fisavana entana eny Ivato rehefa tonga

21. xxx ( 29/05/2008 07:47)
mdr , ny eto anie ny tena mpanao azy no be oaoa e , zay no ataoko oe mahaiza ihany mandinika sy mamakafaka ary mitandrina fa zahay avy an-dafy toa aro ka tena ikoizana amin'ny firesahana e mdr
22. xxx ( 29/05/2008 07:54)
yonikafopl:

Za tena tsy mba nanao tsolotra zany,
"yonikafopl":
De nony nandeha tam faharoa amzay de nataoko
"yonikafopl":
fa raha toa ka misy taratasy tiako ho vitaina haingana ohatra, raha tsy manome kely za de mety ho 1 volana iny any foana,
fa inona kay no atao we : tsolotra ?


23. tess ( 29/05/2008 09:22)
[quote=xxx]
tamin'ny za tany ko aloha tsy nisy an'zany , hita @ fihetsiny ihany oe mila kely avy aminao izy fa ianao rehefa zatra nandeha tamin'ny marina dia tsy mirara an'izany .

[quote]


odoy ééé! zà tsy manao tsolotra zany mitsy raha eo ivato eo fa hakalako mafy izany tsolotra izany vao maika tsy omeko na ny pitiny aza kanefa zà nolàny vaniny.....
24. tess ( 29/05/2008 09:27)
rehefa tratra dia tratra rangah fa rehefa tsy tratra nareo ry xxx de aza be vava! tsy hoe rehefa tratran'ny fialambaniny polisy tsy mamely ao ivato ao ireo dia hoe mpanao tsolotra izay :-D
haiko mitsy ny fombafombanjareo ao! na rehefa hody aza dia mody mila vaniny dia avy eo amzay manao hoe misy ambina deviz ve any retsy
odoy eeeeee!
mody hoe polisy anefa be risoriso, hatirzay mitsy ka hatramzao
tsy hiova mitsy io toe-tsaina io
25. mignone ( 29/05/2008 09:42)
ka ry xxxx tsy azo kianina kou :-D :-D
26. tess ( 29/05/2008 09:48)
:-D :-D :-D :-D
27. tess ( 29/05/2008 10:24)
otran'izany koa misy ireo bandy bandy manao uniforme tsy haiko haiko izany izay tena asany ataony ao am aéroport ao! fa tamzà hody, ny lanan'ny hetako tao antrano mihoatra ny htokony lanjany fa oy aho hoe hita eo rehefa eny ivato anesorana izy eny raha mihoatra, ny mampitondra entana koa tsy misalasala mitsy fa manome entam)-be dool

