Manirery aty antany lavitra
1. San976
(
25/03/2008 10:59)
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D
répondu par Papoose le 10/04/2008 02:17
2. ainakely
(
25/03/2008 11:36)
Manaona enao!ko ra manirery enao ko manina ra mody e!fa anga any tsisy sipa?sa le vaza mintsy notsy miady am piecen toi?ay!
Nahitsin'i hery
Nahitsin'i hery
répondu par ainakely le 25/03/2008 12:42
3. fafa75
(
25/03/2008 11:42)
Manaona enao!ko ra manirery enao ko manina ra mody e!fa anga any tsisy sipa?sa le vaza mintsy notsy miady am piecen toi?ay!afaka manopa ko zany!KNDY NDRENAO ENAO!
Fa angaha tsy misy gasy olona sahaza anao tokoa any @ misy anao?
Ho an'i ainakely indray dia: raha asain'ny olona mihinana maloto ve ianao dia mihinana tokoa:?: Mahazo dera ve @ zao?
5. XxxX
(
25/03/2008 12:35)
ainakely::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil: :arrow::arrow::arrow::arrow:
Manaona enao!ko ra manirery enao ko manina ra mody e!fa anga any tsisy sipa?sa le vaza mintsy notsy miady am piecen toi?ay!afaka manopa ko zany!KNDY NDRENAO ENAO!:twisted::twisted:
6. salopard
(
25/03/2008 12:38)
ainakeli:
afaka manopa ko zany!KNDY NDRENAO ENAO!
tony tsy fafan'i Hery satria mitovy toetsaina aminy angamba.
nefa ny teny vazaha fafana an!
7. XxxX
(
25/03/2008 12:44)
iny ko ny an'lahy rasalopard:evil::evil::evil: tena mitondra sy mety @ lahy ko ny ps-ny lahy:evil::evil::evil::evil::evil::arrow::arrow::arrow:
9. anahely
(
25/03/2008 13:22)
O ry zalà , fa nahôna lôtra no dia manao toa izao, olona mba mitady namana ve fa manirery de lasa resaka hafa, inty aho afaka mitafa aminao.
Mazotoa manoratra an
Mazotoa manoratra an
10. hira
(
25/03/2008 13:27)
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona
eny ho aho e, oul efa mampalahelo kely io dia zavatra tsisy dikany indray no mampiady anareo eo.
fa izao sa976 an misy fitenenana hoe aleo tsisy toy izay mananan ny ratsy. raha sipa manopa izany kosa ve, na dia gasy aza tsy mampatahotra an'ise?:-D:-D:-D
mahereza e, tsy maintsy misy gasy milatsaka avy any andanitra foana eo @ ilay fotoana tsy hiandrasanao azy iny mihintsy...:°)
11. ainaheri
(
25/03/2008 14:08)
aleo alou aka sisiny fa otrany misy variraraka be ao ambony ao zany klé:roll:
Raha atao ny aniany ry zalah d ataovy f'aza asina ompa kosa fa otrany tsy milay le kozy e!!! Araho tsiky kely fotsiny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
Raha atao ny aniany ry zalah d ataovy f'aza asina ompa kosa fa otrany tsy milay le kozy e!!! Araho tsiky kely fotsiny[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/18c_blue.gif[/IMG]
13. rapala
(
25/03/2008 14:43)
ainaheri::-D:-D:-D:-D, marina miintsy izany ka....aza hasina ompa izany tokoa re!:):)
14. xxx
(
25/03/2008 15:29)
Amiko san976 ihany no ainakely ary i salopard.....
natao hanokafana ny dinika hisiana ilay MANOMPA MITENY RATSY fotsiny halemelezana an'i hery ......dia iny i salopard fa mamoaka dinika hoe nahoana no tsy fafàna ny dinika manompa toa itony fa izao sy izao....."hery kifafa"
efa lasa lamaody io ato amin'ny forum.

15. penina
(
25/03/2008 15:56)
San976:
Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D
Sokafy letsy ny saina fa ny vazaha koa manja ah. Indrindra fa ilay kelikely maso ireny.
:°)
17. fasaly
(
25/03/2008 16:16)
ka i penina anie ry kelly voan'ny kely maso tany ho any e!:-D:-D:-D:-D
18. milaibe
(
25/03/2008 16:20)
Le izy ngé ra ainaheri toa tsy arak'élah tsara le film fa i cazal ihany io tsy maty voalavo an-kibo dia i lery dôly zao ps bdb mifanopo zao juste hamelezany an'i hery(na dia efa voahitsy saingy mbola hita @ citations ihany)
19. penina
(
25/03/2008 16:23)
Ka izy eo dia miandry gasy baribary maso eo. Manoatra noho ny mitady gisa gena. Tsy aleo izay misy y. Atoandro fitery ronono eo.
20. milaibe
(
25/03/2008 16:26)