Azafady fa handray fitenenana.

1. lazounet ( 08/06/2008 15:59)
Miala tsiny tompoko miala fondro raha manoloana anareo eto satria ny tsiny hono harana avo ary ny fondro vato malama. Tsy zoky hananatra aho fa zandry ahitsy koa miala salohy fito eto anatrehanareo nitondra folovolana sy fola-damosina raha mandray fitenenana.

Vay an-kandrina izy ity ry zareo ka dia aleo dia potsirina avy hatrany.
Somary "maladroit " ihany angamba ny tenanay raha namorona ilay dinika "fifamaliana sy fifanasana vangy" satria ny tena hevi-dehibe sy ny tanjona izany dia ny hanangonana izay ronirony sy tsy fifankazahoana eto amin'ny mpikambana any amin'io dinika io mba tsy hiparitaka eraky ny tranonkala ny romoromo.Amin'ny teny vazaha dia dinika natao hanaovana :"carte sur table" sy hifanazavana izy io. Voamarikareo fa misoratra mazava ao hoe "tsy azo atao ny mamorona ady sy ny manala baraka ny hafa". Amiko, raha tsy be mpandeha ao amin'i dinika io, dia fambara izay fa milamina ny eto amin'ny serasera.

Koa raha sanatria misy mieritreritra hoe miditra amin'ny pataloha malalaka aho na "miseho mianan-kendry " raha namorona io dinika io dia hoy aho aminy hoe...."mamela ahy fa tsy fantatro izy ataoko".....
:* :*
novalian'i Veloo ny 19/06/2008 17:46
2. tslem ( 08/06/2008 16:44)
Koa raha sanatria misy mieritreritra hoe miditra amin'ny pataloha malalaka aho na "miseho mianan-kendry " raha namorona io dinika io dia hoy aho aminy hoe...."mamela ahy fa tsy fantatro izy ataoko".....
:* :*


Raha mampisalasala,maninona raha ovaina kely ilay lohahevitra e,sa tsy mety?
:)
3. xxx ( 08/06/2008 17:06)
lazounet:

Miala tsiny tompoko miala fondro raha manoloana anareo eto satria ny tsiny hono harana avo ary ny fondro vato malama. Tsy zoky hananatra aho fa zandry ahitsy koa miala salohy fito eto anatrehanareo nitondra folovolana sy fola-damosina raha mandray fitenenana.

Vay an-kandrina izy ity ry zareo ka dia aleo dia potsirina avy hatrany.
Somary "maladroit " ihany angamba ny tenanay raha namorona ilay dinika "fifamaliana sy fifanasana vangy" satria ny tena hevi-dehibe sy ny tanjona izany dia ny hanangonana izay ronirony sy tsy fifankazahoana eto amin'ny mpikambana any amin'io dinika io mba tsy hipari.........

Tena saika neveriko fa Naritsimba kle :-P
Fa misaotra aloha amin'ilay lahateny e 8)
4. kelly13 ( 08/06/2008 19:00)
za klou tsy nahita le izy hatramin'ny vôlohany, fa hitako teto oe nisy ny fanompana etc... tao @ io dinika io! ny zvt mahagaga ahy sy ny zvt tsy mety azoko d maninn no TSY MAINTSY manompa? sa mahamaivana ny fo tezitra ny fanompàna sy ny fitenenandratsy? sa oe refa miteny ratsy sy manompa d tena dadany b? :-w bref...
5. kelly13 ( 09/06/2008 16:09)
fa tô tsy ao tsony le dinika?
6. ainaheri ( 09/06/2008 19:39)
Keliterezy>> ié efa voafafa,tsy haiko na lazounet no namafa azy na ny mpiandraikitra,ra tsy ianao zany ry lazou d tsoahy io fialantsiny io fa tsisy ilana azy tsony,donc mahafinaritra iany zany le mifamaly sy mifanompa eto ny tena marina fa fiatsarambelatsiny fotsiny ny hamafana azy reny, ...Ary toa misy 2 no voatonon'ny hery d maninn no tsy nofafana ilay 1??????????????????????????Manomboka milay le sera² an,sa le we zay reviko iany io????????????????
7. lazounet ( 09/06/2008 20:04)
ainaheri>>>>>>
non!!non!! Izaho no namafa azy! tsy olon-kafa mihitsy!! aza taritina intsony ilay resaka fa avadiho ny pejy.

Tohizo ny fiarahana sy ny fifankatiavantsika fa aleo izay te-hiady alefa any ivelany hoy ny hira izay..:-* :-*
8. xxx ( 09/06/2008 20:24)
lazounet:

ainaheri>>>>>>
aza taritina intsony ilay resaka fa avadiho ny pejy.



=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
9. kiadi ( 09/06/2008 23:06)
mapimé doly nareo!! de no in orona debil mental in ve no hanalana dinika ? tsssss
zany fa tsy oe debil mitovy aminy ko zany!! manin raha iz ihany no sakanana de zay fa iz no manao debil mental ato!
pfffffffffff!
10. ainaheri ( 10/06/2008 10:49)
kiadi,za mba gaga kou lesy,pfffff virtoaly avy ve zany!!!!

