Mino aho dia nanao asa,niasa aho satria nino.
42. ari.malala
(
24/06/2008 13:13)
prime:
Ny anisan'ny olan'ny mpiandry rehefa misy trangan'aretina entina eo aminy dia ilay tsy faampian'ny dinika... fa tsy systematika ilay hoe foanana ny fanafody fa vavaka dia ampy na koa hoe tsy maintsy mankany amin'ny dokotera ihany koa na dia mivavaka aza...
hitanao, za zany efa nanazava, tamizany kou mou ts maints narahina e, satria mbola vao omaly no avy any am hopital natao ponction, d nanazava izahay we misy sinusite, avy natao ponction d zao sy zao sy zao dool ny fanafody ampiasaina, d zao zaozao avy ny tokony hatao hoy ny dokotera, isan'izany ny tsy miaritory sy ny manao repos... d avy d ozy le mpiandry mantsy ana, izao alou enao ametrahana tanana d nandroaka devoly iz we mis devoly we ao anaty oroko ao :?: somary 8O 8O iany alou zany za we aona kou zany e! fa ny aretina hoe avy am devoly (araka ny tenin'io mpiandry io zany an) d avy teo d oziz, efa niasan'i JEsosy enao zay fa tsy mila minana ireo fanafody notanisainao ireo intsony fa arina ireo refa tonga any antrnao enao. D k za kou manoa solomaso d tonga d nosintoniny teny am masoko re tompoko ilay solomaso, nefa za fanina refa ts manao solomaso... d niteny taminazy za vao niala mitns le solomaso we fanina b wa za, d oziz, mbola miresiste ny devoly fa mivavaha d ts mahazo manao an'iny tsony mints enao satria efa niasan'i Jesosy :roll: 8O 8O 8O nivoaka tao zay d fanina b za fa satria mou zany zay le instruction we ts mahazo manao solomaso d ts nanaovana mints ity solomaso, en même temps za mivavaka an, ... fa nande ny herinandro sad ts minana fanafody no ts manoa solomaso d tena ni s'empirer be ny zavatra nahazo ana, d ts maints niverina tany am dokotera fa tonga d tratra b we sad ts nanao solomaso no ts ninana fanafody...... d eo no mahagaga ana........ ts hoe ts mino akory za fa misy zavatra mahavarina ftsn zany e!
43. ikaretsaka
(
24/06/2008 13:38)
io le hoe tsy mahazo manao solomaso lazain;i ari io koa no tsy azoko mihitsy
za kao efa tratran'io... nanamboatra plan ana fiangonan-dry zareo dia reraka angamba fa tsy ampy torimaso fa za amin'ny alina matetika no manao sary ... dia tonga de le solomaso no hoe esory hono...
vao mainka fanina nandraingiraingy tary...

44. Lek
(
25/06/2008 08:00)
Lay resaka solomaso sy ny karazany anie de zao e! samy manana ny fomba fiasany ny fiangonana sy ny mpiandry ao aminy, be ihany ny olona makany amin-dry zareo na de izany aza no ataony satria misy mahazaka izany fombany izany fa za izay tsy mahazaka de any @ fiangonana hafa na mpiandry hafa no mande de izay ilay hoe samy manana ny iantson'ny Tompo azy ny olona, ny sasany silamo ny sasany advantista ny sasany Jesosy mamonjy sns...Zay ilay finoan-dry zareo de tiany ampitaina fa anjaranao no mandanjalanja izay zakanao ra tsy mety aminao ny nataony de aza manome tsiny e!
45. ari.malala
(
25/06/2008 08:56)
Lek, aiza no misy fanomezan-tsiny eo kay? mitantara ny nahazo ana za d milaza hoe ts azoko ilay izy, i ika koa toy izany hoe ts azony ilay hoe ts mahazo manao solomaso fa tsisy manome tsiny mints eo...
