Ave Maria
41. fijo
(
01/05/2008 21:29)
ka ahoan amo ano ahalalan'i fody ry piso ahoe tsy mbola katolika izy taloha????sa satri aniova finoana dia efa fosika?izay no tsy azoko.
ary le fivatravatrako aloh atsy mbola azoko fa asio porofo tsara.
ary le fivatravatrako aloh atsy mbola azoko fa asio porofo tsara.
42. cutie
(
01/05/2008 21:33)
. Mpandefa : fijo [ Valio ] 30-04-2008 00:45:25
Lohateny : Re : Ave Maria
hi hi ih ,ary i fody ve tsy mahay miteny olona moramora,sa efa hatrany ankibo io fomba fiteny mitratrevtatreva io???raha ireny no lasa mopera hanahirana.kozy e
hita wa
za koa mahita an'zany :-D :-D :-D :-D :-D
46. pissoa
(
01/05/2008 21:44)
fijo:
ka ahoan amo ano ahalalan'i fody ry piso ahoe tsy mbola katolika izy taloha????sa satri aniova finoana dia efa fosika?izay no tsy azoko.
Ianao ve moa na hanazavako eo foana aza mety hahazo ! :-D :-D :-D
Jereo fa misoratra mazava be ny nolazaiko io ambony io :
Fa ny zavatra nolazain'i Majesty teto amin'ny forum dia hoe Katolika izy taloha. Dia io no tenenin'i Fody hoe misandoka izy fa tsy Katolika izany taloha !
Tsy niteny mihitsy aho hoe rehefa niova finoana dia fosika izany !
Ahoana no hahafantarana hoe tsy Katolika akory taloha ? Satria tsy vao in-1 mandeha no niresaka teto amin'ny forum, ka rehefa mandainga sy misandoka dia fantatra ho azy eny satria ny olona sasany anie mba misy saina mitadidy. Ny sasany no tsy mahatadidy na ny nosoratany aza :-D :-D :-D
Efa nisy ohatra izany teto :
I Fijo izao nanizingizina teto hoe i Kardinaly Razafindratandra niteny an'izao sy izao, tena izy mihitsy, zahay sy ny mpianatra samy nahita, nisy frera, bla bla bla. Avy eo i Fijo nanao description an'i Kardinaly Razafindratandra dia niteny hoe fohifohy botabota iny izy. Tahatahaka izany no hahafantarana azy :-D :-D :-D
47. cutie
(
01/05/2008 21:47)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-05-2008 23:42:31
Lohateny : Re : Ave Maria
aminy ny rangotra mitovy amin'ny safosafo
in a ?? :-D :-D :-D :-D :-D
48. ikaretsaka
(
01/05/2008 21:49)
fijo:
ka ahoan amo ano ahalalan'i fody ry pisoa hoe tsy mbola katolika izy taloha????sa satri aniova finoana dia efa fosika?izay no tsy azoko.
ary le fivatravatrako aloh atsy mbola azoko fa asio porofo tsara.
miharihary be.. le argu arososny hoe miseho mahay kanefa tsy izany
49. fijo
(
01/05/2008 21:50)
fantako ary itako ilay nilazany hoe katolika izy taloha;mety ho marina izany .efa niova izy izao.za izao ohatra mpino kristianina taloha.
50. pissoa
(
01/05/2008 21:59)
Ie - Kristianina i Fijo taloha, dia mahafantatra fa mino an'Andriamanitra ny Kristianina ! Ny zavatra misy dia milaza fa Katolika taloha - ary toa efa nandinika be vao niala tao ary mbola mandinika rehefa niala tao - nefa tsy mahafantatra ny dikan'ny Iaveh sy ny Ave akory ! Izay ilay sandoka raha mbola tsy azo foana :-D :-D :-D :-D :-D
51. fijo
(
01/05/2008 22:04)
tsy hoe tsy hainy izany,fa noho izy efa niova finoana,dia mody nampiasainy ilay dikanteny,entina hanitarana ilay fandavany azy.mba tsy hilazako hoe fanoherany ilay fiantsoana io.
52. pissoa
(
01/05/2008 22:12)
Dia amin'ny lainga iznay hoy i Fijo no tiany handresena lahatra ny olona fa manao an'i Maria ho Iaveh izahay Katolika ! Endrika fisandohana iray koa izany :-D :-D :-D :-D :-D
53. fijo
(
01/05/2008 22:17)
raha diniana ny tena tiany hiaviana dia izay.mety te hiteny izy hoe "tamin'ny zaho tao dia izay"
54. pissoa
(
01/05/2008 22:22)
Dia izay no midika fa tsy tao izy ... satria tsy mbola "izay" (ie - tsy mbola hoe Ave = Iaveh) mihitsy io tao amin'ny Katolika, ary olona mba nandalina ihany izy fa tsy hoe nianatra Ave Maria tamin'ny 6 taona fotsiny ! :-D :-D :-D :-D :-D
55. fijo
(
01/05/2008 22:25)
fantany fa tsy izay,fa fomba entiny hamadiana le resak aio.
aza hadino,fa tsy misy mpankahala sy mpanaratsy noho ny olona avy tao no niala.
aza hadino,fa tsy misy mpankahala sy mpanaratsy noho ny olona avy tao no niala.
56. pissoa
(
01/05/2008 22:55)
Izaho tsy miady hevitra izay antony nitenenan'i Majesty an'io ka, na izay antony mety namadihany resaka sns.
Ilay resaka "sandoka" no resahiko. Dia efa nolazaiko teo :
1 - raha tena tsy nahalala ny zavatra tahaka izany izy dia tsy katolika izany taloha. Donc misandoka.
2 - raha tena mahay izy fa te hamahan-dalitra olona fotsiny amin'ny famadihan-dresaka ataony dia misandoka koa.
Raha ny antony hanaovany izany no tian'i Fijo hazavaina amiko dia tsy hidirako lalina fa aleo ho an'ny eritreriny :-D :-D :-D :-D :-D

57. fijo
(
02/05/2008 20:31)
de aleo hoany izany.fa amiko nilaza izy fa katolika taloha dia izay no izy izany.
58. pissoa
(
02/05/2008 21:09)
Dia ahoana rehefa miseho tsy mahay izy dia tsy izay ve no izy fa lasa hoe misy tetika tampoka
=)) =)) =))
=)) =)) =))
60. pissoa
(
03/05/2008 13:59)
:-D :-D :-D :-D :-D
Nitsara ve izahay ? Tsy maninona raha izay no teny gasy mahalaza azy ! Mba nisy hevitra sy zavatra misy eto mantsy vao niteny an'io ... Fa jereo ny nataon'i Fijo, tsy menatra akory milaza fa :
:-D :-D :-D