Azafady fa handray fitenenana.

21. hery ( 11/06/2008 15:58)
Fanampiny:

Communauté ny serasera. Azo anontaniana olona hafa ny zavatra mety tsy hainao. Izay koa no nilàna ny forum, indrindra ity "Momba ny serasera" ity. Mety misy ankizy hafa, na admin hafa mahalala.

Inona tsara mou le fanontaniana teo ? :-p
22. ainaheri ( 11/06/2008 18:11)
Hey ,aza avadika ny resaka ry hery aa,mba nilaza ny hevitro aho fa tsy we akory mitaraina otran\'i bozy zany,ary na misy inn zay miseo eo, ny ahy tsy entiko any @ fanjakana zany fa regleko eto zay tsy mety.
Io liens nalefanao io zao tsisy nahalala an\'io raha tsy zao, asa efa niparitaka teto iany fa tsy tazako.
Le manoratra any @ Ra8 misy valiny fona iny ka,na tsy izy aza no mamaly mivantana, manoro izy we ity olona ty anoratana fa nomeko alalana io,.....moa ve nataon\'i hery zany??:roll:
Tsy miverina tsony ilay fanontaniana fa refa tsy hamaly fotsiny nareo de aoka zao, d tt façon mbola any @ hafatrao any ilay izy
23. kiadi ( 11/06/2008 18:15)
i booboo miharo be an'i hery nefa enao ko manao zao fomba zao refahanontaniana zavatra!! ba nanotany zavatra taminao t@ hafatra zah tsy novalinao!!
24. orona ( 11/06/2008 18:17)
d aona ozy lisany raha hoy aho eto hoe =)) =)) =)) =))

otran'ny fataon'lisany =)) =)) =)) =))
25. booboo ( 11/06/2008 18:52)
kiadi > :-D :-D :-D :-D :-D :-D miharo an'i Hery ? sao dia hampiady mpivady @ zany miharo² zany klé ! :-D :-D :-D :-D :-D :-D . Ny valin'ny fanontanianao t@ zany efa novaliako mazava sady rohy mazava be sy @ teny malagasy no nomeko anao fa tsy haiko hoe fanahy iniana ve no tsy nijery sy tsy namaky ilay izy dia zà no hanana kakay hoe tsy namaly ? enfin bref, averena jerena lay jereo eto nomeko anao t@ zany :°) :°)
26. kelly13 ( 11/06/2008 20:07)
kay, tena resin'i hery ny mail azoko, nenà 3411
27. xxx ( 11/06/2008 20:08)
mitady lasa hisy fanasana vangy fa bôrkéo amin'izay é!
28. kelly13 ( 11/06/2008 20:14)
xxx>sady efa nesorina iny dinika iny :°)
29. ainaheri ( 11/06/2008 20:36)
xxx:

mitady lasa hisy fanasana vangy fa bôrkéo amin'izay é!

Zay ny anareo ngah refa voakiana hery d we hanasa vangy??? refa tsy mety ny ataony d tenenina fa tsy atao ny miatsaravelatsiny ee,mba diniho fotsiny aza ny valinteniny we Manohara manoratra any @ Ravalo ra ho valiany Fa i hery ngah mitomany Ravalo, D refa tsy te ho voakiana d mahaiza mandray ny andraikitrao f'aza miavona!!! Refa misy zvtr anontanian'oul aminao ,au moins enao mamaly oui ou non par politesse,fa tsy mangina fotsiny @ zao,d aza ampitoviana @ toetranao ry hery Ravalo,ary tsy ho eo @ toerany velively f'aza manonofy,ùmbola sera² alou zao fa tsy omby be ronono!!!!!!!!

30. yonikafopl ( 11/06/2008 20:44)
Azafady fa handray fitenenana, hihihihihh, oka zayyyyyyyyyy
31. lazounet ( 11/06/2008 21:24)
Eny Tompoko!

Efa samy namoaka ny tao am-pony avy isika rehetra. Trafon-kena home-mahery avokoa izay teny navoakan'ny tsirairay ka am-bava homana am-po mieritra. Aoka samy handray izay tandrify azy avy. Tsy misy zanak'ikala hafa eto fa iray aina isika,iray vatsy ihany koa. Aoka isika tsy hifanindry toy ny pirina anaty kapoaka, na hifanipaka sy hiady an-trano toy ny valala an-karona. Masoandro iray no mibaliaka ho antsika na ao an-tanidrazana na aty dilam-bato.

Hoy ny hiranay fahiny hoe:

Isika rehetra izao ry lahy, foto-kazo iray,
Indreto ianareo, indreto izahay,
Isika rehetra izao re roy é, tsy ho zoviana koa,
Tsy misy olon-kafa, na hoe iza moa?!

