Ave Maria
2. pissoa
(
28/04/2008 10:07)
Fiarahabana ilay "Ave" raha tsy diso aho, dia fiarahabana an'i Masina Maria izany ilay hoe "Ave Maria". Arahaba ry Maria hoy ny gasy
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D
6. ikaretsaka
(
28/04/2008 14:14)
Ave Maria
Ave Maria
Gratia plena
Dominus tecum
Benedicta tu in mulieribus
Et benedictus fructus ventris
Tui, Jesus
Sancta Maria
Mater Dei
Ora pro nobis peccatoribus
Nunc et in hora mortis nostrae
Amen.
(efa hainareo ny @ teny gasy dia ampifandraiso dotsainy dia mba mitombo ny vocablera :wink: )

7. majesty
(
28/04/2008 14:15)
za ndray mieritreritra an'izao:
Ave = Jehovah izany hoe Ave @ dikanteny hafa ary Jehovah kosa amin'ny hafa.
raha hajaina io voalaza eo ambony io dia azo adika hoe:
Ave Maria = Jehovah Maria
Ahoana ny hevitrareo?
Ave = Jehovah izany hoe Ave @ dikanteny hafa ary Jehovah kosa amin'ny hafa.
raha hajaina io voalaza eo ambony io dia azo adika hoe:
Ave Maria = Jehovah Maria
Ahoana ny hevitrareo?
9. hery
(
28/04/2008 15:03)
majesty> :-)
Ary izay no mety nahatonga an'i majesty nieritreritra hoe mivavaka amin'i Maria ny Katolika. :-)
Tsy noforonina io kah. Ny Fiarahaban'ny Anjely ( http://baiboly.katolika.org/boky/Lioka/1/28 ) fotsiny no averin'ny Katolika rehefa manao Arahaba ry Maria. Dia miampy ilay niarahaban'i Elizabeta azy ( http://baiboly.katolika.org/boky/Lioka/1/28 )
Toa izao ny Arahaba ry Maria.
Arahaba ry Maria. Feno hasoavana ny Tompo ao aminao.
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosohavina i Jesoa hateraky ny Kibonao.
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota. Ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay. Amen.

