mahita ahy mangingina ndray nga sa tsy mahita dinika

61. simplex ( 26/03/2008 11:38)

kay efa nasehon'i ika an'i sasa le kozy d tsy azo ampisehoana eto tsony le :°)

kopy ah ^:^^:^^:^

nga i papoose tsy lelah moa :?::roll:8)8)
62. kiadi ( 26/03/2008 11:40)
f'agah i harinah sipa?
de in hono mapidongy an'i ari bota ao?:-D:-D:-D
63. ari.malala ( 26/03/2008 11:58)
sasa, kiss ndry

Hay marina mou za tokou efa naita an'ika in1 (tadidin'ika v le tao @ EPP Ampefilou tam le fivorian'ny namana?) d le sary ao io zany vevavy e=))=))=))=))bjr mme ika e! sa mlle mou?=))=))=))
64. tess ( 26/03/2008 12:12)
mmmhh:

zay vô nipoitra le aktera, fa tsy t@ le film tokony hidirany izy no niditra fa nanao titre vaovao; nefa nandrasana elabe tary!!!:-D
entré vedette,
de tady ho i ika ndray no hataony aktera prinsipal:-D:-D

:-D:-D:-D:-D


65. tess ( 26/03/2008 12:14)
papoose: :-D:-D:-D tiko ho hita mitsy ndry ty hoe manao ahoana ary:-D:-D

sasa: kiss kiss ndry elaela an!:-*
66. mmmhh ( 26/03/2008 12:15)
zà loa mbola tsy nahita an'i ika mivantana fa rah ika no sipa de laavaaaaaa beuuuuuuuuh sady misy sipa lava be koa zany, sady mahay mi-dunk be, :-D:-D:-D:-D
67. Papoose ( 26/03/2008 12:32)
tess, f'aokory?:-D:-D:-D

simpl, raha lhl no mampandrimpandry saina ny mpanara-baovao de tsy kwa, mande foana io:D le status eto anie afaka ovaina fa le rafi-batana sarotsarotsa ihany!!
ny "h" afaka ovaina "k"eto, fa rehefa hita mivantana, ny bota de bota ihany, ny mahita koa de mahia ihany:D

ika, raha otsizao aky no hiafaranjy de aleo ihany mijanona @zao njy ka, njy lhl ihany no ankafizan'ny club de mpankafy anjy

http://www.madanight.com/photos/photo-38951.html
68. Papoose ( 26/03/2008 12:36)
http://www.madanight.com/photos/photo-38952.html

le otsin'ny gant e!
=))=))=))=))=))=))
69. Papoose ( 26/03/2008 12:38)
ika. de ho lasa otsity ko v njy?

http://www.madanight.com/photos/photo-38960.html
:-D:-D aoka aky marina an!
70. tess ( 26/03/2008 12:45)
:-D:-D:-D:-D:-D PAPOOSE ny maha andry andry mitsy no tiko ho hita mivatana e! vao maika nampiditra sarinlay PD ireo ka tena tapaka ny tsinaiko:-D:-D:-D:-D lay manao talon milingilingy mibatabata, ntsonanie! sao de otran'io aza ikaretsaka ndraindray:{:{:{:{:?:-D:-D:-D

71. kiadi ( 26/03/2008 12:53)
mafatifaty be paoose zany an!:-D:-D:-D
72. Papoose ( 26/03/2008 12:55)
gravy b ihany le lazain'ny ol fa lhl eto dia le tsy maintsy hamoaka zava-dehilahy zany rehefa hifankahita @ namana mivantana!:-D:-D tsy maintsy hanitrika kilalao plastika ampaosy ihany:-D fa tsy ho tobil kely kosa anefa aloha:-P

za rehefa mivantana otsizao ihany, fa tsy be resaka fotriny raha vao ol somary coincE no iresahana!
73. xxx ( 26/03/2008 13:13)
Edrey varina mijery film doly ny marivolsalosana ato=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
74. mmmhh ( 26/03/2008 13:43)
xxx:
Edrey varina mijery film doly ny marivolsalosana ato=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))

De inn moa zany fa miara-mijery koa, sa enao aktera moa? :-D:-D
75. xxx ( 26/03/2008 14:16)
harinah:

lazaiko eto fa tsy karinah velively aho ary aza manendrinkendrika rehefa tsy mahalala ry fiffi an!
efa hoe harinah zany ve ho karinah eh! sa efa tsy mahita lazaina tsony , raha zany no hiadina eto de lasa adala eo sady internet ne ty eh! samy manao ze tiany ka raha tsy mahazaka miala eh! zany ny fiainana an-tanay na ataonareo aeto daholo ary ny momba ahy tsy blem io , ataovy eh!






lasa aiza no tsy hita sa lasa nanondrana any hoany ndray:{:{:{:{:{ eo ampanomanana teti-dratsy:cry:
76. diamondra27 ( 26/03/2008 15:12)
harinah : ary toa tsy nanopa, siora ve fa enao io?
otrany hafahafa mamaky le harinah2008 fa tsy harinah taloha

kay mbola velona tao foana ndriko

ianao wa efa koboko

77. harinah ( 26/03/2008 15:55)
inona no tadiavain-tena ry diamondra an! rehefa tsy mahita atao mandehana any eh!
avy taiza ndray zao tena io ?
78. harinah ( 26/03/2008 15:56)
ry diamonadra io ve zao mbola diamondra sa efa ara-resina
79. xxx ( 26/03/2008 16:02)
=))=))=))=))=))io ny anareo fa manomboka mi jouer film....

aiza le nems sy vandro e!:-D:-D:-D:-D
80. ikaretsaka ( 26/03/2008 16:19)
sasa, ari, yonika, tess, papoose> ahako agny mbo zheeeendana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0524