Azafady fa handray fitenenana.

41. tess ( 12/06/2008 04:56)
ainaheri: aleoko otran'izay ny fandehany raha izaho manokana, raha misy tsy zàka de lazaina :wink:

fa ny tsy famaliana hafatra alou na tss dia tena tsy fahalalam-pomba mitsy e! izany tsy azo lavina.....izaho mba anisany tsy mamaly fa io araka ny voalazan'ny hery io hoe ny fotoana no tsy ampy.... :-P miangona be lay hafatra de alefa tsikelikely, misy namako sasany mikilay mitsy ato am tsy famaliako mssg eo noho eo fa azfd an! hiomehy izy raha mahita ity :^) :^) :^) :^) :-D :wink:
42. tess ( 12/06/2008 04:58)
de misaotra a'ni hery sy ainaheri nifanazàva nazava tsara, raha mba toy izao dool mantsy ny namana rehetra de draisss ery ny fiseraseràna fa ny mbola fiahatsaram-belatsihy no betsaka sy ny tsy mazava..... :°)
43. ari.malala ( 12/06/2008 08:07)
avy namaky ilay blaogy zany za d mamerina ilay hoe aiza no alefa le kandidatira fa za fanahy eto antany (amatera) e :-D :-D :-D :-D

booboo, alefako hafatra ny sôkôlà anjiko fa bitsibitsiho le izy an ;)

Momba ilay tsy mamaly hafatra, misy kosa hafatra manirikiry no azonao kle! vao mba sambany manoratra ve d tonga d vatravatra be hoe aoka tsy hiblao no azo!!! zany ve de mendrika hovaliana? za kosa alou refa hafatra manadala ana d ts mamaly za e! miala tsiny fa aleo za ho kilasin'ny tsy mahalala fomba raha izany:°)
44. ainaheri ( 12/06/2008 08:35)
ari-malala>> mifangaro beuu lay izy,tsy mitovy mitsy ny hftr tsy valiana mananiany sy ny serieux ka..
45. tess ( 12/06/2008 10:32)
ari.malala: raha hafatra mitapy alou dia inona no tokony hamaliana azy, ny hafatry ny namana mafnaritra aza tsy voavaly.....
raha hafatra n'ny adala mpila vanona aleo hidaboka sao hifindran'ny aretinyeo hihihihi
46. ari.malala ( 12/06/2008 11:32)
ka izay mantsy ry tess! hihihi

ainaheri, ok azoko ny tianao atongavana fa manisy precisoin kely ftsn za hoe misy hafatra tsy mendrika hovaliana akory ka! ;)
47. ANARIM ( 12/06/2008 12:21)
hummmmmmm
48. kiadi ( 12/06/2008 16:08)
tess:

kiadi ah! tsy mila vanona aho an! fa ianao koa tsy namaly ny hafatro farany teo...gaga fotsiny aho.... :-P :°)



vazivazy in ry tess an!! zah koa ange hotran'ny hery eh!! be lotra ny hafatra voaraiko de tsy harako ;-) :-D :-D :-D :-D
laingako zany an!!adiniko fa tsy oe zany fa desolé eh! :wink:
49. tess ( 12/06/2008 17:47)
50. kiadi ( 12/06/2008 19:22)
tess>au faite namaly fotsiny zah fa tsy azoko akroy le kôzy
( ) nafindran'i lazounet tato ny fifanasana vangy :-D :-D :-D
51. tess ( 12/06/2008 19:27)
mora mipararetra i lazou! de nofafàna anefa ts nisy in akory tany hihihih
52. kiadi ( 12/06/2008 19:29)
tsy ampafiri'ny adala efa teto zany
53. lazounet ( 12/06/2008 19:40)
tess:

mora mipararetra i lazou! de nofafàna anefa ts nisy in akory tany hihihih


Ataovy hoe mora mipararetra aho fa tsy maninona fa ny lesona azoko fotsiny dia hoe: "ny momba ny serasera...aleo i Serasera no handamina azy."
54. ainaheri ( 13/06/2008 03:24)
lazounet:
lesona azoko fotsiny dia hoe: "ny momba ny serasera...aleo i Serasera no handamina azy."


Raha fahazoako io resakao io zany dia,tsy misy mahazo mifampikozikozy tsony zany ato ny samy mpikambana refa mifamaly na otr'zany fa ny mpiandraikitra no mandamina azy?? Dia inona no atao hoe NAMANA SERASERA??
55. tess ( 13/06/2008 04:46)
mbô indramiko fotsiny izany ity vo
56. tess ( 13/06/2008 04:48)
mba indramiko fotsiny izany ity voalzan'i hery ity e! hitako mba marina na any am resaka politika, na serasera na fiainana andavan'andro mitsiny aza...

Mpandefa : hery [ Valio ] 12-06-2008 09:37:06
Lohateny : Mahasahia manohitra
Tsy ny fisian'ny valy bontolo avy amin'ny fanjakana, na ny mpitondra, na ny mpanohana azy (any ivelany sy eto amin'ny serasera) akory no tokony hampangina izay manohitra.

Tsy afaka hivoatra mihitsy ny fanjakana iray raha tsy misy mpanohitra. Ary na ohatra ka tsy ho hitan'ny mpitondra fanjakana aza izay soratanao eto dia mety hampisaina (na hahatonga saina) ireo izay mpanohana (bontolo) ihany koa.

Mahasahia manohitra rehefa misy ny tokony hotoherina... fa aza mihafahafa. Aza matahotra hoe sao dia handiso fanantenana, satria azonao atao indray ny manohana rehefa hitanao fa tsy mety ny fanoherana... tsy misy olana mihitsy (jereo oh. i ronaldo09)

Mahasahia manohitra rehefa misy tsy mety. Fa ny fahasahiana manohitra sy mampiseho ny tsy mety dia sady hahatonga izay mpanohana tsy hanohana bontolo, sy hahatonga ny mpanohitra tsy hanohitra bontolo. Ny mpanohana bontolo moa handanjalanja ny fanohanany satria hitany hoe hay olombelona ihany ity tohanany. Ny mpanohitra bontolo koa handanjalanja ny fanoherany satria hisy fototra iorenany ny fanoherany fa tsy bontolo fotsiny.

Dia mahasahia manohitra am-pahendrena
57. ainaheri ( 13/06/2008 20:36)
Za kou mba nieritreritra an'io tess an,ato @ sera² misy ireny mpanarak'efa reny tsy mba manana ny personnalité-ny fa d manaraka bontolo mou zany :roll:
58. lanto ( 17/06/2008 09:43)
I ainaheri ihany no milay eto !!!! ry hery izany...! ry booboo, ry laza sns.... rainitetaka dôly! :lol:
orona > mahazo mi =)) =)) =)) ianao fa mifanaraka tsara am onjan-dresaka ;-)
59. ainaheri ( 17/06/2008 10:33)
Lanto>> hay mou zany izy io?? Tsy haiko ndray raha tsy ianao niteny io klé,asa ra azonao ny voalaza na aona fa misy mpisolelaka sy mpiatsaravelatsiny ato!!
60. lanto ( 17/06/2008 11:51)
tsy haiko aloha fa zah mba manak'efa an'i ainaheri fotsiny :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2757