Mino aho dia nanao asa,niasa aho satria nino.
21. ikaretsaka
(
22/06/2008 00:23)
Na misy roa na telo hivavaka,angataka zavatra iray AVY AMIN'NY ANARAKO ( kristy io ) dia eo afovoany aho ...
nanpatsiaro ahy tantara anankiray tany antanimora io tantaranao io..
indray andro t@ mbola tao @ St Mich ... tsy tadidikio intsony na t@ VK iny na Tampikri ... dia le manao asa fanadoavana manampy andry masera mizara sakafon'ny gadra ireny
dia io lahateny io mihitsy no novoaboasana t@ izay dia hoy ilay rangahy efa soarasoara efa ela nigadrana tao hoe zahay masera efa ela ihany no nivorivory sy nangataka mba hanankarena @ izay zahay tsy hangalatra intsony ... ho'zy enao hoe "mivorivoria de angataka zavatra iray" .....
tsa mbola tanteraka hatramin'izao:ela ihany izay nivorivoriantsika izay .... hainay fa eo ampovoanay i Jesosy.. fa le zavatra 1 angahatahay lazainy fa ho azonay tsary nety azo hatr@ zao!
22. fahamarinana
(
22/06/2008 08:43)
:arrow: ika : :ka ho an'ny sasany lasa fahazarana fontsiny ihany,fampandriana adrisa,fanomezana solution facile satria tsy misy azo atolotra......
Amiko aloha dia Manasitrana tokoa i Jesoa fa ny dr koa dia nomeny fahalalana hanavotra ny olona.Ny hoe mihinana fanafody dia tsy ho sitrana raha tsy manana finoana dia somary mahazendana ihany,betsaka no tsy Mpino mihintsy nefa sitrana tanteraka.Misy ny tena Mpino nefa tsy mety sitrana dia rehefa avy eo moa faranana amin'ilay hoe izay no sitrapon'Andriamanitra.
Ny hoe tsy hihinana fanafody fa hivavaka fontsiny :mety mandaitra amin'ny sasany (za manokana mbola tsy nahita fahagagana toy izany ka sarotra ho ahy ny hino na hiaiky...),fa kosa tena danger be ho an'ny tena,asa anefa fa betsaka koa no manao choix toy izay.
Nampahatsiaro ahy namana iray izay voan'ny cancer,efa ho stade final :tsy misy olona tsotra sy manam-panahy,Mpino tanteraka,Vavaka hatrany ny fiainany. fa dia niasàna ,natao Fampaherezana ,nefa dia lasana ihany.Ny nahazedana ahy tamizay dia nisy Mpiandry iray sady dr rahateo ny asany dia nanao ny ASA miaraka amin'ny Mpiandry sns,fa aty ambadika koa milaza aminay hoe efa ho vita atsy ho atsy fa tonga amin'ny limite...Zany hoe fantatra ihany ara-tsiansa izany ny mety hitranga ???
Ny tiako hisarihana ny saintsika dia hoe miara-miasa ny zava-drehetra na ny fanafody na dr na Ny Fanampian'ny Jesoa ary indrindra ny fanampiantsika ny tenantsika ihany koa na amin'ny finoana na amin'ny fanantenana koa na amin'ny fiandrasana izay higadonany.... (l)

23. ikaretsaka
(
22/06/2008 12:10)
Daha> io nolazainao io mihitsy no tiako hitsipihina... io mitady solution facile io hoe rehefa mivavaka dia hotolorana izay rehetra angahahina...
dia avy eo tsy mahazo amin'iny de kivy
izya le mivavabava pahatany
tsara ny mivavaka sy mino fa raha tsy ampy ny toko fahatelo... (=miasa)
dia tsy any mihitsy e
dia avy eo tsy mahazo amin'iny de kivy
izya le mivavabava pahatany
tsara ny mivavaka sy mino fa raha tsy ampy ny toko fahatelo... (=miasa)
dia tsy any mihitsy e
24. naritsimba
(
23/06/2008 08:02)
ari.malala> resaka hafa ahoana ny ao @ HEBREO 11, moa ve tsy resaka finoana no resahina ao? Moa ve ny Soratra Masina ampiasaina rehefa misy mahazo, fa odiana tsy fantatra rehefa mandeha ny fiainan'ny olona.
Finoana daholo no anaovantsika ny zavatra rehetra, na inona io na inona.
Finoana daholo no anaovantsika ny zavatra rehetra, na inona io na inona.