46. ikaretsaka
(
25/06/2008 11:11)
fa le resaka mpiandry io koa ..manninona tsy asiana drafitra sy sata ..fa samy manao izay saim-patany ihany le izy arakaraky ny toerana an
47. niryna
(
25/06/2008 21:15)
ari.malala:iee, misy matoa za manontany ko!
misy miteny an'izany angaha aky ao ?
Tsy miteny mihitsy koa ny baiboly hoe aza tsy mihinana fanafody an ?
azafady fa tokony nasiako hoe tsy teo oops
ari-malala a.misaotra nanontany,t Raha manao fast isika izao(na mivavaka amin'Atra fa mangataka zavatra ary tena ataontsika ho zava-dehibe mihitsy izany):mivavaka,mihira,mamaky ny tenin'Atra dia miresaka aminy ny olana na zavatra ilainao valim-bavaka mafy ....io no atao hoe fast,manandrama indraindra y fa manampy ny nofo halemy ary ny fanahy hatanjaka (ara-nofo no teneniko a,toy ny fakam-panahy sns)
Mampianatra kosa ny mpitandrina fa telo no fitrangan'io
1 indray andro tontolo (6 ora hariva ka hatramin'ny 6 ora hariva rahampitso ) ohatra na amin'ny fotoana tsy hiasana ny ahy no fanaoko ..dia misotro rano fotsiny aho amin'io na ny olona amin'io.Misy anefa tsy mihinana na misotro..
2- misy koa manao an'io ka tsy misotro na rano aza :ary dia manafatra ny mpitandrina fa mila misotro rano aorian'ny telo andro..fa manimba ny vatana izany
misy mihoatra ny herinandro mihitsy aza dia tsy maintsy misotro rano aorian'ny telo andro.
3- misy indray anefa sakafo sasa-tsasany no fadiany na andro maraina no tsy hinanany.
Ny tiako ahatongavana dia izao.Tsy misy mihitsy miteny raha mino ny olona iray dia ariany tsy mihinana fanafody izy.Misy ny olona sitrana tsy mihinana fanafody fa tsy midika hoe ny aretina rehetra dia tsy ilaiana fanafody.
ko manin aza ny mpiandry sasany miteny anizany! nasaina nariko hoa ny fanafody..... hafahafa izany!
Misy anefa olona tena votom-pinoana ary dia nomen'Atra hery mihoatra izy ka dia mitoriteny izy hoe izaho tsy mandeha any amin'ny dokotera mihitsy nandritra ny 35 taona ....
Ny fahagagana dia misy ary misy tsy sitrana koa na dia mivavaka mafy toa inona aza(io dia Atra no mahalala ny antony,mety tiany hanatona azy kokoa na asa ?
arakaraky ny fanafody io angamba ary araky ny finoanao ihany koa.Raha tsy sitrana anefa dia tsy tokony ho kivy fa mivavaka ihany.
Dia mbola misy maro koa ny antony mety tsy mahasitrana antsika: ny tsy famelan-keloka ohatra,ny fitazomana ilay guilt na zava-mety nahazo taloha,ny tsy tena finoana azy(na doute),ny tsy famelana heloka ny hafa ,ny tsy mivavaka aminy kanefa manantena azy fa hanasitrana,misy tsy sitraniny mihitsy fa mety hoe izy marary iny no tena manatona azy ilay olona na toy i Joba e,tsy nanao na inona na inona izy kanefa mafy ny zavatra noentina,misy fitsampana toetra koa ao.Ary misy entiny mandra-maty.Manana fanantenana foana fa matoa tsy mbola sitrana dia misy antony ao,izay ny ahy no ataoko.
Ny ahy izaho tsy mba mihinana fanafody aho rehefa marary an-doha fa mivavaka fotsiny dia vita.
Raha misy olona marary an-doha ato an-trano dia hivavahako fotsiny dia sitrana fa tsampako fa mandeha aty amiko kely ilay aretina an-doha dia ny maraina ny andro mifoha aho dia mivavaka dia lasa.