Irony maty aza lahy, hoy ny fiteny hoe:
"any am-pasana any, dia ho marobe,",
Isika izay velon'aina kosa é, dia ho ambaka ve?
Aoka tsy hifandaka, toy ny valalabe.

Koa samia mahaleo mahalasana amin'ny adidy sy andraikitra efa eo am-pelatànantsika avy.
Hoy mantsy ny tenin'ny soratra masina hoe :"avelao ny maty handevina ny maty."

Mahereza daholo.

Izany ary no teniko Tompoko.

32. kiadi ( 11/06/2008 21:30)
booboo>nandefa hafatra anao zah d la moindre de politesse namaly !! de nanotany anao teo @ forum zah de la moindre politesse nazavaina ny antony fa tsy oe tonga de omena fotsiny zao ny fitsikpika de vita! amiko zany fihavonavonana!! il suffit fotsiny niteny oe "tokony teny gasy ny eto " de zay fa tsy valy havona no atao!!
( ) aloha tokony foanana tany io orona io fa tafiditra adala serasera!!
33. hery ( 11/06/2008 21:36)
ainaheri> Non, tena fantatro mihitsy fa tsy mety ny ataoko... fa averiko ihany. Io no anisan'ny nahakivy an'i bozylove amiko. Tsy novaliako foana koa ny email-ny. Ka tsy vitako tsinona ka :-D

Tena tsy mahalala fomba aho, marina mihitsy io. :-) Jereo fotsiny ny famaliako anareo eto. Ka tsy vitako tsinona kou :-p Zah efa manao serasera sns... tsy arako intsony ny mamaky email. Na i ainaheri koa aza tsy mahavaky ny blaogiko dia sélémém zany :-)

Zah wah tsy mitovy @ Ravalo, vakio ihany ny anaty parenthèse (eny e, tsy mitovy @ Ravalo aho)

Izaho tena azo kianina. Fantatro fa tsy mamaky email aho dia mizaka ny vokatr'izay... mazava ho azy fa izay email atahorako hahazoana voka-dratsy ihany no vakiako malaky. Azo lazaina daholo mihitsy izay fanankianana rehetra raha momba resaka famakiana email io no lazaina... :-) mbola hisy fotoana ihany aho hamakiana an'ireo fa ataoko tsikelikely.

Samy manana ny priorité-ny e. Zah zao mahaliana ahy kokoa ny mamaky forum, mi-chat, manoratra ao amin'ny blaogiko, mijery baolina (yessss), fa le mamaky email tena tsy arako, surtout le mamaly... dia azo lazaina fa tsy mahalala fomba aho amin'izay fotoana izay. Nareo koa raha sendra mi-tel ahy amin'ny fotoana hijereko baolina dia tena tsy mahalala fomba mihitsy :-)

34. lazounet ( 11/06/2008 21:39)
Hery a!
Tsy nalahelo ve aloha ianao tamin'i Italia resy é?


;-)
35. kiadi ( 11/06/2008 21:41)
italie ecrasé (yesssss) :-D :-D :-D :-D :-D
36. lazounet ( 11/06/2008 21:44)
kiadi:

italie ecrasé (yesssss) :-D :-D :-D :-D :-D


euh...diso tsipelina i toi : "italie écrasée siiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii =))
37. sakaizakely ( 11/06/2008 21:56)
Hitako za teo niantso an'i chefo de tsy nisy namaly, kay izy varina nijery bol
:-D :-D :-D :-D :-D
38. lazounet ( 11/06/2008 22:08)
sakaizakely:

Hitako za teo niantso an'i chefo de tsy nisy namaly, kay izy varina nijery bol
:-D :-D :-D :-D :-D


Hay kosa mifampiantso an!(l) (l)

39. tess ( 11/06/2008 22:10)
kiadi ah! tsy mila vanona aho an! fa ianao koa tsy namaly ny hafatro farany teo...gaga fotsiny aho.... :-P :°)
40. ainaheri ( 12/06/2008 04:43)
Hery> merci t@ fanazavana,tsy we akory entiko ilana vaniny sy hanasana vangy araky ny filazan'ny sasany ilay izy fa mba nilaza ny tsy zakako aho, dia ialako tsiny raha nisy teny nahery nahatohina izay voasoratro..
Ny momba ilay blog ndray tsy dia mpitsidika an'ireny aho(dsl),za eto @ sera² iany dia zay,zany oe "ataoko vorona azon-jaza........"

Zay fa maztou misera doli :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1288