FITIAVANA TAFAHOATRA VE SA FIVOARANA NY TANORA ANKEHITRNY?

21. tess ( 08/04/2008 10:36)
:-D :-D :-D
22. ratonga ( 08/04/2008 10:46)
hummmmm :-D :-D :-D
23. sakaizakely ( 08/04/2008 12:01)
ratonga:
hummmmm :-D :-D :-D
:?:

ka ahoana, manitra ve sa =)) =)) =)) =))
24. kiadi ( 08/04/2008 12:24)
mùisy rivotra lasa angah any ho any?
25. sakaizakely ( 08/04/2008 12:43)
kiadi> ka ratonga toa tonga de mamofona zany am le hummmmmmmmmm kou
de zay mahatonga le fanntanina
26. ratonga ( 09/04/2008 13:56)
:-w :-w :-w
27. todisoa2 ( 09/04/2008 14:05)
asan'ny satana baba!!!!!!! mafy dia mafy, manao fitsipaky ny miala aina izy e.
28. tess ( 09/04/2008 15:36)
8O 8O 8O izany ve dia asan'ny satàna?????
29. xxx ( 09/04/2008 15:51)
rafavoris:

Salut jiaby ri akama e
fitiavana tafahoatra ve sa fivoaran'ny tanora ankehitriny ?somary gagagaga aho raha mba sendra niresaka tamin'izay akamako roa zay ny iray vehivavy ny iray lehilahy .io resaka fitiavana io noresakay t@zay andro zay. Taminio fotoana io no nahenoako hay tena misy marina ny tanora Magasy no efa manao anireny fomba ny vazaha ireny hitan-tsika @ film ireny 69. Tsy voaporofo fa mifankatia ve ny olona roa raha tsy manao an'izany fomba zany sa izaho no tsy maharaka fivoarana


enao iany de efa mamaly ny fanontanianao,taraiky be enao,enao ve lo teto fona e;andramo de ho itanao eo,tsy misy idirany hoe ra tsy manao anizany de tsy mifankatia,il mettre de temps en temps du piment dans une relation amoureuse,andramo nge oa de ho itanao eo e,
soa de taraiky ao@fombandrazana ary enao,fa zany oe vitsy ny viavy no mahay azy
:* :-* :* :* :-*
30. tess ( 09/04/2008 16:39)
xxx: aon no hilazanao hoe vitsy ny viavy no mahay azy :roll: :roll: :roll:
31. badboy ( 09/04/2008 17:03)
Vao 69 ve d'efa mampitovy hozatra rafavoris. Aiza zany refa asinle jô kely oe "atambatro nareo 3 lahy, de samia maka ny tandrifiny"!! Na koa ilay hoe "mitambara nareo 2lahy aloha de ny ray tsisy tafindry mitambatramiko"!!! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. tess ( 09/04/2008 17:49)
ho lasa resak'olondehibe eto ity fa aleo hilam :°)
33. Veloo ( 09/04/2008 18:06)
andray ry ainaheri :/ :/ ;-)
34. badboy ( 10/04/2008 09:30)
tess:

ho lasa resak'olondehibe eto ity fa aleo hilam :°)



:°) :°) :°) :°) :°)
35. tess ( 10/04/2008 10:17)
badboy: amiko tsy olana zà ouverte am resaka fa misy tsy mazàka de aleoary am dinika manokana ihany kou :wink:
36. badboy ( 10/04/2008 10:43)
tess:

badboy: amiko tsy olana zà ouverte am resaka fa misy tsy mazàka de aleoary am dinika manokana ihany kou :wink:


Misy aloha ilay hoe tsy mahatanty, fa ilay fametrahandrafavoris ilay fanontaniana mihintsy no mandreraka. Tonga de miapanga (mi-accusé) tsotr'izao. F'anga ra gasy dia voatery tsy maintsy hoe tokony tsy hahay ny momba ny fifandraisana aranofo (relation sexuelle)??????
:-P :-P :-P
37. zoky ( 10/04/2008 10:49)
zoky manohana an'io , zoky teraka 69 :{ :{ :{
38. xxx ( 10/04/2008 14:45)
Na gasy na vazaha samy manao sy mahay an'io dôly, fa tsy hoe gasy de ..... firy ireny ny film X gasy mivôka, ny cite X gasy , de mbola ho gaga fôna ve e,
Andramo marina aloha de ho hitanao e, rah tsara de tohizo, rah ratsy de avelao, tsisy mangidy tsy andramana e
39. tess ( 10/04/2008 14:49)
badboy: ka ny ahy ohatra hafa mitsy no tiko hambara fa aleo hilam sao :^) :wink: :-D
40. badboy ( 10/04/2008 16:47)
tess:

badboy: ka ny ahy ohatra hafa mitsy no tiko hambara fa aleo hilam sao :^) :wink: :-D



:-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1947