de tamy laty bandy raha somary nandanjalanja ny entana teo ivato zà, de nanatona izy niteny hoe mihoatra ngah ny entanareo????
de ozy zà hoe otran'ny hoe mihoatra izany lay izy, de oe aleo hiakarakarako azy....saika hifanaraka aminy ihany aho fa nieritreritra kely hoe shhhh aleo handeha normale fa hanesorako ny entana raha mihoatra, fa zà tsy niteny nin nin taminy, lery tsy miala eo akaikikaiko eo mitsy fa miabdry antsooina fotsiny am risoriso angamba
de lasa aza aho nanao enregistrement n'ny entana fa lasa dool ny entako
iny amzay léry niresaka tam lay bandy mpi scan entana hafatratra anaty avion hoe nahoana no lasa ny entan'io anefa mihoatra :-D :-D :-D
ountsssssss.....nday eeee!
tsy nisy olana teo am air mad sady tsy nisy resaka kou oyé oyé!
28. mignone ( 29/05/2008 10:37)
za refa fantako oé tsy ho lasa lé entana zay za vo manomé , fa raha mbola mahita fika dia aleo tsy manomé :°)
29. yonikafopl ( 29/05/2008 12:49)
xxx so de everinao tsy mahay teny gasy ary aho ka tsy mahay ny dikan'ny tsolotra???? fa ianao no tsy mahazo ny tiako hambara ngamba. Aleo averiko tsara, za isan'ireo tsy mba tia nanao io tsolotsolotra io, fa nony hitako fa raha any Dago no manao zavatra dia mila manana faharetana miandry ny sitrapon'ny mpanao ilay zavatra izay tiany hamitany azy, nefa raha manolotra kely ianao dia vita toy ny tsy natao iny. noho ny fahitako io toejavatra io no antony mahatonga ahy manindry kely foana koa mba hampalaky ny zavatra ataoko, ampiasaiko ny tsolotra mba hamitako ny asako haingana, fa tsy hanao tsolotra hanafenako ny ratsy ataoko kosa anefa aho raha manao ratsy.Fa raha tsolotra hampande ny asako,tsy handany fotoana satria ny fotoana volamena amiko, dia ataoko tokoa ny tsolotra.
Afaka manenjika ahy izay hanenjika fa izany azany no hiainana any Dago kou, ny ahy arangarangako ny ataoko.
30. rastafarai ( 29/05/2008 13:05)
:lol: Ary nareo kay mpanao risoriso daoly an!
31. yonikafopl ( 29/05/2008 13:52)
rastafarai refa zay no hampande haingana ny asa de ataoko ny ana ka, atramzay za nanaraka ny aradalana fa de misy sakana foana izay atao,miandry fotoana lava be fona. ka ny fotoana volamena kou, ra ny fanaovana tsolotra no hampirill ny asa de ataoko any
32. xxx ( 29/05/2008 15:42)
ny an'ny xxx eo ambony io koa ny tsy fitiavana an'i yonika no hita taratra dia manararaotra be ambadiky ny xxx ao mamely mafy ery manararaotra otran'ny banga mimémé alina....sady hors sujet be =)) =)) =))
tsy ny police itsony no mila vaniny an'i yonika eto fa i xxx =)) =)) =))
33. ramna ( 29/05/2008 16:05)
tamin'za tany dago dia tsy mba voasakana zany na ny niditra na ny nivoaka. Nitondra sokatra aza za nivoaka dia tsy nandoa na centimes ray aza. Sady Nitrotro zazakely zah dia tsy nilahatra akory fa tonga dia voaray. Ho ela velona ny gasy kely manaja ny asany.
34. xxx ( 29/05/2008 16:55)
Raha misy paires-na kiraro na tennis maromaro izany ao anaty valise dia ahoana (izany hoe tsy kiraro fotsiny akory no atao anaty valise fa ohatra hoe 5 paires modeles samihafa dia misy akanjo koa)? Mandoa vola @ douane ve? dia ohatrinona ny aloa?
35. xxx ( 29/05/2008 17:10)
xxx:

ny an'ny xxx eo ambony io koa ny tsy fitiavana an'i yonika no hita taratra dia manararaotra be ambadiky ny xxx ao mamely mafy ery manararaotra otran'ny banga mimémé alina....sady hors sujet be =)) =)) =))
tsy ny police itsony no mila vaniny an'i yonika eto fa i xxx =)) =)) =))
tsy misy hidiran'we tsy fitiavana an'iza na iza ireo zavatra nolazaiko ireo fa enao no tsy mahay midinika !

zavatra marina no nolazaiko ! mbola haveriko ihany fa vao tany aho t@ 15 avril teo ary tsy nisy na de kely aza nahazo ahy @ ireo zavatra lazainareo ireo !


36. xxx ( 29/05/2008 20:18)
xxx 31 :-D :-D , yonika tandremo ary fa anana'io xxx io ngé ny dossiers-twa é:-D :-D
37. tess ( 29/05/2008 20:25)
xxx:

Raha misy paires-na kiraro na tennis maromaro izany ao anaty valise dia ahoana (izany hoe tsy kiraro fotsiny akory no atao anaty valise fa ohatra hoe 5 paires modeles samihafa dia misy akanjo koa)? Mandoa vola @ douane ve? dia ohatrinona ny aloa?

raha vaovao dia ilaindreo vaniny ihany aloha e!
fa de omeo vondalana kely araka ny efa mahazàtra ataonajreo manoloana ny gasy midina ny aviô zany de tsy ilàny vanona....
io izay tratrany ihany, fa tsy votery ny rehetra no ho tratran'ny fisavàna ngamba


