FITIAVANA TAFAHOATRA VE SA FIVOARANA NY TANORA ANKEHITRNY?
1. rafavoris
(
06/04/2008 17:51)
Salut jiaby ri akama e
fitiavana tafahoatra ve sa fivoaran'ny tanora ankehitriny ?somary gagagaga aho raha mba sendra niresaka tamin'izay akamako roa zay ny iray vehivavy ny iray lehilahy .io resaka fitiavana io noresakay t@zay andro zay. Taminio fotoana io no nahenoako hay tena misy marina ny tanora Magasy no efa manao anireny fomba ny vazaha ireny hitan-tsika @ film ireny 69. Tsy voaporofo fa mifankatia ve ny olona roa raha tsy manao an'izany fomba zany sa izaho no tsy maharaka fivoarana

novalian'i mangidy ny 20/05/2008 10:19
2. tess
(
06/04/2008 17:56)
kobokoboko ity rafavoris ity :°) samy manana ny sakafo fihinany io e! ny fomba fandrahoiny azy, tsy voatery hanao ny fanaon'ny hafa rehefa tsy zakan'ny eritreritra ilay izy.....tsy mifidy taona io :^)
3. xxx
(
06/04/2008 18:30)
:roll: :roll: alao hilamina hany raha hoe hanao 69 @ film reny raha hoe derika tsy misasa no miantona ery @ orina là ery an tsy izy zany mamoa fady kle :- :/ :/ :/ :/ :/ :/
4. Papoose
(
06/04/2008 18:37)
fivoarana r'ise an!
zah zao taloha rano sy mbongazo no foto-tsakafo dia rehefa nihalehibebe dia mba nivadika vary dia zao ndray lafo be ny vary dia mitady hiova katsa-maina!

5. kiadi
(
06/04/2008 18:38)
fa ahona moa no hilazainao fa fomba vazah io?satria ve hita @ film de oe fomba vazah!!
taraiky be enao zany ry akama!tsyvô andoany na omaly io ny hain'ny gasy fa na ny razambe aza efa mety nanao an'io! :wink:

6. rajoelina
(
06/04/2008 18:45)
fa ahona moa no hilazainao fa fomba vazah io?satria ve hita @ film de oe fomba vazah!!:-D :-D marina zany e!!!
taraiky be enao zany ry akama!tsyvô andoany na omaly io ny hain'ny gasy fa na ny razambe aza efa mety nanao an'io!
7. milaibe
(
06/04/2008 20:39)
Na ireny rajako bonobo ireny aza mahay an'izao karazana pôzy zao fa tsy 69 fotsiny kou aiza ary enao zany!!!
8. andryrabe
(
06/04/2008 20:54)
tena tsinjo avy eto fa betsaka ny mpanao azy an...
tess, marina zany eeee
tess, marina zany eeee
10. ikaretsaka
(
07/04/2008 00:25)
kiadi:
fa ahona moa no hilazainao fa fomba vazah io?satria ve hita @ film de oe fomba vazah!!
taraiky be enao zany ry akama!tsyvô andoany na omaly io ny hain'ny gasy fa na ny razambe aza efa mety nanao an'io! :wink:
eny tokoa hoa?
12. tess
(
07/04/2008 05:09)
xxx:
:roll: :roll: alao hilamina hany raha hoe hanao 69 @ film reny raha hoe derika tsy misasa no miantona ery @ orina là ery an tsy izy zany mamoa fady kle :- :/ :/ :/ :/ :/ :/
fa angaha kosa rehefa hihinan-kanina sdia tsy hisasa tanana e!
14. ainaheri
(
07/04/2008 05:32)
heribe:
tena milay aloha ny lasopy 69 e hihihihi :D :D
hahaha soukril sy vavan'omby ve :-D :-D :-D
15. soatsara
(
07/04/2008 08:05)
salut daholo, ohatran'ny tsy mifandraika am le pseudo rafavoris ilay eritreritra, somary tara kely ianao fa ny olona efa mivoatra daholo.
16. ainaheri
(
07/04/2008 09:59)
sady fitiavana no fivoarana zany le izy ee,tsisy ambadika we veta² na inn fa revy miainga
17. melody
(
07/04/2008 11:12)
misy ary tsy mpifankatia akory manao izany saingy tsisy resiproky, izany hoe ilay sipa no tena lasa romotra fa ilay bandy nankafia fotsiny..... tena tamana honoa ilay sipa fa ilay bandy no tsy nety intsony :wink:
Ny tiako lazaina dia izao, miverina @ ilay lohateny, ilay sipa tsy tanora intsony donky tsy noho ny fivoarana; tsy mpifankatia zareo donky tsy fitivana tafahotra.... dia anareo sisa no manao konklusiô :-D