Ave Maria
21. ikaretsaka
(
30/04/2008 00:37)
fijo:
hi hi ih ,ary i fody ve tsy mahay miteny olona moramora,sa efa hatrany ankibo io fomba fiteny mitratrevtatreva io???raha ireny no lasa mopera hanahirana.kozy e
misy ilana azy ihany ilay mivantana ka..
c la verite qui blesse ho'zy ny anglisy
:wink:
22. majesty
(
30/04/2008 08:04)
voalazan'i piste teo:
Tsy misy fanerena hanaraka ny lojikako io fa avereno vakiana :D
Araka ny nampianarina fahiny dia t@ anjely Gabriela namangy an'i Maria hilaza ny @ iterahany an'i Jesoa no niavian'io teny io,izay teny fiarahabana ny @ fahasoavana;dia eto no tiako apetraka koa hoe azo atao ve izany ny miarahaba olona anankiray raha nahazo fahasoavana manokana izy ohatra hoe Ave Ikaretsaka,na Ave Hery...fa misaotra an'i piste fa efa novaliany sahady.
Hoy pissoa:
Nanala azy t@ zany satria terena knou :D
voalazan'i fijo teo:
Tsy avy amin'ilay finoana arahany aloha io e,satria ny namany tsy misy manao an'io fa angamba le izy misokatra loatra no mahatonga anio :D
Ika: refaveo za zao d hiteny an'ilay olona ary akaikinay ary,asaina ovany ny fanoratany azy ao @ ilay groty ao antokotaniny ao fa diso wa,raha tsy izah ndray no kianina miseho ho katolika alohan'i papa eo lolllll :D
Vendrana be ilay fanontaniana, ary aza terena hakany @ lòjikanao ilay izy hoe : mivavaka @ Masina Maria ny katòlika.
Ny romanina taloha ohatra raha miarahaba an'i Cesar amperora dia : Ave Cesar !
Tsy misy fanerena hanaraka ny lojikako io fa avereno vakiana :D
Araka ny nampianarina fahiny dia t@ anjely Gabriela namangy an'i Maria hilaza ny @ iterahany an'i Jesoa no niavian'io teny io,izay teny fiarahabana ny @ fahasoavana;dia eto no tiako apetraka koa hoe azo atao ve izany ny miarahaba olona anankiray raha nahazo fahasoavana manokana izy ohatra hoe Ave Ikaretsaka,na Ave Hery...fa misaotra an'i piste fa efa novaliany sahady.
Hoy pissoa:
Marina ny tenin'i Fody raha tsy hoe tamin'ny mbola vao 5 taona i Majesty no nifindra tsy Katolika tsony
Nanala azy t@ zany satria terena knou :D
voalazan'i fijo teo:
hi hi ih ,ary i fody ve tsy mahay miteny olona moramora,sa efa hatrany ankibo io fomba fiteny mitratrevtatreva io???raha ireny no lasa mopera hanahirana.kozy e
Tsy avy amin'ilay finoana arahany aloha io e,satria ny namany tsy misy manao an'io fa angamba le izy misokatra loatra no mahatonga anio :D
Ika: refaveo za zao d hiteny an'ilay olona ary akaikinay ary,asaina ovany ny fanoratany azy ao @ ilay groty ao antokotaniny ao fa diso wa,raha tsy izah ndray no kianina miseho ho katolika alohan'i papa eo lolllll :D
23. ikaretsaka
(
30/04/2008 14:37)
aza hitarina oatran'ny lastika ilay izy ra majesty fa mazava ve aloha sa tsy mazava ny Iaveh sy ny Ave e
sao koa manao ilay mpiandry any ambositra izay dia ny anoratany ny anaran'ny Tompo dia hoe Jesaosy....
dia tany @ tany Tanala (ikongo) iny koa efa nisy nanao ahy hoe izany Jehova koa izany hono olona hatrany Antaninarivo ka hovalahy sa hovavavy!

24. pissoa
(
30/04/2008 18:00)
Majesty :-w :-w :-w
Inona moa no tena marina e, nanala azy fotsiny taloha --- sa tena nianatra sy niaina mihitsy ka hatramin'izao aza dia mbola tadidy ny nampianarina "fahiny" :-D :-D :-D
Ny mahagaga ahy izao dia toa mbola hainao tsara ilay "nampianarina fahiny", ary izay fotoana ela niadiana hevitra teto izay dia mamela ahy hiteny fa fantatrao tsara hoe tsy mitovy ny "Ave" sy ny "Iaveh" ! saingy ...
Mba ento amin-kitsi-po ny ady hevitra raha sendra tsy netina tamin'izay e ! (Manjary ohatra ny lasa direktera marketing an'ny anti-katolisisma fotsiny ! Lasa antikrista eo ny farany hi hi hi :-P ) :-D :-D :-D