25. ari.malala
(
23/06/2008 09:05)
naritsimba, eny e, resaka finoana no ao am Hebreo 11, fa misy fanontaniana apetraky ny namana maromaro amin'i niryna anie ao fa ts mamaly izy e! ilay hoe ny sitrapon'iza no tanterahina aminilay tantara tantarainy ao ambonimbony ao io?
Fa ianare miresaka dokotera sy fanafody ary vavaka, fa mbola tao amin'ilay fiangonana notantaraiko momba ny fametraha-tanana iany, za mou misy sinusite, d avy natao ponction za tamizay fotoana izay, za mbola mitsirepirapy fanina iny, no notenenin'ilay mpiandry hoe aza minana reo fanafody ireo intsony hon fa Jesosy no manasitrana 8O 8O 8O ozy ah anakam-po hoe d adala Andriamanitra nanome ny Fanahy Masina nahafahan'ireo olona nianatra ka nahavitany ny fianarany ho dokotera ve sa hoe tsy misy ilana dokotera intsony ve sa manao akory moa izany ity hoe tsy hanina intsony ireo fanafody??? nandaniana vola ohatrinona ireo fanafody ireo ka hoariana aiza amin'ny fomba ahoana, satria hozy mints le mpiandry hoe arina ireo fanafody refa tonga any antrano enao d mazotoa mivavaka d minoa fa ho sitrana enao! d tam volou zan za nino tsara mints hoe ts minana ireo fanafody mou zan fa ts nariko kosa alou e! nande ny herinandro, vao maika ni s'empirer ny nahazo ana, d nentina niverina tany am dokotera d tonga d tratra hoe ts ninana fanafody no mankarary ana.... d ts maints nohanina ireo fanafody!

26. ikaretsaka
(
23/06/2008 12:33)
izaho sy mpiandry 1 izay koa no niresakamomban'io ..hoe aza mihinana fanafody intsony fa Jesosy no manasitrana...
de ho'zy aho heo i Jesosy t@ nanasitrana anie ka nampiasa fanafody e :fotaka. rano nanasana maso.
-ny apostoly nampiasa mosoara (i paoly) aloka sns....
de ho'zy aho heo i Jesosy t@ nanasitrana anie ka nampiasa fanafody e :fotaka. rano nanasana maso.
-ny apostoly nampiasa mosoara (i paoly) aloka sns....
27. fahamarinana
(
23/06/2008 13:48)
:arrow: Misy tokoa aloha Mpiandry nifanena tamiko dia toy izay voalazanareo sy ari. zay no reko ihany koa,fa misy ihany koa Mpiandry hitako nefa tsy mi-raisonner ohatr'izay fa dia miara-miasa amin'ny Dr sy ny fanafody...ka ny tiako ho fantatra hoe inona marina zany no izy ? Isan'ny mampihazohazo anie rehefa misy karazana hevitra betsaka toy izay e...Ilay olana amin'ny fanafody omen'ny Dr hitsaboana ny tena mihintsy no tsy azoko fa tsy hoe ody gasy sanatria ..(l)
28. ikaretsaka
(
23/06/2008 14:34)
ka io koa ny tsy azoko.. hoe rehefa inona sy maninona dia inona?
hoe rehefa inona no mety dia rehefa inoan no tsy mety fa sambihafa be me fijery dia tsy hay intsony fa toa samy manao izay saim-patany rty zareo samy ry zareo
hoe rehefa inona no mety dia rehefa inoan no tsy mety fa sambihafa be me fijery dia tsy hay intsony fa toa samy manao izay saim-patany rty zareo samy ry zareo
29. niryna
(
24/06/2008 04:18)
Lek:
Hoy xxx
xxx:
ary raha marary ianao dia hiheno ny tenin'ny docteur sa hino fotsiny @ izao dia hisy miracle
Ra mino enao sady mivavaka mangataka mitalao de sitrana, ny tsy fananantsika finoana no tsy mahasitrana antsika. Misy aretina tsy sitran'ny dokotera fa sitran'ny vavaka tsy misy mifanoitra amizay
aleloia ,misaotra anao fa mazava tanteraka.
ho an'ny rehetra
Finoana dia zavatra tsy hita maso hoy aho ary voasoratra ao anaty baib oly io.
Misy finoana manisa tendrombohitra,izany hoe zavatra tena ho impossible amintsika olona kanefa vitan'Atra.
30. niryna
(
24/06/2008 04:21)
rebeccaF:
Miankina amin'ny FINOAN'NY OLONA VE ny fahasoavan'Andriamanitra?
Ohatra tsy mba d'accord amin'izany aho.
