Mino aho dia nanao asa,niasa aho satria nino.

61. bor2lais ( 30/06/2008 11:50)
ikaretsaka:

ny sady mivavaka no manao fanafody no tsara

(ny tsy misy afaka manompo tompo roa..dia ny andramanitra sy ny vola)


Mba azonao hazavaina tokoa ve ny tianao hambara eto raha tsy mahadiso ?

62. ikaretsaka ( 30/06/2008 15:48)
raha marary ianao dia sady mihinana ny fanafody omen'ny mpitsabo no mivavaka ko
63. ikaretsaka ( 30/06/2008 15:52)
prime> ny Razana tsy tompoina fa venerena..
sam ihafa ny louer et venerer!

raha voan'aretina ianao moa va tsy sady mivavaka no anaovana fanafody? sa mo prime le efa palu 40 mahery de fievre dia mbola hametrahantanana sy menomenonana be ireny fa hoe devoly devoly :wink:
64. niryna ( 01/07/2008 03:24)
ikaretsaka:

ny sady mivavaka no manao fanafody no tsara
fanafody tahaka ny ahoana izany? ilay mivavaka dia mihinana fanafody sa ilay mivavaka dia mampiasa ody gasy ,maka tambavy fanaovana varotra,mankany amin'ny mpisikidy mijery vitana sa inona no tian'ika ho tenenina?

(ny tsy misy afaka manompo tompo roa..dia ny andramanitra sy ny vola)
io iray koa,sy ny hoe tsy misy afaka manompo any Bahala sy ATra,na koa hoe tsy misy afaka manana ny fanahin'Atra sy ny fanahin'i maizina .
Na i kristy no hinoana fa tsy afaka manao hoe hino Azy aho androany dia aleo indray aloha aho hijery horoscope :roll: sa ?
65. niryna ( 01/07/2008 03:26)
prime:

ikaretsaka> manao fanafody ahoana??? 8O
(ny tsy misy afaka manompo tompo roa..dia ny andramanitra sy ny vola)
... fa ny andriamanitra sy ny razana ve izany mety?

io ika valio fa izaho koa mba te ahafantatra e misaotra

:D
66. niryna ( 01/07/2008 03:27)
bor2lais:

ikaretsaka:

ny sady mivavaka no manao fanafody no tsara

(ny tsy misy afaka manompo tompo roa..dia ny andramanitra sy ny vola)


Mba azonao hazavaina tokoa ve ny tianao hambara eto raha tsy mahadiso ?




---------------------------------------------------

:roll: :wink: :D
67. niryna ( 01/07/2008 03:29)
ikaretsaka:

raha marary ianao dia sady mihinana ny fanafody omen'ny mpitsabo no mivavaka ko

hay ve ,misaotra anao,marina tokoa izany taitra aho mantsy fa nataoko hiteny hoe mankany amin'ny mpimasy sy ny mpisikidy. misaotra nizara

:-* :-* holy kiss for you
68. niryna ( 01/07/2008 03:36)
ikaretsaka:

prime> ny Razana tsy tompoina fa venerena..
ahoana indray io ry ika e !
sam ihafa ny louer et venerer!
mba azavao hoe ireo roa ireo azafady! misaotra anao mialoha

raha voan'aretina ianao moa va tsy sady mivavaka no anaovana fanafody?
arakarany,misy tsy nihinana fanafody dia sitrana io efa noteneniko anao hoe marary an-doha io aho dia mivavaka,misy aretina mila manantona dokotera,satria ireny ampitsabo ireny koa dia nomen'Atra fahalalana fa tsy avy amin'ny herin'ny tenany.
tsy mety sitrana dia sa mo prime le efa palu 40 mahery de fievre dia mbola hametrahantanana sy menomenonana be ireny fa hoe devoly devoly :wink:

raha tena manana finoana mahery be izy dia tena sitrana koa ka. Arakarany woa io an sao dia misy mandray vilana hoe tsy mila fanafody indray hono niryna.Firifiry ny olona lasa voaantson'Atra voan'ny cancer dia sitrana,aretina tsy sitrana intsony dia sitrana.Matoa nisy izany dia mbola misy ankehitriny,mety tsy nahita maso ny olona dia tsy minokanefa tsy maninona fa dia zaraina fotsiny.I Nenilava no santionany betsaka ary ireo olona efa nahita ny fanahy niasa tao aminy dia tena resilahatra ary dia mbola nanohy ny asany tokoa.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0595