Majesty:
Araka ny nampianarina fahiny dia t@ anjely Gabriela namangy an'i Maria hilaza ny @ iterahany an'i Jesoa no niavian'io teny io,izay teny fiarahabana ny @ fahasoavana;
Ny mahagaga ahy izao dia toa mbola hainao tsara ilay "nampianarina fahiny", ary izay fotoana ela niadiana hevitra teto izay dia mamela ahy hiteny fa fantatrao tsara hoe tsy mitovy ny "Ave" sy ny "Iaveh" ! saingy ...
majesty:
za ndray mieritreritra an'izao:
Ave = Jehovah izany hoe Ave @ dikanteny hafa ary Jehovah kosa amin'ny hafa.
raha hajaina io voalaza eo ambony io dia azo adika hoe:
Ave Maria = Jehovah Maria
Ahoana ny hevitrareo?
Mba ento amin-kitsi-po ny ady hevitra raha sendra tsy netina tamin'izay e ! (Manjary ohatra ny lasa direktera marketing an'ny anti-katolisisma fotsiny ! Lasa antikrista eo ny farany hi hi hi :-P ) :-D :-D :-D
25. Fody
(
30/04/2008 18:18)
Ho an'i Fijo:
Inona amin'izay nolazaiko no mitratrevatreva rafijo? Lazao kely hoe mba jerena!
Ny zavatra nambarako io ambony io dia tsy nisy famingavingana na kely aza. Misy antony mazava tsara, izay tsy iza no nilaza azy fa Majesty, izay aho vao nanao fanamarihana. Ary raha manan-kavaly an'io fanamarihana io izy aleo hamaly, fa miandry aho.
Ny namaranako azy kosa dia fampanantenana fa hivavaka ho azy aho.
Ka aiza amin'izay no misy teny mitratrevatreva ? Mba lazao azafady!
Misaotra!
26. fijo
(
30/04/2008 20:35)
za tsy miteny hoe mamingavinga fa mivatravatra
ohatra:"Saingy tsy katolika i Majesty fa mpisandoka,"avy dia hoe mpisandoka??????malefaka be ô
dinio ity voasoratrao ity ka raha io no lazaiko anao dia malefaka sa ahoana?
"Saingy tsy katolika i Majesty fa mpisandoka, ka sady tsy nahay no tsy nahalala.
Ary ny tena mahatsikaiky dia saika hamatrapatraka ny lehilahy, nefa tampina ny daomy. Toy ny soso voatapo-drano ka nitsaha-monomono."
raha izao no atao hoe teny malefaka aminareo dia arahaba zanako fa tazomy hoanareo fa misaotra,mety ary tsy misy mahadiso ny mifampiteny,fa mba misy fomba koa fifampitenenana fa tsy toa izao ngamba.
eto moa ny esoeso dia fananginy fotsiny. jereo anie e:
"Mivavaka ho anao ry Majesty, mba ho ny fahamarinana no ho eo am-bavanao fa tsy ny lainga sy fitaka; ary hahay hanavaka ny marina amin'ny diso, fa tsy hanao teli-moka be fahatany izay lazain'i Pastera (oh: maiol).
rah amopera no manao fomba fiteny toa io ,dia indray alahady dia tsy ahita mpivava intsony izy ,fa trano be sisa no miaraka aminy ao

27. pissoa
(
30/04/2008 21:00)
Fijo : raha mivatravatra ny fitenenana hoe misandoka rehefa hita fa izay tokoa no ataon'i Majesty dia mivatravatra lavitra noho i Fody i Fijo eto amin'ny forum ;)
28. ikaretsaka
(
30/04/2008 21:18)
ka tsy marina kosa aza ve io lazain'i fody io hoe katolika fosika i majesty... dia tenenina mivantana hoe fopla! dia nomeny ny argu rehetra hoe izao no maha fosika azy!
io koa angamba letsy tsy misy hafa @ ilay resaka fitaizana ara-pinoana kato sy prot noresahintsika ihany a.
ny kato tonga de raha diso ela de diso ela satria zao zao zao zao de ho'zy le olona hoe ok mihaiky aho fa diso...
fa ny prot sy ny silatsilany rehetra manao heo euh tsika rehetra ange eu diso fa euh marina ihany ka de... euh manetry tena euh tsy manetry fa kato be izany ka de euh.. ka de euh hoy ny bokin'i euh hoe (...) de noho izany de euh izao ny vavaka de euh tsy zany tampoka fa tsy mety izany...zany ka.. de mahasadaikatra be ihany tsy hay be ihany hoe inona no tena tiana hahatongavana...
vokatr'ilay rafitra io letsy e

29. ikaretsaka
(
30/04/2008 21:21)
le joken'ny finoana le manao hoe:
kato mantsy ny prote="c pas tres catholique"
protes mantsy ny kato="je proteste"
io demontre eto io e!

30. fijo
(
30/04/2008 21:27)
le fosika aloha azo hiadiana hevitra,satria raha misy ankizy kato taloha nefa nivadika protes na lasa silamo,dia mihova arak'izay koa ny fahitany ny zavatra efa nataony fahiny.de lazaina ve fa kato fosika izy,nefa tena tao taloha fa niala???????
hoan'i pissoa,misy "zavatra voasorat'i fodynasaiko nodinihany io,ka jereo koa,fa raha toa io no atao hoe fomba fiteny malefaka aminareo,dia mety hanahiran any fifandraisana aminareo.