Ity zavatra voalazanao ity koa amiko dia fizahozaho be loatra, izay manohitra ny Soratra Masina tanteraka.
nyrina:
noho ny finoako fa mahatanteraka izany izy dia tsy nitsahatra aho nivavaka ho azy (nanao asa aho fa tsy nino fotsiny satria [b]aho mino fa Atra no manao ny zavatra rehetra (noho ilay finoako fa vitany izany asa izany ary noho ny finoako fa hamaly vavaka ahy Atra,ary noho ny finoako fa Izy no mahalala ny ao am-pon'ilay olona (mino koa izy fa Atra manampy azy ) dia tanteraka tokoa izany faniriko izany.
Ny fahitako an'io dia contre-témoignage io. Mampiseho ANAO sy ny ASANAO ary ny ZAVA-BITANAO fa tsy i KRISTY velively.
misaotra anao nanome ny hevitrao,hajaiko io satria izay no fahazoanao azy.
Afaka miteny daholo isika,afaka mitsikera afaka mijery araka ny fieritreretana azy ny tsirairay.
contre temoignage izany izy aminao dia hajaiko ny hevitrao.
31. niryna
(
24/06/2008 04:21)
rakapy:
Ka ny fanirian'i Nyrina no tanteraka fa tsy ny an'i Tompo raha ilay ohatra momba ny namanao no jerena sy dinihina?
:D
33. niryna
(
24/06/2008 04:25)
prime:
Fa ny finoana an'i Kristy kosa aloha ry zareo mahatanteraka fahagagàna maro an... sa tsy mino izany ianareo?
marina tanteraka izany,izao isika mijoro eto izao no isany.Misy mino arahaba soa arahaba tsara ,misy tsy mino efa ao anatiny ny tsy hino fa dia anjarantsika no mangataka ny fanahy masina hanova azy ireo sy hihaino ny tenin'Atra noho ny finoana izay ananako ary dia mahatoky koa aho fa hiasa ao amin'izy ireo ny fanahy masina raha mino izy.
34. niryna
(
24/06/2008 04:45)
ari.malala:
mino sady mivavaka d ts minana fanafody zany fa mino fotsiny iany?
misy miteny an'izany angaha aky ao ?
Tadidio fa tsy hoe hino an'Atra isika dia tsy marary intsony na hoe tsy misy olana intsony ny fiainana an?
Dia hisy hanontany indray hoe ka inona no hivavahana raha izany ?
Samy hafa ny olona marary ka mametraka izany aretina izany eo am-pelantanan'Atra,
Ohatra hoe taloha dia mitaintaina miheno valinteny avy any amin'ny dokotera ,ankehitriny aho dia tsy matahotra na mitebiteby intsony miandry ny valinteny any amin'ny dokotera satria efa nivavaka aho ary izay zavatra rehetra mitranga amin'ny fiainako ohatra dia efa eo Aminy.
Atra dia mbola ambony lavitra noho ny dokotera ary mpanasitra Izy ka misy aretina izay tsy vitan'ny olona sitran'ATra.Firifiry ireny mijoro vavolombelona ireny ? Izaho no mbola anisany ka mahatonga ahy hizara aminareo raha mino hianareo.Tsy avy @ saiko na heriko na fahalalako anefa izany fa avy tamin'ATra ka mahatonga ahy mizara eto.
Tsy miteny mihitsy koa ny baiboly hoe aza mihinana fanafody an ?
Ny zavatra mety ho tsampantsika aza dia mety asehony amintsika mialoha daholo ny aretina mba ahafahana mitsbo,misy tonga dia maty tsy nahavita nitsabo.
Eo indray no mipetraka ny fanazavana:jereo any ambadika any fa vao nijoro vavolombelona aho tamin'ity herinandro ity.
Na manana haretina,na manana fahoriana,na manana adin-tsaina ny olona iray ka miaraka ny Tompo dia tsy matahotra izay mitranga ny ampitso fa mino Azy fa efa eo am-pelantanany daholo ny fiainany,efa fantany avokoa ny mahazo azy na dia tsy mbola mitranga aza ary matoa mitranga ny zavatra iray dia misy mahatsara azy amin'ny finoantsika sy ny fiainantsika.oops .
hisy hanontany eto indray hoe tsy anao ny lelo ka ..... izao aho hoe ...
Tsy mora ny miaraka amin'i kristy kanefa sarotra lavitra ny fiainana manalavitra azy.Ny atao dia mivavaka mangataka ny hanina sahaza,ny fahasalamana,ny hery sy tanjaka,ny finoana azy isan'andro isan'andro,eny ny hery. avy any aminy mba ahatohatra ny fakampanahy.mba tsy ho kivy na dia misy. aza tsy mitovy hevitra amin'ny tena dia mangataka aminy ny hery androany.(daily bread na hoe omeo anay anio ny hanina sahaza anay ) na koa hoe mofon'aina isan'andro isan'andro.
misaotra antsika ary hialako tsiny fa lava.
