Manirery aty antany lavitra

41. kiadi ( 02/04/2008 22:35)
humm aleo tonga de velariko ny biznako fa misy film milay be ato!dieny mbola tsy ita'i ika aloha de hararôtiko fa refa eo i ika d tsy madeh ny bizinako fa lasa any @ galcholet doly ny pokona!! :-D :-D :-D :-D
i papooze tsy mazo makato fa misy sary sy teny ratsy tsy mety aminao ato
42. ainaheri ( 03/04/2008 06:10)
kiadi>inn ny amidi'là @ zao alou e ,sitiringy omena an'i comptezo mitono vody io :-D :-D :-D
43. kiadi ( 03/04/2008 11:11)
nem misy salade lesy an! de sambos ko! :-D :-D :-D
44. ainaheri ( 03/04/2008 11:25)
d ataon'elà be sakay v le nem?,haha humm maty eto tsika zama a
45. kiadi ( 03/04/2008 13:49)
ny sakay lesy omeko goblet kely elah de elah ihany no manositra azy ao an!! fa tanjemo fa masika an! ary aleo tairina aingana ty bizinako ty fa hitan'i ikaretsaka eo ka ampidiran'ilery glaceolait :-D :-D :-D
46. ainaheri ( 03/04/2008 14:19)
d henan'inn no ataon'elà ao anatiny klé,sô d volavo :-D :-D :-D voan'ny pesta eto tsika mianakavy hahaha
47. kiadi ( 03/04/2008 16:14)
ao fa misy spa zay eto akaikiko eto fa tonga de hipeka alika maromaro zah de in no ataontsika eh!
48. ainaheri ( 03/04/2008 18:06)
so hifanaikitra trano ray ato tsika ra izany klé :-D :-D :-D ...Io aza tsy mbola misy kozy firy efa mamoka fitombenana ny sasany kou,ndrindra fa ihinana alika hahaha Anao sonou ndray zany klé :-D :-D :-D
49. kiadi ( 03/04/2008 18:07)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D ! ka alika matavy ange zany ry tsamy eh!
50. ainaheri ( 03/04/2008 18:11)
le alika mivilam-body reny kou lety matsiro aa :-D :-D :-D
51. kiadi ( 03/04/2008 18:39)
:-D :-D :-D :-D :-D
52. ainaheri ( 03/04/2008 18:59)
sady ireny tô tsy vakin'ny spa lou akory an,avelany mirenireny any reny hahaha
53. kiadi ( 03/04/2008 20:03)
tantaraiko zavatra lesy elah fa nisy fotoana tokoa wa niaraka t@ akama zay de nireviry de nanomboka dozidozy de tsy nisy tsaky tsony ! de efa saika nanana fika ratsy oe hangalatra lambo t@ zoo !! :-D :-D :-D
54. Papoose ( 04/04/2008 09:41)
za ko rireto manirery aty antany akaiky a :-P
55. kiadi ( 04/04/2008 10:40)
avy akia aty @ dada ry zaza raha manirery njy an :-D :-D :-D
56. andryrabe ( 04/04/2008 17:15)
man rery, "iraikalahy mila ompa variraraka fa izany zao no mba mahafapo azy". hi hi hi hi. misy adala misy adala misy adala....
57. kiadi ( 05/04/2008 15:01)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
58. Papoose ( 06/04/2008 01:26)
kiadi, dada a dada a!ampatorio za! :-D :-D de amakiana tantara fa tantara tsisy vody an! sao de.... eo i dada :-D
59. ainaheri ( 06/04/2008 06:20)
kiadi:

tantaraiko zavatra lesy elah fa nisy fotoana tokoa wa niaraka t@ akama zay de nireviry de nanomboka dozidozy de tsy nisy tsaky tsony ! de efa saika nanana fika ratsy oe hangalatra lambo t@ zoo !! :-D :-D :-D


Kozy v less, :-D :-D ...zay marina le revy miainga aa,refa dizidizina iny miasa be ny coco klé hihi
60. kiadi ( 06/04/2008 10:59)
Papoose:

kiadi, dada a dada a!ampatorio za! :-D :-D de amakiana tantara fa tantara tsisy vody an! sao de.... eo i dada :-D



naga de tena loham-bo.. gravy zah ty? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3526