Raha voan'ny sery mahery kosa aho ,mivavaka ka ele,dia mividy fanafody rms dia sady mihinana aho no mivavaka.
izay no azoko ambara aminao :-*
48. niryna
(
25/06/2008 21:43)
misaotra aky fahamarinana a
izay zavatra mitranga amin'ny fiainantsika dia nataony avokoa mba hiderantsika azy.Io no tena antony iray lehibe ary iny zavatra nahazo antsika iny dia nahatonga antsika tena lany aiky(izay no mahatonga ahy tsy hanaiky ny tenin'ika foana hoe Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany:sady tsy ao anaty baiboly izany fa rafitra novolen'ny olona ,ny hoe izay tsy miasa dia tsy mihinana no misy) ka rehefa tapi-dalan-kaleha ny olona iray dia io sisa solution (io ilay voatsinapy sy manisaka tendrombohitra)
dia izay no mahatonga ahy nanazava an'i ari tary hoe mila mihinana fanafody ka.Samy manana ny filazany aky a fa misy ny tena mino ary dia tena sitrana tsy natao surgery.
Nisy zaza 13 taona mpanao fanafody be ny rar ary nisy zokiny nalemy tao am-pandriana ,noho ny voaontso ho mpitoriteny izy io(efa noresahiko teto io,asa na mbola any ihany "Pierrette" no anarany tsy mahay manoratra ary ny masoko no nahita azy nitoriteny sy niteny nivantana ny olona izay marary fa misy mitazona fanafody gasy,a mbola nampianarina satria miandry omby no nampanaovin-drar azy(fanafody fitaizana,fitazomana varotra.ody fitia sns) dia nasiana noentina nidorana avokoa.
ka raha miteny ny mpiandry hoe hoento aty ny fanafody ho dorana na mankany an-tranony mihitsy izy mandoro azy dia io dia zavatra hafa.Dia tsy avelany mampiasa azy intsony ilay olona .
Fa raha resaka fanafody fanasitranana ny vatana:izay no nahatonga ny dokotera ,mba hitsabo .sa ahoana ?
Nisy toerana nanalana demony izay dia nitantara ireo kristiana fa nanosotra menak'osy noho ny fahatahorany ilay olona nolazainy fa mpanao fanafody.Rehefa nandroahana ny fanahy ratsy ny trano dia niteny ilay mpiandry iray hoe efa nandroahana ny fanahy ratsy ity trano ity
i ka aza asiana menak'osy izany intsony.
Mety ho HS kely fa mety ho fantatrareo angamba ny tiako ambara ,raha tsy fantatra moa dia manontany ihany
Sarotra be tokoa anie aky ny hino hoe matoa izao no nitranga dia misy antony e.Izaho izao noho ny fitiavako te hianatra kanefa zanaka mahantra aho dia io no nampiasain'Atra ahy hizarako ny teniny.Nangetaheta aho dia nomeny rano,nangatsiaka aho dia notafiany lamba,tsy mba nanam-bola aho dia nomeny fianakaviana hipetrahana.Dia izay no mahatonga ny olona mahasahy mijoro vavolombelona.Tsy ho voatery hoe hisy zavatra hanjo saingy iny zavatra nahazo iny no zaraina ny olona hoe misy anie ny fanantenana raha tena mino an'i kristy isika e
(l) niryna
niryna:
efa fantany avokoa ny mahazo azy na dia tsy mbola mitranga aza
izay zavatra mitranga amin'ny fiainantsika dia nataony avokoa mba hiderantsika azy.Io no tena antony iray lehibe ary iny zavatra nahazo antsika iny dia nahatonga antsika tena lany aiky(izay no mahatonga ahy tsy hanaiky ny tenin'ika foana hoe Atra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany:sady tsy ao anaty baiboly izany fa rafitra novolen'ny olona ,ny hoe izay tsy miasa dia tsy mihinana no misy) ka rehefa tapi-dalan-kaleha ny olona iray dia io sisa solution (io ilay voatsinapy sy manisaka tendrombohitra)
fahamarinana:
:arrow: Eto no tsy dia hitovizako hevitra kely amin'ny niryna satria betsaka no hitako fa manohy fitsaboana,mikaroka fanafody hafa ahasitrana azy,mitady solutions maro,izany hoe raha fantany ny ahazo azy dia tokony hipetraka amin'izao izy izany ve ohatra? Izany hoe mi-rejoindre ilay voalazan'ny ari.malala ery ambony hoe :Hoy i ari. :mino sady mivavaka dia minana fanafody zany fa mino fotsiny iany ?