35. ari.malala
(
24/06/2008 07:05)
misy miteny an'izany angaha aky ao ?iee, misy matoa za manontany ko!
Tsy miteny mihitsy koa ny baiboly hoe aza mihinana fanafody an ?ko manin aza ny mpiandry sasany miteny anizany! nasaina nariko hoa ny fanafody..... hafahafa izany!
36. bor2lais
(
24/06/2008 08:08)
niryna:
ari.malala:
mino sady mivavaka d ts minana fanafody zany fa mino fotsiny iany?
misy miteny an\'izany angaha aky ao ?
Tadidio fa tsy hoe hino an\'Atra isika dia tsy marary intsony na hoe tsy misy olana intsony ny fiainana an?
Dia hisy hanontany indray hoe ka inona no hivavahana raha izany ?
Samy hafa ny olona marary ka mametraka izany aretina izany eo am-pelantanan\'Atra,
Ohatra hoe taloha dia mitaintaina miheno valinteny avy any amin\'ny dokotera ,ankehitriny aho dia tsy matahotra na mitebiteby intsony miandry ny valinteny any amin\'ny dokotera satria efa nivavaka aho ary izay zavatra rehetra mitranga amin\'ny fiainako ohatra dia efa eo Aminy.
Atra dia mbola ambony lavitra noho ny dokotera ary mpanasitra Izy ka misy aretina izay tsy vitan\'ny olona sitran\'ATra.Firifiry ireny mijoro vavolombelona ireny ? Izaho no mbola anisany ka mahatonga ahy hizara aminareo raha mino hianareo.Tsy avy @ saiko na heriko na fahalalako anefa izany fa avy tamin\'ATra ka mahatonga ahy mizara eto.
Tsy miteny mihitsy koa ny baiboly hoe aza mihinana fanafody an ?
Ny zavatra mety ho tsampantsika aza dia mety asehony amintsika mialoha daholo ny aretina mba ahafahana mitsbo,misy tonga dia maty tsy nahavita nitsabo.
Eo indray no mipetraka ny fanazavana:jereo any ambadika any fa vao nijoro vavolombelona aho tamin\'ity herinandro ity.
Na manana haretina,na manana fahoriana,na manana adin-tsaina ny olona iray ka miaraka ny Tompo dia tsy matahotra izay mitranga ny ampitso fa mino Azy fa efa eo am-pelantanany daholo ny fiainany,efa fantany avokoa ny mahazo azy na dia tsy mbola mitranga aza ary matoa mitranga ny zavatra iray dia misy mahatsara azy amin\'ny finoantsika sy ny fiainantsika.oops .
hisy hanontany eto indray hoe tsy anao ny lelo ka ..... izao aho hoe ...
Tsy mora ny miaraka amin\'i kristy kanefa sarotra lavitra ny fiainana manalavitra azy.Ny atao dia mivavaka mangataka ny hanina sahaza,ny fahasalamana,ny hery sy tanjaka,ny finoana azy isan\'andro isan\'andro,eny ny hery. avy any aminy mba ahatohatra ny fakampanahy.mba tsy ho kivy na dia misy. aza tsy mitovy hevitra amin\'ny tena dia mangataka aminy ny hery androany.(daily bread na hoe omeo anay anio ny hanina sahaza anay ) na koa hoe mofon\'aina isan\'andro isan\'andro.
misaotra antsika ary hialako tsiny fa lava.
--> mazava be ary iombonako tanteraka
37. fahamarinana
(
24/06/2008 09:31)
niryna:
Tadidio fa tsy hoe hino an'Atra isika dia tsy marary intsony na hoe tsy misy olana intsony ny fiainana an?
:arrow: Marina tanteraka :)
niryna:
Samy hafa ny olona marary ka mametraka izany aretina izany eo am-pelantanan'Atra.Ohatra hoe taloha dia mitaintaina miheno valinteny avy any amin'ny dokotera ,ankehitriny aho dia tsy matahotra na mitebiteby intsony miandry ny valinteny any amin'ny dokotera satria efa nivavaka aho ary izay zavatra rehetra mitranga amin'ny fiainako ohatra dia efa eo Aminy.
