MPIVAVAKA KARAZANY ROA !!!

61. niryna ( 05/04/2008 05:00)

Fa maninona no ny kristiana no be mpanenjika ? efa naheno izao karazana filozofia "anti-christ" izao aho mantsy fa mbola tsy naheno hoe "anti-allah" na "anti-bouddha" na ohatr'ohatr'izay...!
[/quote] tonga dia dangy mihitsy ary angaha ny silamo ihany no manenjika fa ireo izay nanova ny rafitra mahakristiana dia nampiasa ireo paganisma na tsy mpimo an'mi kristy dia nakambana natao lasitra iray tao am-piangonana,resaka lavabe io fa dia izao ihany ,fitoriana an'i kristy no resahina eto ka na mino an'i kristy ny olona na tsy mino an'i kristy fa tsy misy ny eo ampovoany, izy tenany ihany dia afaka ny hotonona an'izany sy ilaza ny te

62. Rasiligaoma ( 05/04/2008 05:23)
samy be mpanenjika daholo ka
misy ny anti allah sy ny anti boudhiste.

izya ilay ilazana anao foana hoe misokafa
63. majesty ( 07/04/2008 11:45)
Araho ange ireto e:
Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy mahay mankany amin'ny Ray afa tsy amin'ny alalako.
Izay mino (an'i Kristy) sy atao batisa no ho vonjena fa izay tsy mino (an'i Kristy) kosa no hohelohina

Tsy ilay niteny an'io teny io mintsy ve izany no lazainareo fa tsy misokatra :-w
64. Fody ( 07/04/2008 12:39)
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.

Mba diniho kely io zavatra voasoratrao io.
Io dia midika hoe:
Silamo = mpanompo sampy = Bouddhisme = Spiritualisme....= scientisme = athée = adventista = Temoin de Jehovah....

Ary izy rehetra ireo dia samy manohitra ny Kristianisme avokoa.

Mba mitombina sy marina ve io fomba fijerinao ? Raha eny hazavao, raha tsia kosa tsy dia sarotra loatra ny miaiky fa diso tamin'iny.



Manaraka an'io dia izao:
Jereo ao amin'ilay lohahevitra hoe: NY VATANA.
Avy dia mitsangam-bolo ianao vao mahita fa misy resaka filosofia tafiditra. Toa milaza avy hatrany fa tsy te hahalala tontolo hafa ianao. Toa tsy fantatrao fa i Jesoa sy ny apostoly dia niaina tao anatin'ny tontolo nitsofan'ny rivotra filosofika. Hita taratra izany ao amin'ny Baiboly, porofo iray ny nanoratana ny Testamenta Vaovao tamin'ny teny grika.
Fehiny: Toro-hevitra mahasoa, mba misokafa amin'ny tontolo misy fa aza dia mikombona be loatra amin'izay omen'i Pastera fotsiny ihany.

Misaotra e!
65. ikaretsaka ( 07/04/2008 14:56)
mety ho gravy kosa iznay hoe handeha any @ doany dia hiteny hoe nareop temoins de jehovah!

na mahita temoins de hanao heo nareo boudhiste

ataovy serieux hoa le raisonement
66. pissoa ( 07/04/2008 16:37)
Ikaretsaka:
mety ho gravy kosa iznay hoe handeha any @ doany dia hiteny hoe nareop temoins de jehovah!


=)) =)) =))

Majesty:

Araho ange ireto e:
Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana,tsy misy mahay mankany amin'ny Ray afa tsy amin'ny alalako.
Izay mino (an'i Kristy) sy atao batisa no ho vonjena fa izay tsy mino (an'i Kristy) kosa no hohelohina

Tsy ilay niteny an'io teny io mintsy ve izany no lazainareo fa tsy misokatra


Tsy misy manda ny Batisa sy ny famonjena etc. Fa araka ny teniko tery ambony dia ataovy mazava ny reference na repere :-D :-D :-D

Raha miteny ianao hoe ny olona na mino an'i Jesosy na tsy mino dia mety ho marina izay !

Fa ny filazanao hoe rehefa tsy mino an'i Jesosy dia mitovy daholo ... dia tsy marina satria tsy mitovy izy ireo. Aza atao anaty lasaka iray
:-D :-D :-D
67. ikaretsaka ( 07/04/2008 20:18)
ko zay zany ko.

fijo tsy mino an'i jesosy
ny silamo tsy mino an'i jesosy
->fijo =silamo 8)

aoka le
68. majesty ( 08/04/2008 11:21)
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.

Mba diniho kely io zavatra voasoratrao io.
Io dia midika hoe:
Silamo = mpanompo sampy = Bouddhisme = Spiritualisme....= scientisme = athée = adventista = Temoin de Jehovah....

Ary izy rehetra ireo dia samy manohitra ny Kristianisme avokoa.

Mba mitombina sy marina ve io fomba fijerinao ? Raha eny hazavao, raha tsia kosa tsy dia sarotra loatra ny miaiky fa diso tamin'iny.


silamo = tsy Kristiana (marina)
Bouddhisme= tsy Kristiana (marina)
Spiritualisme = tsy Kristiana (marina)
athée= tsy Kristiana
Scientisme= tsy Kristiana
Temoin de Jehovah = tsy Kristiana
Adventista= Kristiana
Jesosy Mamonjy = Kristiana
Katolika= Kristiana
Protestanta = Kristiana
..............