dia izay no mahatonga ahy nanazava an'i ari tary hoe mila mihinana fanafody ka.Samy manana ny filazany aky a fa misy ny tena mino ary dia tena sitrana tsy natao surgery.
Nisy zaza 13 taona mpanao fanafody be ny rar ary nisy zokiny nalemy tao am-pandriana ,noho ny voaontso ho mpitoriteny izy io(efa noresahiko teto io,asa na mbola any ihany "Pierrette" no anarany tsy mahay manoratra ary ny masoko no nahita azy nitoriteny sy niteny nivantana ny olona izay marary fa misy mitazona fanafody gasy,a mbola nampianarina satria miandry omby no nampanaovin-drar azy(fanafody fitaizana,fitazomana varotra.ody fitia sns) dia nasiana noentina nidorana avokoa.
ka raha miteny ny mpiandry hoe hoento aty ny fanafody ho dorana na mankany an-tranony mihitsy izy mandoro azy dia io dia zavatra hafa.Dia tsy avelany mampiasa azy intsony ilay olona .
Fa raha resaka fanafody fanasitranana ny vatana:izay no nahatonga ny dokotera ,mba hitsabo .sa ahoana ?
Nisy toerana nanalana demony izay dia nitantara ireo kristiana fa nanosotra menak'osy noho ny fahatahorany ilay olona nolazainy fa mpanao fanafody.Rehefa nandroahana ny fanahy ratsy ny trano dia niteny ilay mpiandry iray hoe efa nandroahana ny fanahy ratsy ity trano ity
i ka aza asiana menak'osy izany intsony.
Mety ho HS kely fa mety ho fantatrareo angamba ny tiako ambara ,raha tsy fantatra moa dia manontany ihany
niryna:
ary matoa mitranga ny zavatra iray dia misy mahatsara azy amin'ny finoantsika sy ny fiainantsika.
fahamarinana:tsy misy fisaorana aky a :-* :-*
:arrow: Azoko ekena raha tena Mpino ilay olona dia izay no tokony ho izy.
Misaotra nizara niryna. :) (l) .
Sarotra be tokoa anie aky ny hino hoe matoa izao no nitranga dia misy antony e.Izaho izao noho ny fitiavako te hianatra kanefa zanaka mahantra aho dia io no nampiasain'Atra ahy hizarako ny teniny.Nangetaheta aho dia nomeny rano,nangatsiaka aho dia notafiany lamba,tsy mba nanam-bola aho dia nomeny fianakaviana hipetrahana.Dia izay no mahatonga ny olona mahasahy mijoro vavolombelona.Tsy ho voatery hoe hisy zavatra hanjo saingy iny zavatra nahazo iny no zaraina ny olona hoe misy anie ny fanantenana raha tena mino an'i kristy isika e
(l) niryna
49. niryna
(
25/06/2008 21:50)
Lek:
za efa narary tsy nihinana fanafody fa nivavaka de sitrana tsy in-1 fa marobe, za ko anefa efa narary de nihina-panafody de sitrana, tsy hay faritana io hoe inona izany no tena izy fa arakaraka ny finoana ao anatinao. Ra mahatsiaro enao fa tena matanjaka ara-pinoana @ fotoana mampaharary anao de sitranin'ny Tompo enao araka ny finoanao fa ra vao misalasala enao de mihinana fanafody, hoy tenin'ny tompo hoe " zay misalasala de toy ny rano atopatopan'ny rivotra fotsiny". De hisy iteny indray zao hoe tsy mitombona ny finoanao zany, tsy raisina araka izany fa madainga zay milaza fa tsy mba reraka inndraindray. Fa ny tena zava-dehibe de tsy marary matetika enao refa miaraka @ Tompo e! de hotanterahan'ny Tompo aminao lay ao @ salamo faha 91. Samia ho salama tsara daholo e! :)
dia hoy koa izy ao amin'ny Isaia 53 hoe
4 Nitondra ny aretintsika tokoa Izy sady nivesatra ny fahoriantsika*; kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina.[Heb. fanaintainantsika]
5 Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika sy notorotoroina noho ny helotsika, ny fampijaliana* nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy; ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika. [Heb. famaizana]
6 Isika rehetra dia samy efa nania tahaka ny ondry, samy efa nivily ho amin'ny lalantsika avy isika rehetra; ary nataon'i Jehovah nihatra taminy avokoa ny helotsika rehetra.