38. xxx ( 29/05/2008 20:28)
xxx:

xxx:

ny an'ny xxx eo ambony io koa ny tsy fitiavana an'i yonika no hita taratra dia manararaotra be ambadiky ny xxx ao mamely mafy ery manararaotra otran'ny banga mimémé alina....sady hors sujet be =)) =)) =))
tsy ny police itsony no mila vaniny an'i yonika eto fa i xxx =)) =)) =))
tsy misy hidiran'we tsy fitiavana an'iza na iza ireo zavatra nolazaiko ireo fa enao no tsy mahay midinika !

zavatra marina no nolazaiko ! mbola haveriko ihany fa vao tany aho t@ 15 avril teo ary tsy nisy na de kely aza nahazo ahy @ ireo zavatra lazainareo ireo !






ka rehefa tsy nahazo ianao dia tsy nahazo fa aza ny olona tratra no ilàna vanona amin'ity resaka tsolotra, ianao ngamba tsy nanitona azy ireo


:-D :-D :-D
tsy maty voalavo ankibo mihitsy..... :-D :-D :-D raha manao xxx kely dia tsy mamela mahazo mihitsy :-D
39. tess ( 29/05/2008 20:39)
xxx:

[quote="yonikafopl"]Omany ny 10 euro de tsy voasava ny entanao
TSIA ! tsy marina velively io ! vao tany aho t@ volana lasa teo fa tsy misy io !
TSIA ! tsy marina velively io ! vao tany aho t@ volana lasa teo fa tsy misy io !


zà koa vao haingana ny tany fa be risoriso ny any e! vao miditra enao dia hangatahiny vola na vondalana be zao :x

"yonikafopl":
sady mody apetraka eo ambony eo ny entana de somary miondrika kely,de tsy eo no atolotra le vola an, fa sady miteny am le polisy eo we avelao hande amzao ny entako fa araho za rehefa mivoaka de kopy izy

tsy misy polisy sahy manao an'zany !
handramo kely anié manao an'zany de ho hitanao eo ny zavatra mahazo anao eh ! efa niova be any zao !

ahoana moa no hi confirménao an'izany hoe tsy manao an'izany ny polisy , fangah mandainga ny olona milaza ny zava-misy eto.

"yonikafopl":
. Fa raha tsy zany de savasavainy atrany am farany any io entanao io , akorontany ambony ambany mintsiny. De raha misy zavatra kely hitany de ilany vaniny eo iny.


tsy marina velively io ! misava ry zareo ary tsy manakorontana sy manao io lazainao io !
in-2 zah zay no tany , vilana desambra sy avril teo fa tsy nisy an'zany mihintsy na de kely aza !

izaho izao no tratra fa nakorotanjareo ambony ambany ny entako ary naneno mitsy aho hoe alaminonareo ny valiziko fa ianareo no te hanakrotana an'ireo, de lay bandy ray no sadaikatra nadamindamina fotsiny teo de nohaniko tsara mitsiny tsy nahita nin nin fa ny kiraro sy akanjo affaires perso-ko no nilàny vanona hoe hamidy hono! akanjo efa nanaovako ve hamidy zà ngah mpivarotra fripy????
enao no tsy tratra fa zahay no tratra de aza be vava
40. tess ( 29/05/2008 20:44)
yonika: efa hita izao anie fa lay euro kely no tedavinjareo mody hilàny vaniny e! fa raha nanana madinika zà de tonga de nomeko izy de vita ny afera fa efa ho adiny ray zà notazominy nilàny vanona teo, ny chocolat nampitondrain'oul misy adresse zao aza mody avadibadika aganga te ho haninjareo lay izy
an'oul io fa tsy hitanaroe angaha wa io adresse io, sa vahao raha tsy mahatoky ny ao anatiny ianareo,
kou raha tsy mpanao trafik de drogue sanatrian'zany ny olona kou efa tsy ahitàna appareils andoavana taxe de ny entan'oul no avadika mbonh ambany, marina ny andry raha reraky ny voayge iny de faly izy omena 10 euro na 5 euro, fa zà tena tsy nanana madinika mitsiny sady lay fihetsiny nakriko ahy be mitsiny wa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2755