Raha tsy dia tena tian'isé loatra ilay voam-bolana hoe manohitra dia ataovy hoe tsy mitovy firehan-kevitra amin'ny Kristiana :D
69. pissoa ( 08/04/2008 13:44)
Majesty ... tsisy manda io soratanao io !
Majesty:

silamo = tsy Kristiana (marina)
Bouddhisme= tsy Kristiana (marina)
Spiritualisme = tsy Kristiana (marina)
athée= tsy Kristiana
Scientisme= tsy Kristiana
Temoin de Jehovah = tsy Kristiana

Fa ilay teninao voalohany be no lazaina eto foana hoe diso ... Ilay voalohany be no lazain'i Fody hoe diso ! (Ilay hoe silamo = mpanompo sampy = temoins de Jehovah = ... )

Dia tokony io teninao voalohany be io no mba hazavainao ny mahamarina azy raha heverinao hoe marina tokoa ; fa tsy hoe mamboly hevitra vaovao ianao dia ohatran'ny hoe ny sasany indray no tsy mahafantatra hoe tsy Kristianina ny silamo ! Tsy mitovy mihitsy mantsy io zavatra lazainao hoe Silamo = tsy Kristianina, Athee = tsy Kristianina sns io sy ny zavatra nolazainao tery am-boalohany !!! :-D :-D :-D :-D :-D
70. ikaretsaka ( 08/04/2008 15:45)
atao lojika tsotsotra le izy fa mampihomehy mahamenatra

temoins de jehovah=tsy kristianina
athee=tsy kristianina
silamo=tsy kristyianina
fijo=tsy kristianina


tsy kristianina=tsy kristianina=tsy kristianina
->temoins de jeovah=athee-silamo=fijo!

ompain'i fijo ialahy raha milaza azy hoe temoins na silamo izany le :-D :-D :-D :-D :-D
71. ikaretsaka ( 08/04/2008 15:47)
hitariko ihany ny raisonnement an'ialahy

katolika=kristianina
advantista=ktistianina
sekta =kristianina
propesta=kristianina

dia mety iznay hoe mankany @ sekta dia mankany @ advento dia mankany @ jesosy mamonjy?

72. majesty ( 09/04/2008 13:42)
za tsy hiteny an'i rafijo mihitsy hoe Kristiana lery fa mety ho lery no hiteny amintsika amin'izany indray andro any,iza no mahita :D

dia mety iznay hoe mankany @ sekta dia mankany @ advento dia mankany @ jesosy mamonjy


Raha raisina ara-keviny toa mety ihany satria hoe Atra iray ihany no ivavahan'ireo dia i Jesosy iray ihany koa,fa rehefa tena tomorina akaiky dia hita ny mahasamihafa azy,fa resaka hafa indray iny fa sakamalaho sy avozo hono e,samy manana ny hanitra ho azy
73. pissoa ( 09/04/2008 17:59)
Majesty:
za tsy hiteny an'i rafijo mihitsy hoe Kristiana lery fa mety ho lery no hiteny amintsika amin'izany indray andro any,iza no mahita


Tsy izay angamba no tiana hahatongavana fa hoe tsy Kristianina i Fijo fa tsy midika akory izany fa sady silamo izy no temoin no athee :)

Ary heveriko fa azon'i Majesty tsara ny tiana lazaina sy ny zavatra toherina fa tena sarotra be fotsiny ny ... manaiky hoe azoko izany :-D :-D :-D :-D :-D
74. Fody ( 09/04/2008 18:38)


Sarotra be koa ilay manaiky hoe: Diso tokoa ilay zavatra nolazaiko iny.

Dia indramiko ilay fomba fitenin-dramejesty hoe: nefa ahoana hoy ny soaratra Masina? Jereo any amin'ny taratasy nosoratan'ny Joana: http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=IJAONA&toko=1&andininy=9-10&dika=


" Raha tsy manaiky fa diso ny olona manao hadisoana iray dia tsy mba handroso mihitsy, fa hitoetra mandrakariva ao amin'ny hadisoany ".
Isany fahendrena ampianarina ny Kristiana Katolika io. Mba zarana aminareo koa sao mba mahasoa.

Misaotra e!


75. fijo ( 09/04/2008 22:27)
za tsy kristianina ka,efa teo no niala ra majesty an,fa za koa tsy silamo sy mpino izany.
76. majesty ( 10/04/2008 14:08)
fijo: ny hevitr'i tsimiandra r'isé zao no tena nandrasako :D
pissoa:mahita lazaina mintsy :D :D :D
77. ikaretsaka ( 10/04/2008 15:38)
majesty> tsy heo miaro an'i pissoa aho fa hitako nivoana kosa ny nandraisanao azy , dia nampatsiahy anao izy
78. yonikafopl ( 10/04/2008 16:41)
Mpivavaka karazany 2 :
- Mpivavaka marina
-Mpivavabavaka hanaronana ny ratsy hatao./.
79. pissoa ( 10/04/2008 17:18)
Majesty : Ka sahy miteny aza ve ianao hoe mbola tsy azonao foana ny zavatra toherinay eto e ? Dia sahy hiteny ve ianao fa marina ilay hevitrao toherin'ny hafa eto ?

Tsy fidiny ho ahy ny mahita lazaina anie ! ... fa ilay lazaina mihitsy no efa tsy takona afenina :-D :-D :-D :-D :-D
80. ikaretsaka ( 10/04/2008 18:29)
izay mantsy anie e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0082