:cry: :cry: :cry: :D
50. niryna
(
25/06/2008 22:22)
ari.malala:
[quote= prime]Ny anisan'ny olan'ny mpiandry rehefa misy trangan'aretina entina eo aminy dia ilay tsy faampian'ny dinika... fa tsy systematika ilay hoe foanana ny fanafody fa vavaka dia ampy na koa hoe tsy maintsy mankany amin'ny dokotera ihany koa na dia mivavaka aza...
mitovy hevitra aminy koa aho,
ari-malala:ilay esory ny solomaso aloha rehefa hiasana ny olona iray dia tsy maintsy esorina daholo izay zavatra mety handratra azy.
.. d avy d ozy le mpiandry mantsy ana, izao alou enao ametrahana tanana d nandroaka devoly iz we mis devoly we ao anaty oroko ao :?: somary 8O 8O iany alou zany za we aona kou zany e! fa ny aretina hoe avy am devoly (araka ny tenin'io mpiandry io zany an) d avy teo d oziz, efa niasan'i JEsosy enao zay fa tsy mila minana ireo fanafody notanisainao ireo intsony fa arina ireo refa tonga any antrnao enao. D k za kou manoa solomaso d tonga d nosintoniny teny am masoko re tompoko ilay solomaso, nefa za fanina refa ts manao solomaso
misy aza anie misomebiseby be eo dia mipipy an-kil ilay olona e,ny etsy an-kilany mandoa be,ny iray mitabataba miteny ratsy,dia hifanarotan'ilay mpiandry e,misy iray tsy mahatana azy,ny sasany voatsindrin'ny seza ny tanany ary tsy mahatsiaro tena izy. io no antony iray analana izay zavatra mety handratra ny olona raha toa ka torana miakarapodrapoka tsy tompon'ny tenany izy rehefa tena mahery tsy mety mivoaka ilay devoly ary na ny mpiandry aza toa tsy manao kavina na zavatra hafa fa saromana ny lohan'ny vehivavy fa tena misy mandriro-bolo mihitsy ilay herin'ny maizina ao anatin'ilay olona.
Mianjerazera ny sasany satria tsy mahazaka ny herin'Atra.
Tsy ny aretina rehetra akory dia avy amin'ny satana ,eny ny niandohan'ny fahafatesana dia noho ny fahotan'i Adama sy Eva.Misy izany aretina tena avy amin'ny satana tokoa ary dia ataony miakarapodrapoka ny olona,sitraniny sy hiasana fotsiny fa tsy hoe misy devoly daholo izay manana aretina.
toy ny vexation :arrow: ataony lasa adala mihitsy ilay olona(Mat 17:15)
ny oppression: :arrow: toy ilay rangahy nisy aretina nalemy teo amoron-drano nandritra ny 38 taona (Jaona 5) , (Lioka 13:11 )maro ny olona ankehitriny ampiasain'i satana ny sainy hoe izaho aloha dia tsy mety ho sitrana intsony e..
firifiry ny mamono olona (13 dia nafeniny any anaty ala),tsy fantan'ny vadiny akory io ,na izy aza hono tsy mahafantatra.dia migadra izy ..
