fisavana entana eny Ivato rehefa tonga

61. yonikafopl ( 02/06/2008 10:45)
za tsy mahay manavaka fa hitako manao akanjona polisy le mpisava de polisy zay ozy za kou. Na polisy io na tsia,mbola tsy milamina mihintsy ny resaka fisavana entana na fisavana oll eny Ivato eeeeee, jereo zao ilay metisy sinoa lasa tany Orly no naverina, tsssssssssssssssss mahamenatr'oll
62. xxx ( 02/06/2008 11:40)
na police na zandarme na douanier dia mitovy ihany ny asany
rehefa tia risoriso sy manao asa am tsy mety dia mitovy ihany ry ronaldo ah!
ary zahay tsy mandainga fa tratra n'ireo
polisy mitsy aza no nisava ahy kou in ndray

rehefa ratsy dia ratsy na polisy na tsy polisy, tsy ankanavaka io, na gasy na ts ygasy dia ratsy ny anarany rehefa mitady hanao aferafera hanambàka ary manapatra ny fahefàny am fangatahana zvtr amin'ny mpi voyage, izay tsy faly tsy faly fa zay ny marina ary kou
63. xxx ( 02/06/2008 15:18)
RY be vava isany http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48438acd1b480
vakio tsara io dinika io ary.....
dia raha ny plisy mpamoaka olona ao ivato dia tena itako sarotiny tokoa satria na olona manana tts carte pour 5 ans aty ivelany aza saika tsy navoakandreo hiverina aty ivelany.....ka nahoana ny faux visa nalefa ihany
mazava fa nisy risoriso tao :wink:
64. xxx ( 03/06/2008 06:22)
Efa hiaraha-mahalala fa isika malagasy dia tia kely, satry itondra voandalana ho any vady aman-janaka any an-trano, dia mazava ho azy fa tsy maintsy manotra.

Za mankany dago indroa isan-taona, ary nanomboka t@ 2006 dia misy ilay boky kely iny (misy ny carte de debarquement) zaraina milaza ny zavatra azo ampidirina ao Madagasikara sy ny azo avoaka.

Raha mitondra J&B 3 bottles dia mazava ho azy fa tsy ara-dalana, tsy maintsy manome 10euros ohatry yoonika rehefa tsy te-handoa tax @ douane.

Raha mitondra appareil sy phone maromaro dia ario ny boaty, fa raha hitany hoe vaovao be dia ilany vanona. Raha manana ny marina dia vazivazio izy, rehefa tsy mety dia MITABATABA!!!, fa tonga dia mangina daholo ny mpanotra.

65. jhr ( 03/06/2008 16:13)
Sao mba misy manana ilay carte de debarquement ka afaka milaza ny details momba ny zavatra azo ampidirina, mba misy hiomanana ny tokony ho entina sy ny tsy tokony.
Ohatra hoe ny alcool (J&B, na red label sns...) firy bouteilles par adulte ny droit?
Ny appareil electronique isan-karazany sy ny ord portable angamba 1 isan'isany ihany no entina fa na izany aza ve dia mbola ohanin-dry zareo koa sa ahoana?

xxx:

Efa hiaraha-mahalala fa isika malagasy dia tia kely, satry itondra voandalana ho any vady aman-janaka any an-trano, dia mazava ho azy fa tsy maintsy manotra.
Za mankany dago indroa isan-taona, ary nanomboka t@ 2006 dia misy ilay boky kely iny (misy ny carte de debarquement) zaraina milaza ny zavatra azo ampidirina ao Madagasikara sy ny azo avoaka.
Raha mitondra J&B 3 bottles dia mazava ho azy fa tsy ara-dalana, tsy maintsy manome 10euros ohatry yoonika rehefa tsy te-handoa tax @ douane.
Raha mitondra appareil sy phone maromaro dia ario ny boaty, fa raha hitany hoe vaovao be dia ilany vanona. Raha manana ny marina dia vazivazio izy, rehefa tsy mety dia MITABATABA!!!, fa tonga dia mangina daholo ny mpanotra.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 5.2268