ilay izy, ary ialàna am le oe manao "ratsy" araka ny voalazanao io ihany ny antony, ...mba ho oul nekenao ny hifandray aminao fa tsy izay te hanoratra de manoratra, ao anatin'izany anefa mety hisy hafatra isankarazany, tondé miresaka sexe 8O (ohatra) na zava-javatra otran'izany, ilay oul anefa tsy fantatrao akory, fa izany oe ilay boite-mail-nao anefa mi-permettre ilay oul tonga de hanoratra izay tiany hosoratana any aminao!!!!!!!!!!!!!
43. vale ( 01/07/2008 07:32)
Ratovoary: tsy azonao angamba ilay izy! lol..ianao anie afaka mangataka ho namana ihany koa fa tsy hoe tsy hahazo namana intsony izany!! :lol: .... :D
44. zoky ( 01/07/2008 09:07)
hery>efa misy site gasy manao oh io sosonkevitr'i hery io fa ts mahazo kill satria mila mangataka namana sy ny sns vo afaka mahita ny momba2 az sy ny sariny. Amiko alou efa mety ian le teo aloha oe afaka manao admin ny sariny zay apetrany tsirairay avy, ny option araka tenin 'i tess no tsara ampiana.
45. tess ( 01/07/2008 10:55)
vale: ka zareo anie tsy misoratra am andrina hoe tsy hanompa e!
aiza no hahalalanao hoe olona tsara iny manoratra iny na ratsy raha tsy efamisera aminy sdia refa misera iiny vao mitranga lay ompa sy ny tariny
mety tsy agressif izy am vlou faaprès orera be!
fa ny tena be nanompa ahy dia ry zareo avy ao egypet :{ :^)
voasakako dool ny ankabeazany hihihih
46. Samoana ( 01/07/2008 14:28)
Tsy hitako loatra aloha izay mbola azo atsaraina satria mahafa-po ny efa eo e!
Marina fa misy ny maningana saingy "saonjo iray lohasaha tsy ilaozan'izay mamarara". Misy fanasivanana loatra amiko ireo vinavina atolotr'i Hery ireo ka mety hampalaina ny mpitsidika. Ilay mampiasa mot de passe lava aza tsy nahazatra loatra ka nampihena ny firesadresahana.
Aza laniana @ izany ny vôkansy fa mankanesa any @ plazy de andefaso sary paparrazi hafa hojerena ato e :D
47. tess ( 01/07/2008 16:23)
samoana :-D
48. mbaliana ( 01/07/2008 16:51)
:-D :-D :-D tsy ampy plazy angaha hono i hery ry samoana ....
49. vale ( 01/07/2008 22:01)
i Samoana io mandrevy plazy io!! ah,ah,ah!!!!!
50. ainaheri ( 02/07/2008 14:43)
Ny sary zany ry hery na bagdad aza tsy misy mamafa tsony ra izany? Satria efa ahy irery iny......D afaka mametaka sary maloto kou ve ilay oul @ zay? sa mbola voaharamaso iany ,otrany @ sary rehetra zao??
51. Veloo ( 02/07/2008 19:00)
amiko aloha tsy tsy mety a manjary lasa misy clan clan betsaka
iry ny clan ny X, Y, Z
hiresaka @ ny namana rehetra no atao ato fa tsy hanao clan kle...

:? :? :?
52. ari.malala ( 03/07/2008 06:39)
za kou ts d mankasitraka loatra ilay soso-kevitr'i hery! aleo ilay option no ampiana araka ny sosokevitry ny namana hafa raha azo ataon d bonivonkasy e! d mila sary paparazzi marina hihihi!
53. Angie ( 03/07/2008 08:59)
Ny tena milay alou dia zay tsy mampiditra sary tokony tsy afaka mijery sary

be ny ho voa @ zay fa tsy mitsikera fotriny fa mba mandray tsikera koa

ny ambiny amiko mety doly.
54. ainaheri ( 03/07/2008 09:22)
miombonkevitra @ Angie 100% ,io no raisina ry hery aa,misy ny sasany tsy mampiditra sary nefa mitsikera sy manaratsy any ambadika any ....Nefa kosa ambeno tsara ry Ralay ny bagdad lol
55. Veloo ( 03/07/2008 14:36)
Angie [ Valio ] 03-07-2008 10:59:13
Lohateny : Re : Eritreritra fanatsarana site
Ny tena milay alou dia zay tsy mampiditra sary tokony tsy afaka mijery sary

be ny ho voa @ zay fa tsy mitsikera fotriny fa mba mandray tsikera koa

ny ambiny amiko mety doly.


dia ho betsaka ny hiala tsy ande ato intsony :P :P :P

ainaheri [ Valio ] 03-07-2008 11:22:11
Lohateny : Re : Eritreritra fanatsarana site
miombonkevitra @ Angie 100% ,io no raisina ry hery aa,misy ny sasany tsy mampiditra sary nefa mitsikera sy manaratsy any ambadika any


dain ko ty ainaheri :twisted:
56. ainaheri ( 03/07/2008 14:59)
veloo>> Elà ndray ve no ataoko tara @ zany ee,namako manokana lol :-* :-* :-* :-*
57. vale ( 03/07/2008 16:08)
:-D :-D :-D :-D :-D ainaheri!lollll :wink:
....izaho indray dia partante foana raha resaka fanatsaràna !!!!

Veloo, fa angah aky eto am dinika koa misy an'izany oe tsy hifampiresahana raha tsy namana? ^^ any am hafatra no mpinamana(amiko) fa eto am dinika mampiady hevitra donky tokony automatika le mifampiresaka eto am dinika, ary io clan2 io anie toa efa nisy foana na dia tsy niova aza ny options ato an!!!!... :/
58. Angie ( 03/07/2008 18:01)
ny tena mampimé ange dia @ reo cool zao tsy misy olana mihintsy ny fanovana fa milay foana, fa ireo tena mpigafy kou no tena ho sahirana, na ireo mpitsikilo sy mpitsikera fotriny fa tsy mba milaza ny marina momba azy.

aleo atao donnant2 ihany e zay manisy sary mahita sary efa be kou ny misy sary ao kou.

@zay kou reraka lay manana ps 15 mdr
59. kelly13 ( 03/07/2008 20:05)
hé, za tsy manana fakantsary d tsy manantsary d aôna? :(
60. ainaheri ( 03/07/2008 20:24)
Otrany iverenako kely ndray ilay voatenin'i Angie,misy mahatsara azy nefa kou misy indro kely,misy @ reo mpikambana reo te hampiditra sary ,fa saingy tsy afaka mametraka noho ny zava-misy (familles ...sns )
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.15