Ireo roa ireo izany dia :arrow: 'spirit of infirmity na spirit of sickness no hilazana azy" na fanahy manome aretina,mbola misy aza ny hoe fanahy mpijanganjanga(vetavetainy ny ankizy dia vonony ,ankizy marobe )
Ity farany ity kosa dia possession: ao anatiny ilay devoly ka io no mibaiko ny fiainan'ilay olona rehetra(vonoy ny vadinao,vonoy ity olona ity,izao atao,misy olona miteny ao anatiny dia manaraka fotsiny ilay olona) loza ity.
Fitaovana ampiasain'ny devoly izany ilay olona
Toy ny mpino an'Atra ,fitaovana am-piasan'Atra . hmm inona indray re ity e .
HS kely fa mba tiako zaraina anareo fotsiny satria efa niteny aho fa omeko :-*
51. niryna
(
25/06/2008 22:25)
ari.malala:
Lek, aiza no misy fanomezan-tsiny eo kay? mitantara ny nahazo ana za d milaza hoe ts azoko ilay izy, i ika koa toy izany hoe ts azony ilay hoe ts mahazo manao solomaso fa tsisy manome tsiny mints eo...
marina izany.Zavatra tsy fantany dia mba nanontany izy.angamba aky amin'ny manaraka dia anontanio hoe fa maninona no asorina ny solomasoko a.
mety mandratra hoy aho no fahalalako azy dia izay no mety ho antony.
52. ikaretsaka
(
25/06/2008 22:53)
niryna> misy solomaso efa tsy mandratra intsony.. indrindra amin'izao ka... solomaso afaka aforiporitra aza misy
53. niryna
(
26/06/2008 23:02)
ikaretsaka:
tsy misy tsara ohatran'ny sady mivavaka no manao fanafody e... :-D
marina izany ary misy koa ny finoana fotsiny dia manasitrana ary misy tsy maintsy mihinam-panafody hianao.
Mivavaka aloha ka raha tsy mandaitra ny fivavahana dia mihinana fanafody amin'izay aho sady arahako vavaka.Ny aretin'andoha aho no tsy mba mihinam-panafody fa sitrana fotsiny rehefa mivavaka aho ..Raha mba toy izany daholo moa ny aretina rehetra e?
54. niryna
(
26/06/2008 23:05)
ikaretsaka:
fa le resaka mpiandry io koa ..manninona tsy asiana drafitra sy sata ..fa samy manao izay saim-patany ihany le izy arakaraky ny toerana an
mety manana rafitra izy ireo fa raha tsy ao anatiny isika dia ny zavatra ety ivelany fotsiny ho hitantsika..
55. niryna
(
26/06/2008 23:10)
ikaretsaka:
izaho sy mpiandry 1 izay koa no niresakamomban'io ..hoe aza mihinana fanafody intsony fa Jesosy no manasitrana...
de ho'zy aho heo i Jesosy t@ nanasitrana anie ka nampiasa fanafody e :fotaka. rano nanasana maso.
-ny apostoly nampiasa mosoara (i paoly) aloka sns....
mbola niampy ny rorany aza kou
:D
ankehitriny misy olona omen'Atra fahasoavana ,tsy mitaky vola fa rorany fotsiny ny tongotra na tanana folaka dia horony ary dia sitrana.
56. niryna
(
26/06/2008 23:19)
Misy fitsaboana miaraka miasa amin'ny fiangonana,maro ny olona marary ary misy tena tsy fantatra mihitsy ny aretina mahazo azy,tena hiasana ary ny zavatra tsampan'ny mpitsabo dia ireo olona marary ka mitantara ny fiainany,ny fahatezerana ao anatiny,ny tsy fifamelana heloka ireo dia miteraka aretina maro ho an'ny olona. Ireny olona mitaiza be antitra ireny ka mizara ny tenin'Atra azy ireny,mbola marobe ny olona tsy mahafantatra an'i kristy ary dia tena tsy mahafoy ireny olona miaraka aminy ireny ny be antitra.
