fisavana entana eny Ivato rehefa tonga
41. xxx
(
29/05/2008 20:49)
xxx:
xxx 31 :-D :-D , yonika tandremo ary fa anana'io xxx io ngé ny dossiers-twa é:-D :-D
:-D :-D :-D :-D izy mihitsy io e! :-D :-D :-D :-D zao decembre sy 15 avril izao foana , rehefa tsy ttratra dia mifalia fa ho an'ny tratrany dia tsy maintsy manompa na mimenomenona amin'ny teny tsy fantatra, ka sorena io ko! :-D
42. rastafarai
(
30/05/2008 02:18)
:D Ra 50 euro zany no omeko tonga d tsisy blem na mitondra zavatra tsy ara-dalana aza? :lol: :-D :-D :-D
43. xxx
(
30/05/2008 04:59)
possible mitsiny e! enao ngah awoôna ah! efa nolovàna tanteraka hatrizay ny tsolotra sy ny risoriso.....fa tsy vao izao akory......na hoe i ynika nanome 10euro akory......eisssssy e! e
ary tsy ho foana mitsy io e! :-D :-D :-D :-D
ary tsy ho foana mitsy io e! :-D :-D :-D :-D
44. tess
(
30/05/2008 05:43)
rastafarai:
:D Ra 50 euro zany no omeko tonga d tsisy blem na mitondra zavatra tsy ara-dalana aza? :lol: :-D :-D :-D
tsy blem mitsiny ko! raha ho declaréna angaha ny zvtr tsy ara-dalàna entinao ao, ny fanjakàna no mahazo ny vola fa omenao 50 euro izany izy azy ny vola , pihany maso fotsiny enao handalo de vita e! draisssssss
45. xxx
(
30/05/2008 07:01)
xxx31 sy 40:
ny an'ny xxx eo ambony io koa ny tsy fitiavana an'i yonika no hita taratra dia manararaotra be ambadiky ny xxx ao mamely mafy ery manararaotra otran'ny banga mimémé alina....sady hors sujet be
tsy ny police itsony no mila vaniny an'i yonika eto fa i xxx , izy mihitsy io e! zao decembre sy 15 avril izao foana , rehefa tsy ttratra dia mifalia fa ho an'ny tratrany dia tsy maintsy manompa na mimenomenona amin'ny teny tsy fantatra, ka sorena io ko!
aza mba fopl ihany oa fa rakatra faona e , eo de...... ohohoho :wink:
46. xxx
(
30/05/2008 12:59)
xxx44: ny sarin'i xxx ho aho hitanay ao amin'ny la sobika ilay tany amin'ny RNS e! :-$ H.S kely aho tamin'iny fa tazana be ah!
47. xxx
(
30/05/2008 13:08)
xxx:
[
aza mba fopl ihany oa fa rakatra faona e , eo de...... ohohoho :wink:
Dia samy mifampirakadrakatra eo izany fa aza mba fopla otranao ihany alou fa wain
=)) =)) =))
48. xxx
(
30/05/2008 16:13)
XXX45: lé ao @ madagate aza no tena hita tsara ny sary teny @ gradin =)) =)) =))
49. yonikafopl
(
31/05/2008 23:56)
xxx45 sy xxx 47 sarin'olona tsy zakan'ny mizana zany no fahitako azy sa tsy iny mavesadanja iny hahahahahahahahaha
xxx44 sy xxx 46 okanareo kely ny fanampinanaran'ny ps kou aaaaaaaa
xxx31 , tena nodinihiko marina fa ze lazaiko tena toheriny mintsy aaa, izy marina no tsy tratra de ny oll tratra no ilany vanony hihihihihihih.

52. xxx
(
01/06/2008 10:44)
"xxx":
XXX45: lé ao @ madagate aza no tena hita tsara ny sary teny @ gradin
"xxx":
efa kopy enao ra- yonika ah! aza taitra fa izy mitsy io
"yonikafopl"::-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w de tsy mba menatra akory ve nareo manao an'zao ?
xxx45 sy xxx 47 sarin'olona tsy zakan'ny mizana zany no fahitako azy sa tsy iny mavesadanja iny hahahahahahahahaha
54. yonikafopl
(
01/06/2008 14:38)
mahana njay ny xxx marina hihihihih , inona mahamenatra eo zao, :wink:
58. ronaldo09
(
02/06/2008 08:44)
F'angaha moa polisy no mpisava entana eny Ivato fa tsy ny douanier toa afangaronareo ilay izy !!Polisy eny Ivato dia PAF no iantsoana azy (Police de l'Air et des Frontieres) ny asan-dry zareo dia mijery ny passeport sy ny visas fa tsy misava entana velively ,misy anefa indraindray polisy miandry raharaha ao amin'ny fisavana entana fa tsy mijery entana mihitsy ry zareo fa ny douanier no mpisava entana ,aza fenoina lainga ny serasera.org !!!Aza manaratsy polisy gasy ohatry izany!!!
Ho anao izay te ho any Dago dia rehefa tsy misy zavatra tsy mazavazava any aminao aza matahotra fa milamina ny any ary tsy misy an'izany 10 euros izany any ,azo atao ny manome cadeau police fa tsy tsolotra ny anaran'iny fa mba fanomezana fotsiny ary tsy voatery ianao ny hanome !!!

59. XxxX
(
02/06/2008 09:44)
ronaldo09:
F'angaha moa polisy no mpisava entana eny Ivato fa tsy ny douanier toa afangaronareo ilay izy !!Polisy eny Ivato dia PAF no iantsoana azy (Police de l'Air et des Frontieres) ny asan-dry zareo dia mijery ny passeport sy ny visas fa tsy misava entana velively ,misy anefa indraindray polisy miandry raharaha ao amin'ny fisavana entana fa tsy mijery entana mihitsy ry zareo fa ny douanier no mpisava entana ,aza fenoina lainga ny serasera.org !!!Aza manaratsy polisy gasy ohatry izany!!!
Ho anao izay te ho any Dago dia rehefa tsy misy zavatra tsy mazavazava any aminao aza matahotra fa milamina ny any ary tsy misy an'izany 10 euros izany any ,
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> mlay leisy a!
60. XxxX
(
02/06/2008 09:48)
ronaldo09:
aza fenoina lainga ny serasera.org !!!Aza manaratsy polisy gasy ohatry izany!!!
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>