MPIVAVAKA KARAZANY ROA !!!
21. majesty
(
01/04/2008 05:42)
fa ny katolika angah r'isé tsy Kristiana?
Efa hoe Kristiana sy tsy Kristiana wa fa aza exagerena :D
Efa hoe Kristiana sy tsy Kristiana wa fa aza exagerena :D
22. Rasiligaoma
(
01/04/2008 06:38)
ataovy hoe mormons sy tsy mormons ary raha manana probleme amin'i katolika razoky e
23. rakaroka
(
01/04/2008 08:57)
Aleoko lavitra aloha mijery de façon'i Jeankely ery ambony hoe ireo pratiquant sy tsia satria en faite na ara baiboly aza Maro ny fombafomba izay
nampanaovina ny olona sy nataon'i Jesoa en perso fa toa odian-tsy hita na tsy heverina mihitsy ilay izy, tahaka ny hoe mandeha ary amin'ny farihy silohama sns.
nampanaovina ny olona sy nataon'i Jesoa en perso fa toa odian-tsy hita na tsy heverina mihitsy ilay izy, tahaka ny hoe mandeha ary amin'ny farihy silohama sns.
25. kiadi
(
01/04/2008 10:21)
Finoana no resahako raha mitaha amin'ny finoana Kristiana fa tsy ny mpivavaka (samihafa ireo),
Nareo ve ohatra teo aloha tsy efa naheno hoe: raha mamono maroan-davaka hono dia tongavan'ny bibilava bdb any an-trano amin'ny alina,na hoe rehefa mamono tanalahy dia tsy maintsy roraina ny ankanjo fa raha tsy izany tongavany @ alina,dia ilay finoana tahaka io no lazaiko ato amin'ity adi-hevitra ity.
ka na finoana aza tsy mety ny dinika nataonao ! ny kristianana aza tsy majorité erak'izao tontolo izao de nefa tonga de zarainao roa fotsiny zao oe ze tsy kristianina sy ze kristianina
voakihina fona enao eto raha izay no hevitra tazominao
26. Jeankely
(
01/04/2008 11:04)
Raha mahita ny Indian marobe manaraka ny finoany ianao dia hoy ianao hoe "ireo rehetra ireo izany ho any @ afobe satria tsy Christian". Sahala izay koa ny hafa. Rehefa manao tsy mety na Silamo na kristinina dia tsy mpivavaka no dikany. NY VAVAKA TSY MIARAKA AMIN'NY TSY METY. Averiko fa io no olan'i Madagasikara. Entina any ampiangonana ny toetra fetsifesty, fitapitaka, fiatsarana ivelantsihy, ny filana voninahitra eny hatramin'ny politika tonga any ampiangonana. Ireo rehtra ireo anefa mitarika any amin'ny tsy mety noho izany TSY MPIVAVAKA NA PASTORA AZA raha mandeha @'ireo. Ka na tsy nahita fiangonana aza nefa manao ny mety dia MPIVAVAKA ARY MINO AN'ANDRIMANITRA.
27. ikaretsaka
(
01/04/2008 15:27)
raha vao io ankizara io hoa tsary mety iiiiimarina fa nomena zavatra havia sy havanana na isika olombelona aza.. fa tsy heo izay havia dia tsy havanana..
samy miara miasa ireo matoa samy nohariana
samy miara miasa ireo matoa samy nohariana
28. Fody
(
01/04/2008 16:35)
Hoy i majesty:
Azo sokajiana ho antoko anankiroa ny finoana misy eto @ izao tontolo izao,ny antoko voalohany dia ny finoana Kristiana,ary ny faharoa dia ny mifanohitra amin'izay.Ny mampiavaka an'ireo finoana roa ireo dia izao,ny an'ilay antoko faharoa dia mino izy fa manana fanahy ny zavatra rehetra eto ambonin'ny tany na inona io na inona,na vato io na hazo (misy ny olona sasany mino fa ny hazo dia misy fanahy ka tsy azo atao ny mikapa2 azy ireny fa manjary malahelo izy ireny na mety ho tezitra ka ahatonga loza) ka na ireo olona tsy mino ny fisian'Atra aza dia milaza fa misy fanahy na hery lehibe iray mifehy an'izao tontolo izao,ho an'ny olona hafa indray dia mino izy ireo fa hoe misy andro ratsy dia misy andro tsara,ka rehefa hanao trano na fasana dia tsy maintsy jerena aloha izay andro mety fa sao ahitan-doza,na hoe tsy mivoaka ny trano na tsy manomboka asa aloha raha tsy mijery ny tonombitana @ alalan'ny horoscope sns (ka miainga @ zany na ny lokon'ny akanjo hanaovana na ny isa manavanana na ny sakafo tokony hohanina ...);misy koa ohatra hoe rehefa manofy ratsy dia asiana baiboly ao ambany ondana dia amin'zay tsy maninona.Endrika isehoany avokoa ireo ka tiako hampitaina sao mbola misy Kristiana tafiditra amin'izay.
Misy anarana fiantsoana azy io antoko faharoa io fa mbola jerena tsara ny fanoratana azy aloha fa sao manjary manoratsora-poana eto.
diso io satria ny silamo dia tsy mino fa manana fanahy ny zavatra rehetra.
Ny fijeriko an'ity lahatsoratrao ity dia mampiseho fa "égocentrique" ianao. Toy ny milaza 'tsinona ianao fa : "azo zaraina ho roa izao tontolo izao" : izaho sy ny hafa. Ilay hafa izay tsy fantatrao daholo anefa dia ampitovianao daholo. Mety hoe : mahafantatra olona roa na telo tsy mitovy aminao ianao dia heverinao ho toy ireny daholo ny "hafa".
Miombon-kevitra tanteraka amin'i xxx aho eto.
Toro-hevitra mahasoa ho an'i majesty: mba misokafa kely amin'ny tontolo ry namana fa tsy ho tafa ianao raha ho toy izao no fomba fandinikao.
29. ikaretsaka
(
01/04/2008 16:40)
raha azoko tsara izany ny an'i majesty dia O sy I ihany ny alphabet
(ianao O ) dia rehefa tsy O de I
de ahoana K de ny A de ny R de ny E de............ :-D :-D :-D
(ianao O ) dia rehefa tsy O de I
de ahoana K de ny A de ny R de ny E de............ :-D :-D :-D
30. fijo
(
01/04/2008 20:45)
voalaza teo:"na hoe tsy mivoaka ny trano na tsy manomboka asa aloha raha tsy mijery ny tonombitana "
aza hadino,fa ny kristianina koa mijery andro,ary tsy miasa raha alahady ,fa miandry alatsinainy vao miasa
aza hadino,fa ny kristianina koa mijery andro,ary tsy miasa raha alahady ,fa miandry alatsinainy vao miasa
31. ikaretsaka
(
01/04/2008 21:35)
izany no hilazako lalandava hoe jereo @ fijery hafa le izy araka ny nolazain'i pissoa hoe le izy anie atao ihany fa saingy @ fomba hafa fotsiny rehefa dinihina e :-D
33. naritsimba
(
02/04/2008 05:06)
majesty>>> marina io voalazan'ise io fa mizara roa tokoa noho ny fivavahna eto ambonin'ny tany fa ny ankoatran'izay dia fomba fivavahana no maha maro karazana azy.
Ahoana hoy ny voalaza ao amin'ny : Lioka 12:34 Fa izay itoeran'ny harenareo, dia ho any koa ny fonareo
sy ny ao amin'ny : Matio 6:24 Tsy misy olona mahay manompo tompo roa; fa ny anankiray ho halany, ary ny anankiray ho tiany; na ny anankiray hombany, ary ny anankiray hohamavoiny. Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy Mamôna hianareo

