FITIAVANA TAFAHOATRA VE SA FIVOARANA NY TANORA ANKEHITRNY?

41. sakaizakely ( 10/04/2008 20:41)
rafavoris:
Tsy voaporofo fa mifankatia ve ny olona roa raha tsy manao an'izany fomba zany sa izaho no tsy maharaka fivoarana
:-w

eny wa !
mbola hafa ihany le tsy ankihetsika tsy ankiteny fa misabaka fotsiny ao anaty bodofotsy ao rafotsy miandry ny afera ho vita fotsiny de samy miala o ? tsy ankanontany we afapo ve ? nahafinaritra ve ? kou ratsy adala ny lhl kou. Ity ataony we tsy afapo, voatery mamerina indray :^) pffffffffff
rehefa vita ny ataondrangahy de vita koa ny round :°) dia samy miala

izay no tena vita gasy fa haninn no haka tahaka filmE mbaza ? 8-)
42. mangidy ( 11/04/2008 09:45)
Io ohatra ny Dihy ihany( slow, rock, sns sns...;) miankina @ ny pasy hi hii
fa ny we tafahoatra? samy manao izay zakan'ny tsenany :-D :-D sady tsy misy we antitra na tanora!!!!! fa na andihy na tsy andihy.....
43. bida ( 14/04/2008 21:13)
aleo hilamina de misesy
rehefa tsy ampy aza ny laoka mande ho azy ny kasoka
ny lapoaly aza voalelaka rehefa matsiro ny laoka fa Rakoto ve ahoana e!

rafavoris : reveo milamina fa aza manao mangidy tsy andrama e! sady iza koa moa no milaza fa mangidy io e? Mety nareo mihitsy aza amizay no hilelalela eny antafotrano hoe milay be le izy fa saingy tsy ampy sira tsara !!! :-D :-D :-D
44. melody ( 15/04/2008 11:10)
hoy kiadi
tena tiko ty melody ty ktyyyyyyy

:-D :-D :-D porofoy ary
hoy ratonga
hummmmm

:-D :-D :-D :wink: fa ahôna tokoa e, havoay ny santiman
hoy tess
badboy: amiko tsy olana zà ouverte am resaka fa misy tsy mazàka de aleoary am dinika manokana ihany kou

marina tokoa izany


hoy bida
aleo hilamina de misesy
rehefa tsy ampy aza ny laoka mande ho azy ny kasoka
ny lapoaly aza voalelaka rehefa matsiro ny laoka fa Rakoto ve ahoana e!

:-D :-D :-D marina varé izany?
45. mangidy ( 15/04/2008 15:24)
:-P :-P hummmmm
46. xxx ( 15/04/2008 16:26)
rehefa tsy ampy aza ny laoka mande ho azy ny kasoka
ny lapoaly aza voalelaka rehefa matsiro ny laoka fa Rakoto ve ahoana e

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
47. nikopol ( 15/04/2008 16:33)
Ampio kasoka Rainy an
48. RAKVOL ( 16/04/2008 20:49)
......mila mivoka nareo ;fa aza mipetraka toerana iray ....
Mandede mahita raha .........................................................................................??
49. sipamilay ( 19/05/2008 20:20)
tess:

xxx: aon no hilazanao hoe vitsy ny viavy no mahay azy :roll: :roll: :roll:



ao ary fa ndry mahay e,njo;io ry zalahy misy mahay azy a,hono alo :roll: :roll: :roll: :roll:
50. cutie ( 19/05/2008 20:26)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
51. xxx ( 19/05/2008 20:39)
8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
52. mangidy ( 20/05/2008 10:19)
Bida : ianao tokoa ve tia kasoka? :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0073