Manirery aty antany lavitra
61. comptezo
(
06/04/2008 12:32)
Rahery>!!
Ok zany rahery ah! Aleo m'lay ihany .Tsy asina bleme fa manjary tsy mety!
Raha te hahalala ny vodiko (satria ela mivazizotra te hahalala) de io @ farany à drte io rangah ah!Mazotoa mijery eh!De mirary so!
Ok d aleo ilamina eh!

62. Papoose
(
06/04/2008 18:44)
kiadi: ka sao de mifamadika @ boky famakin'i dada isan-kalina no entina vakina aty amiko koooo!!! :-D :-D :-D
63. andryrabe
(
06/04/2008 21:14)
vodisobika aza manantandrify e, maika va fa vodiolona tahakan'ireo. :-D :-D
64. kiadi
(
07/04/2008 07:15)
Papoose:
kiadi: ka sao de mifamadika @ boky famakin'i dada isan-kalina no entina vakina aty amiko koooo!!! :-D :-D :-D
miteniteny fôna ty zaza ty! baiboly no famakiko isak'alina ary baiboly no ho entiko ho vakina aminao!!
:-D :-D :-D :-D
65. milih
(
07/04/2008 07:55)
:-D :-D :-D :-D
san976 a, za ko efa ato ra mila namana enao.efa teo aho mantsy no niala.manorata manokana fa ato otran fety b fonafona tsy ifandrenesana. :-D :wink:
san976 a, za ko efa ato ra mila namana enao.efa teo aho mantsy no niala.manorata manokana fa ato otran fety b fonafona tsy ifandrenesana. :-D :wink:
66. ainaheri
(
07/04/2008 10:40)
comptezo:
Rahery>!!
Ok zany rahery ah! Aleo m\'lay ihany .Tsy asina bleme fa manjary tsy mety!
Raha te hahalala ny vodiko (satria ela mivazizotra te hahalala) de io @ farany à drte io rangah ah!Mazotoa mijery eh!De mirary so!
Ok d aleo ilamina eh!
Tsisy maka laginy lesy eto aa,fa elà namoka vody @ resaka otr\'tony fotsiny no somary nahazendana..........D ampitaiko any lesy zany le vodin\'elà fa io @ farany à droite io zany aa :-D :-D :-D
67. Papoose
(
07/04/2008 11:52)
dada koooo!! le boky feno kisarisary famakinao iny koa mody lazaina fa baiboly! haiko anie ny manavaka ny baiboly sy ireny boky reny na zaza aza za e! ny baiboly zao de efa tsy misy an le kisarisary eo ivelany :°)
mitady hametsy zazakely ty enao ty an!
mitady hametsy zazakely ty enao ty an!
68. kiadi
(
07/04/2008 20:22)
papoo> ka efa oe filazantsara misy kisarisary in fa njy mintsy no efa ratsy fijery! tsy alefako any @mamanjy tsony njy fa mapaditsa anjy any
69. Papoose
(
07/04/2008 21:13)
taiza ko no nisy an'zany filazantsara misy kisarisary!! tssss doye e dadaa eee!! sasy any @ maman tsy misy sarisary zany fa tena izy mints!! :-D
70. kiadi
(
08/04/2008 07:55)
ka filazantsara misy sarisary in wa fa papoo tsy mijery tsara akory! ataoko ny aza sary xx nefa neny ao! :-D :-D
71. todisoa2
(
09/04/2008 14:07)
San976:
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D
:oops: :lol: :lol: :lol: :lol: :oops: :oops: :lol: :lol: :lol: . Zany ka tanora. re aho aloha d aleko mody.
72. Papoose
(
10/04/2008 02:17)
dada kooouuuuu ndana aza ataovinareo sy neny le ao @ kisarisary hoe jeren'i le zaza! :-D