31. pissoa
(
30/04/2008 21:34)
=)) =)) =))
Jereo tsara fa ny fomba fandraisana ny hoe sandoka fotsiny aza no tsy hitoviana hevitra eto dia efa manidina sahady ny conclusion-nao hoe mety hanahirana ny fifandraisana aminareo ! Dia mihevitra ve ianao fa tsy mivatravatra noho i Fody ? Mba mahatsapa tena moa rehefa te hiteny olona e =)) =)) =))

32. fijo
(
30/04/2008 21:39)
manidina ahoana????aiza ary enao izany le????sa hoe tsyimaintsy arahina satria i fody no niteny an'io dia marin afoana?????dinio wa le nasaiko nodinihany,de alefaso ny resaka.
manazava fotsiny aho eto hoe azo hiadian ahevitra io,fa tsy voatery,ka izay ve no mitratrevatreva??????

33. pissoa
(
30/04/2008 21:57)
1 - Ie - manidina ! Teny iray no tsy hitoviana hevitra dia efa manao conclusion amin'ny fiaraha-miaina amiko ianao ! Inona no filazanao an'izany ? Amiko manidina izany, conclusion miderapy !!!
Ary mba namaky ny teniko ve ianao sa maika hametraka baraingo be dia be fotsiny ? Jereo tsara fa tsy ny fiteninao hoe azo hiadiana hevitra no nilazako anao hoe mivatravatra :-D :-D :-D
2 - Dia jereo tsara koa ao ambony ao fa toa tsy mahazo resaka ianao izany :
Talohan'i Fody niteny hoe
dia niteny izy hoe :
Fantany tsara fa tsy Katolika i Majesty ! Fa ny zavatra nolazain'i Majesty teto amin'ny forum dia hoe Katolika izy taloha. Dia io no tenenin'i Fody hoe misandoka izy fa tsy Katolika izany taloha ! Raha tsy izany dia fantany tsara fa tsy mitovy izany Ave sy Iaveh ! Ary marina ny teniny
3 - Tsy tantinareo mihitsy angaha ny mahita olona mitovy hevitra rehefa manohitra ny teninareo ? Toa miverimberina be le hoe "sa fody" na "ikaretsaka" na "pissoa" sns ! :-D :-D :-D :-D :-D
Fijo:
manazava fotsiny aho eto hoe azo hiadian ahevitra io,fa tsy voatery,ka izay ve no mitratrevatreva??????
Ary mba namaky ny teniko ve ianao sa maika hametraka baraingo be dia be fotsiny ? Jereo tsara fa tsy ny fiteninao hoe azo hiadiana hevitra no nilazako anao hoe mivatravatra :-D :-D :-D
2 - Dia jereo tsara koa ao ambony ao fa toa tsy mahazo resaka ianao izany :
Fijo:
le fosika aloha azo hiadiana hevitra,satria raha misy ankizy kato taloha nefa nivadika protes na lasa silamo,dia mihova arak'izay koa ny fahitany ny zavatra efa nataony fahiny.de lazaina ve fa kato fosika izy,nefa tena tao taloha fa niala???????
Talohan'i Fody niteny hoe
Saingy tsy katolika i Majesty fa mpisandoka, ka sady tsy nahay no tsy nahalala
dia niteny izy hoe :
Raha efa katolika marina ra-majesty dia nahalala sy nahay ny "Arahaba ry Maria" (Ave Maria).
Fantany tsara fa tsy Katolika i Majesty ! Fa ny zavatra nolazain'i Majesty teto amin'ny forum dia hoe Katolika izy taloha. Dia io no tenenin'i Fody hoe misandoka izy fa tsy Katolika izany taloha ! Raha tsy izany dia fantany tsara fa tsy mitovy izany Ave sy Iaveh ! Ary marina ny teniny
3 - Tsy tantinareo mihitsy angaha ny mahita olona mitovy hevitra rehefa manohitra ny teninareo ? Toa miverimberina be le hoe "sa fody" na "ikaretsaka" na "pissoa" sns ! :-D :-D :-D :-D :-D
34. cutie
(
01/05/2008 15:58)
Mpandefa : hery [ Valio ] 28-04-2008 15:09:50
Lohateny : Re : Ave Maria
Ny anjely no niaraba azy kah...
Izay no ilazana io hoe "Fiarahaban'ny anjely"
ary josefa nga tsy mba niaraban'ny anjely :-D :-D :-D :-D :-D
37. ikaretsaka
(
01/05/2008 18:28)
tsia... (efa nohazavaina teto io fa miverina indray i cutie sy ny megaphone argile verte)
38. cutie
(
01/05/2008 18:31)
tsy naharaka an'zany za
fa iza ndray aza josefa raha zany :roll: :-D :-D :-D :-D :-D
nefa izy toa masindahy ihany :-D

39. ikaretsaka
(
01/05/2008 18:35)
de lazaivo fa rain'Atra aby koa izany izay masindahy rehetra..
St valentin koa lazaivo fa rain'Atra
St valentin koa lazaivo fa rain'Atra