34. Rasiligaoma
(
02/04/2008 05:17)
ka ilay andriamanitra anaovanareo azy mihitsy anie ry naritsimba no mivoana e
misy maro no ilazana azy ary samy manompo an'A/tra daholo anie e.
fa ilay izy ataonareo hoe
i Allah sy tsy i Allah
I jehova sy tsy i jehova
I Iaveh sy tsy Iaveh
azo atao koa ny hoe i Allah no i Jehova... na azo atao koa hoe i Andriamanitra no i Zanahary, na i Jesoa no Jesosy,
na i Dieu no God

35. ravatorano
(
02/04/2008 09:33)
ni fivavahana kristiana dia mandala ny fampianarana nentin'i Kristy ary izay no ilazan'i majesty hoe "ny kristianina sy ny tsy kristianina"
zany akory tsy midika fa tsy fivavahana ny islam na ny bouddhisme na ny judaisme fa samy manana ny anjara toerana ireo ary tsara raha samy maka ny toerana ihany koa fa ny amintsika kristianina ireto no mahasadaikatra be niany satrai mbola maro ny tsy fitovian kevitra amin'ny lafiny rehetra nefa dia Andriamanitra iray ihany no tompoina ary diua fampianarana iray ihany no raisina saingy eo amin'ny anarana ampiasaina fotsinèy no mahasamy hafa azy

36. kiadi
(
02/04/2008 11:45)
zoky be ravatorano> ny mahatonga ny olona manakihana de nohon'ny fizarany roa fotsiny zao ny finoana!
-ny kristianina
-ny tsy krisitianina:zany oe na mino in na mino in de tonga de mitambatra be ao doly! betsaka nefa ny tsy kristianina no mino an'andriamanitra! de atambany @ finoana hafa nefa izany! tsy mety io lohahevitra io amiko!

37. prime
(
02/04/2008 11:51)
Mazava ny fitarihan'i majesty ny lohahevitra eto satria tsy heviny tsy akory io nanaovany fanamarihana io fa ny fampianaran'i Kristy mikasika ny amin'ny toerana misy ny olombelona tsirairay eto amin'izao tontolo izao manoloana ny finoana tena "mahavonjy"... hoe tsy afaka manompo tompo roa ny olona...
38. Jeankely
(
02/04/2008 12:13)
Tena manompo ny azy tokoa ny sasany na hafa lazainareo ary tsy matahotra ny tsy ho voavonjy any @ lalana nosiritan'i Jesosy. miandry izany izy ary mihevitra ny hafa ho diso lalana koa. Ny ahy dia ny fiainana hiarahana no resahiko eny fa ato @ sehatra fivavahana ity ekeko. Eny ampiasana dia mifangaro ny finoana isankarazany nefa tsisy hoe roahina izay tsy izy noho izany izay mahasoa ny fiarahamonina no zahavina. Samy manamafy ny finoany ary samy mitandro izay tsy hikasihana ny an'ny hafa.
39. kiadi
(
02/04/2008 12:19)
prime:
Mazava ny fitarihan'i majesty ny lohahevitra eto satria tsy heviny tsy akory io nanaovany fanamarihana io fa ny fampianaran'i Kristy mikasika ny amin'ny toerana misy ny olombelona tsirairay eto amin'izao tontolo izao manoloana ny finoana tena "mahavonjy"... hoe tsy afaka manompo tompo roa ny olona...
tsy mety io lohahevitra io amiko! mandah an'io zah!
tsy ny kristianina reny no mino an'andriamanitra! nefa de zay sty kristianina de tonga de natambany t@ sokajy faharoa!
de ny jiosy zany ahona? ny slamo zany ahona? ataombatra @ sokajy faharoa miaraka @ mpanompy sampy ve reo?
40. niryna
(
02/04/2008 14:59)
kiadi:

mino an'Atra izy ireo ka,fa Andriamanitra izay tsy mitovy ny an'i kristiana dia i kristy no Atra resahina eto,na isika miaraka amin'i kristy na isika miaraka amin'ny Atra sarin-javatra,vatan-kazo,biby,olona,volana,kintana,masoandro,na inona izany na inona na maro ratsantanana izay nolazain'i kristy fa satana no ao ambadika,oops,tsy hino indray hianao fa satana no ao ambadika e,?
Jehovah no hivavahana dia efa nolaviny izany ary tsy ekeny ho Atra tokana fa manana Atra hafa ny olona izay ambanin'ilay Atra nahary.Raha Atra Nahary ny zavatra rehetra no efa niteny hoe tsy mahazo misy manana Atra hafa afatsy izaho irery ihay "Creator" dia maka ireo creature ho Atra indray ,izany ve tsy hafahafa be sy mifanohitra ny teny ao anaty soratra masina?.