10. Fody
(
28/04/2008 16:59)
Raha efa katolika marina ra-majesty dia nahalala sy nahay ny "Arahaba ry Maria" (Ave Maria).
Ary raha katolika koa ka nifandray marina tamin'ny pretra (araka ny filazany) dia ho nahay nanavaka ny Ave sy ny Iaveh.
Saingy tsy katolika i Majesty fa mpisandoka, ka sady tsy nahay no tsy nahalala.
Ary ny tena mahatsikaiky dia saika hamatrapatraka ny lehilahy, nefa tampina ny daomy. Toy ny soso voatapo-drano ka nitsaha-monomono.
Mivavaka ho anao ry Majesty, mba ho ny fahamarinana no ho eo am-bavanao fa tsy ny lainga sy fitaka; ary hahay hanavaka ny marina amin'ny diso, fa tsy hanao teli-moka be fahatany izay lazain'i Pastera (oh: maiol).
Misaotra
11. ikaretsaka
(
28/04/2008 17:08)
za aloha tsoriko fa tratran'io koa t@ mbola kely e.. fa tsy iaveh maria ny ahy fa Jesosy.. sy resaka komonio...
nahatonga ahy nanao heo ary izany izany no maha fihinana an'i Jesosy fa ny anarany aza efa misy sosy izany koa
t@ mbola kely izany an!
nahatonga ahy nanao heo ary izany izany no maha fihinana an'i Jesosy fa ny anarany aza efa misy sosy izany koa
t@ mbola kely izany an!
12. rabilabila
(
28/04/2008 19:50)
Ave Maria ve ?
http://fr.youtube.com/watch?v=PgvJg7D6Qck
http://fr.youtube.com/watch?v=maZHi4C6Cf0
http://fr.youtube.com/watch?v=T-xqnSjRyiQ
http://fr.youtube.com/watch?v=jHfYsVnu62c
http://fr.youtube.com/watch?v=PgvJg7D6Qck
http://fr.youtube.com/watch?v=maZHi4C6Cf0
http://fr.youtube.com/watch?v=T-xqnSjRyiQ
http://fr.youtube.com/watch?v=jHfYsVnu62c
13. ikaretsaka
(
28/04/2008 20:05)
rabila.. HS kely : le schubert no tsara sa bach/gounod? :wink:
http://fr.youtube.com/watch?v=sA6YIiS2oXs
http://fr.youtube.com/watch?v=sA6YIiS2oXs
14. rabilabila
(
28/04/2008 21:02)
Mamaly an'ilay HS aho (sao dia misy mi-cadrer eo indray ) :)
Sarotra be ny mampitaha an'ireo Ika a!! Samy manana ny hanitra ho azy , fa rehefa mihirahira aho dia matetika i Bach/Gounod no tonga ho azy .
Par contre ,mba henoy ange ny lied-n'i Schubert e!! Fa tena manga ny lanitra hoy i Fijo 'zay !!!
15. majesty
(
29/04/2008 07:53)
Voalazan'i Hery:
Tsy le any @ le mivavaka loatra ny problem fa mahita an'ilay lagrôty bdb eny an-tanana isaky ny elakelan-trano dia misy an'io soratra io,dia tonga ao an-tsaina ny radical an'ilay hoe "Ave" mitovy @ hoe "Iaveh",dia izay no antony nanontaniako an'io ambony io,ilaina ilay mba mikaroka tsinona fa tsy mionona fotsiny hoe ave = arahaba ry Maria dia zay.
Misaotra e :D
majesty>
Ary izay no mety nahatonga an'i majesty nieritreritra hoe mivavaka amin'i Maria ny Katolika.
Tsy noforonina io kah. Ny Fiarahaban'ny Anjely ( Jereo eto ) fotsiny no averin'ny Katolika rehefa manao Arahaba ry Maria. Dia miampy ilay niarahaban'i Elizabeta azy ( Jereo eto )
Toa izao ny Arahaba ry Maria.
Arahaba ry Maria. Feno hasoavana ny Tompo ao aminao.
Nosoavina noho ny vehivavy rehetra ianao, ary nosohavina i Jesoa hateraky ny Kibonao.
Masina Maria Renin'Andriamanitra, mivavaha ho anay mpanota. Ankehitriny ary amin'ny andro hahafatesanay. Amen.
Tsy le any @ le mivavaka loatra ny problem fa mahita an'ilay lagrôty bdb eny an-tanana isaky ny elakelan-trano dia misy an'io soratra io,dia tonga ao an-tsaina ny radical an'ilay hoe "Ave" mitovy @ hoe "Iaveh",dia izay no antony nanontaniako an'io ambony io,ilaina ilay mba mikaroka tsinona fa tsy mionona fotsiny hoe ave = arahaba ry Maria dia zay.
Misaotra e :D
16. hery
(
29/04/2008 11:22)
:-) hitovy @ ilay noresahin'ikaretsaka koa izany.
Hoy koa izany i majesty hoe mahita hoe Jesosy be da be eny andalana aho dia ilaina ilay mikarokaroka fa tsy mionona fotsiny @ Jesosy = zanak'Andriamanitra dia mety misy ifandraisany izany ny Jesosy sy ny Sosy.
aoka lahy.

17. pissoa
(
29/04/2008 16:50)
Marina ny tenin'i Fody raha tsy hoe tamin'ny mbola vao 5 taona i Majesty no nifindra tsy Katolika tsony :-D :-D :-D :-D :-D
18. ikaretsaka
(
29/04/2008 17:14)
@ Byzantine ilay Ave maria (jereo @ bibliotheque ny liturgien'i St Jaques) dia manao hoe:
« Salut, toute bénie et remplie de la grâce de Dieu. Béni soit le fruit divin et immortel de vos entrailles, Lui qui par vous accorde au monde entier sa grande pitié.
« Salut, toute bénie et remplie de la grâce de Dieu. Béni soit le fruit divin et immortel de vos entrailles, Lui qui par vous accorde au monde entier sa grande pitié.
19. piste
(
29/04/2008 19:31)
Ave = Jehovah izany hoe Ave @ dikanteny hafa ary Jehovah kosa amin'ny hafa.
raha hajaina io voalaza eo ambony io dia azo adika hoe:
Ave Maria = Jehovah Maria
Ahoana ny hevitrareo
Vendrana be ilay fanontaniana, ary aza terena hakany @ lòjikanao ilay izy hoe : mivavaka @ Masina Maria ny katòlika.
Ny romanina taloha ohatra raha miarahaba an'i Cesar amperora dia : Ave Cesar !
20. fijo
(
29/04/2008 22:45)
hi hi ih ,ary i fody ve tsy mahay miteny olona moramora,sa efa hatrany ankibo io fomba fiteny mitratrevtatreva io???raha ireny no lasa mopera hanahirana.kozy e