:arrow: Iraisako hevitra amin' i niryna ihany koa.Zany hoe mazana moa efa tena mafy ilay aretina ndraindray dia manana doute kely indray fa dia miverina ao amin'ny Tompo ihany dia mahazo fitsaharana,filaminan-tsaina satria matoky Azy.
niryna:
Tsy miteny mihitsy koa ny baiboly hoe aza mihinana fanafody an ?
:arrow: Marina tanteraka koa io fa misy koa moa olona manafangaro zvtr.Tsy hidirako lalina fa za koa aza tsy mahay kouh...
niryna:,
Na manana haretina,na manana fahoriana,na manana adin-tsaina ny olona iray ka miaraka ny Tompo dia tsy matahotra izay mitranga ny ampitso fa mino Azy fa efa eo am-pelantanany daholo ny fiainany
:arrow: Ekeko tanteraka ihany koa fa sarotra ny ahatratrarana izay tsy fananana fahatahorana izay.Mila finoana tanteraka .
nirynaniryna:
efa fantany avokoa ny mahazo azy na dia tsy mbola mitranga aza
:arrow: Eto no tsy dia hitovizako hevitra kely amin'ny niryna satria betsaka no hitako fa manohy fitsaboana,mikaroka fanafody hafa ahasitrana azy,mitady solutions maro,izany hoe raha fantany ny ahazo azy dia tokony hipetraka amin'izao izy izany ve ohatra? Izany hoe mi-rejoindre ilay voalazan'ny ari.malala ery ambony hoe :Hoy i ari. :mino sady mivavaka d ts minana fanafody zany fa mino fotsiny iany ?
niryna:
ary matoa mitranga ny zavatra iray dia misy mahatsara azy amin'ny finoantsika sy ny fiainantsika.
:arrow: Azoko ekena raha tena Mpino ilay olona dia izay no tokony ho izy.
Misaotra nizara niryna. :) (l) .
38. prime
(
24/06/2008 10:03)
Ny anisan\'ny olan\'ny mpiandry rehefa misy trangan\'aretina entina eo aminy dia ilay tsy faampian\'ny dinika... fa tsy systematika ilay hoe foanana ny fanafody fa vavaka dia ampy na koa hoe tsy maintsy mankany amin\'ny dokotera ihany koa na dia mivavaka aza...
Raha reraka sy narary ohatra i Timoty dia ny Apostoly Paoly mihitsy aza no niteny azy mba handray divay... nefa tsy misy mpananatra hentitra toa an\'i Paoly ny amin\'ny fisotroana sy ny fimamoana divay toa azy... fa hoy indrindra ny voasoratra amin\'ny anaran\'i Kristy :
\"Aza misotro rano intsony fa misotroa divay kely noho ny vava-fonao sy ny fahosaosanao matetika.\" I Timoty 5:23... izany nefa tsy midika hoe mety foana izany ka isaky ny misy tsy mety ara-pahasalamana dia handray divay ohatra...
Ny fankanesana any amin\'ny dokotera na tsia dia tsy \"règle\" na \"institution\" naorin\'i Kristy fa arakaraky ny fifandraisan\'ilay marary amin\'ny Tompo no anoroana azy hevitra... ary izany dia tsy ho fantatra nefa raha tsy misy dinika lalina tsara...
Noho izany, tsara raha manatona dokotera hatrany ny tsy salama na ny marary ary toroana hevitra ho amin\'izany mihitsy aza rehefa tsy hanao dinika na tsy tena hiditra lalina ilay mpiandry na ilay mpanompon\'Andriamanitra...

39. fahamarinana
(
24/06/2008 11:35)
:arrow: Miombon-kevitra tanteraka amin'ny prime mihintsy aho eto.. (l)
40. Lek
(
24/06/2008 11:40)
za efa narary tsy nihinana fanafody fa nivavaka de sitrana tsy in-1 fa marobe, za ko anefa efa narary de nihina-panafody de sitrana, tsy hay faritana io hoe inona izany no tena izy fa arakaraka ny finoana ao anatinao. Ra mahatsiaro enao fa tena matanjaka ara-pinoana @ fotoana mampaharary anao de sitranin'ny Tompo enao araka ny finoanao fa ra vao misalasala enao de mihinana fanafody, hoy tenin'ny tompo hoe " zay misalasala de toy ny rano atopatopan'ny rivotra fotsiny". De hisy iteny indray zao hoe tsy mitombona ny finoanao zany, tsy raisina araka izany fa madainga zay milaza fa tsy mba reraka inndraindray. Fa ny tena zava-dehibe de tsy marary matetika enao refa miaraka @ Tompo e! de hotanterahan'ny Tompo aminao lay ao @ salamo faha 91. Samia ho salama tsara daholo e! :)