Na ny dokotera mpitsabo aza dia efa maro no mivavaka alohan'ny hitsabo,na ny tena koa aza dia mivavaka mba omen'Atra hery ny dokotera mpitsabo an'ny tena.
Maro e,noho ny finoana an'Atra ,noho fampiharana izany finoana izany amin'ny fiainana dia zavatra tsy takatry ny sain'ny tena mihitsy ny asa soa vitaNy. Ary dia isaorako Azy tokoa izany

57. ari.malala
(
27/06/2008 09:02)
niryna, tamizay fotoana izay d za rery no niresaka tam le mpiandry teo, d ny nahagaga ana ary ts mety azoko mandrak'ity ny androany d ilay hoe ny nahazo ana d aretina d avam satana??? efa nazavaina anazy fa sinusite io, d ny navaliny d we misy devoly ao anaty oronao ao 8O 8O oh my God!!!! nasaina nanala solomaso za, bon ekeko zany aza hoe saode misy devoly tokou za k handratra ana le solomaso avy teo, fa nanin no ts navela nanaovako tsony le izy avy teo? refa nitaraina ah hoe fanina d ny valiny d mbola resaka devoly iany we mi resiste ny devoly 8O 8O 8O 8O
nisy koa indraimandeha, nararin'ny tazo dool ny olona tao antrano satria b lobolobo b ny manodidina ny tanàna, d feno moka zany mazava b..... d nakàna mpiandry fa hoe misy devoly e sns d tonga tokoa ny mpiandry d hoe roahina ny devoly tao amle trano d nefa mbola maray dool iany ny ray trano, d zay mou zany niteny we reo lobolobo ao ambadiky ny trano reo alou alàna fa reo no miteraka moka, d le mpiandry ts nety resy lahatra fa we ts mbola lasa le devoly d farany resy lahatra iany mou le raimpianakaviana we alàna ny lobolobo, inona fa sitrana tery izy mianakavy!

58. niryna
(
28/06/2008 04:31)
ari.malala:
niryna, tamizay fotoana izay d za rery no niresaka tam le mpiandry teo, d ny nahagaga ana ary ts mety azoko mandrak'ity ny androany d ilay hoe ny nahazo ana d aretina d avam satana???
Tsy aiko aky a,ny fantatro sy efa nazavaiko fotsiny dia hoe ' ny fahafatesana no tambin'ny ota vokatry ny tsy fankatoavin'i Adama sy Eva ny tenin'ATra dia ny taranaka rehetra no lasa mpanota avokoa.tss.. tsy lasa kosa e.
Saingy na dia izany aza dia maty daholo izany isika(toy ny voa izay tsy maintsy maty aloha dia avy eo am-paniriana indray dia iny fa mitsimoka e,dia velombelombolo dia mamoa betsaka,izay ratsana maty moa dia tapahana mba hanirian'ny hafa ary dia mandrombona be tokoa ilay zavatra nambolena)Toa izany koa isika,maty noho ny fahotana ary rehefa nanaiky an'Atra ,nanaiky an'i kristy ho tompontsika(satria izy irery ihany no nanafaka antsika tao anatin'ny fahotana izay nahafaty antsika,mbola betsaka anefa no maty dia mbola ,ny fanahy no tiana tenenina amin'io,) dia lasa velona indray izany isika.
Hatreo aloha azondry? Dia noho ny namitahan'i satana an'i Eva dia lasa tonga daholo ny aretina rehetra,dia izay no voalohany.,Araka ny tenin'ny namana dia mety tsy ampy ny fampianarany,mety nandray izay tadidiny izy ka izay aretina rehetra dia hoe avy amin'ny devoly avokoa. Averiko indray fao misy avy amin'i satana ary misy aretina tonga ho azy satria isika nofo sy ra,mivelona,ny motera aza aky rehefa miasa foana maty ihany amin'ny farany?
:D :D :D indry aky mampihomehy ahy a.
efa nazavaina anazy fa sinusite io, d ny navaliny d we misy devoly ao anaty oronao ao 8O 8O oh my God!!!