MPIVAVAKA KARAZANY ROA !!!
82. pissoa
(
14/04/2008 16:06)
Inona a ?! :-w :-w :-w
Valio fotsiny aho raha te hamaly fa aza manondrana eo ! Za na mitovy hevitra amin'i Ika na tsia dia miteny izay tiako tenenina foana :-D :-D :-D :-D :-D

83. ikaretsaka
(
14/04/2008 17:48)
tays azoko mihitsy le hidiran'ny hoe vao mitovuy hevitra zahay sy i pissoa de heo mifanohana hono..
tsy ny hevitray no jerena fa!
tsy ny hevitray no jerena fa!
88. ikaretsaka
(
27/04/2008 14:51)
naritsimba: farito aloha ny atao hoe finoana aminao....
'dia diniho @ izay ity
misy tenin' olomasina izay manao hoe "raha izay tiatianao momban'Atra ihany no inoanao sy ankalazainao. fa ireo izay tsy tianao kosa dia modianao fanina sy tsy raharahiana, dia tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao:
misaotra!