Lazounet>> milaza ny zava-misy aho fa tsy manitatra ka,jereo @ le misôtra nosoratan'ny xxx ao @ momban'ny sera²,d maninn enao no namafa ny anao fa ny sasany tsy nanao? F'angah misy we i annn tsy azo fa i ann fona ,fa refa miteniteny fona d averina aminy ny teniny,mba ahazoany mandray ny andraikiny!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
11. xxx ( 10/06/2008 11:56)
lazounet:


aza taritina intsony ilay resaka fa avadiho ny pejy.



12. ainaheri ( 10/06/2008 12:45)
d aza miafina ambadiky ny xxx ra ilaza an'zany fa tsssssssssssss
13. sakaizakely ( 10/06/2008 20:10)
aleoko fotsiny tsy mahita an zany :°)
14. ainaheri ( 11/06/2008 10:47)
Ny tena marina d zao,ry lazounet mou milaza aza taritina ny resaka fa avadiho pejy hafa,nefa amiko otrany tsy hary mety raha tazomiko,Sanatria tsy milavaniny @ hery aho fa ohatra tsy d reviko loatra ny nataony eo @ lafiny fitantanana eto @ ity sera² ty!!
Ny antony dia zao;"nisy fotoana aho nandefa msg tany aminy nanontany ny firenena misy ny namana zay nanontaniako azy,efa ho 3sem ilay izy tsy nisy valiny oui ou non,nefa raha resaka politesse fotsiny tokony namaly hery we tsy azo atao na tsy haiko zay fomba famaliny,tsy zany kosa anefa fa niavo tsy re maty tsy re velona,amiko zany tsy fahalalam-pomba autant que responsable,na tsy hery aza miiandraikitra an'zany au moins mba nanoratra oe manorata @ mpiandraikitra zao na i annn fa izy no mpandrindra an'zany,tsy haiko na za ve no ampianatra anao an'zany sa izay ny fomba fiasanao??? Amiko tsy mety!! Sa kosa misy fandoavam-bola ny fanontaniana an'zany? Tena ara-bakiteny ve ilay SERASERA?
Fehiny: Amiko tsy olana na nomenao na tsia ilay zvtr nanontaniako fa ny tiako tsindrina dia ny fandraisanao andraikitra eo @ maha mpitantana anao
Misaotra ny rehetra
15. booboo ( 11/06/2008 11:03)
HS
eritrereto hoe firy mpikambana ato -tsy ny forum ihany, fa na ny namana sy ny takelaka aby tsy haiko - dia i Hery aby no fantatry ny kil dia any aby zao tontolo zao no manontany trucs tsy haiko, kay lé gaona ! firy zany ny mails ao aminy ao ? ny asa hamelona ny ankohonana nefa tsy hoe vitan'ny serasera, ny fiainana hafa ankoatra ny serasera mila gerer-na sns...tena mila manokatra tolotr'asa hitadiavana secrétaire hanampy an'i Hery zany hamaly ny mails-ny :-D :-D :-D :-D :-D
16. ainaheri ( 11/06/2008 11:27)
Tsy haiko zay HS ry booboo?? Asa raha namaky an'ity ianao? Sa mataotra ny mangarahara d faly misolelaka fona fona fona ??????? http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m481f322b72adb Maninona no nanokatra io dinika io ary izy???? Sa nantsoina t@ telephone??? :-D :-D :-D :-D
17. booboo ( 11/06/2008 12:22)
mode HS ouvert

mikorontana koa zany raha zany. noheveriko fa resaka oul tsy mamaly hafatra no resahina nefa lé jereo eto tsy mifanaraka @ lé tsy mamaly hafatra. Enfin bref, tsy ahazoako ariary na mampitombo ny motikako ny fisolelahana ka tsy mba fomba fiadiko @ fiainana...maika fa resaka virtuel :-D

Tapitra ny hors-sujet-ko f'aza tsiny ê :°)
18. ari.malala ( 11/06/2008 12:43)
tena za zao mila asa fa mba aiza no misy ilay tolotr'asa ry booboo fa handefa candidature otran'ny tsy teo za?:°)
19. booboo ( 11/06/2008 13:14)
:°) omeo chocolat zà dia bitsibitsihako, dia afenoy tsara refa hanome lay izy sao traingon'ny be sy ny bobaka :°) :°)
20. hery ( 11/06/2008 15:52)
ainaheri> http://hery.blaogy.com/post/4/4871 :-)

Fa mitady hitaraina otran'i bozylove kou i ainahery :-p Zany mantsy no imenomenonan'i bozylove ahy hatr@ zao... tsy mamaly email hono.

Manandrama hoe manoratra any amin'i Ravalo (eny e, tsy mitovy @ Ravalo aho)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4637