Manirery aty antany lavitra

21. ainaheri ( 25/03/2008 18:34)
milaibe>>kozy ve zany?? iny ndray tsy arako lé,...le ainakely sy san enina @ fitopolo sy sivinjato alou mifanakaiky zany ny nisoratany anarana e..;fa ny existence-ny maha cazal azy no mbola tsa fantatra ,f'aleo tsy miteniteny fona.
22. xxx ( 25/03/2008 18:57)
Ny sur dia hoe: mody mampiditra dinika i san976, mody milaza izy hoe andefaso hafatra na opa aza

Mamaly i ainakely dia tonga dia mody be


Avy dia manokatra dinika i salopard any amin'ny momba ny serasera hoe: "hery be kifafa" mody manoe tsiny be hoe maninona no tsy fafàna ny dinika toy itony anefa misy teny ratsy be mihintsy ....

Aza alefa lavitra ny saina fa mifandray ireo......

Ny tanjony nagamba dia ny tsy hamafàna ny dinika amin'ny teny frantsay ampidiriny. Te hampita ny heviny amin'ny hery izy.;-)

23. xxx ( 25/03/2008 18:59)
jereo fotsiny fa tsy mpandray anjara forum mihitsy ireo ps roa voalohany.....
24. ainaheri ( 25/03/2008 20:22)
ainakely& san976;nareo mitsamy tondé[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0211.gif[/IMG]
25. milaibe ( 25/03/2008 21:27)
Reny lessy lay éléments pérturbateurs ,hitan-dry ry lerony mizotra fona ny serasera dia reo ps forona olona iray no mody mifanopa de avy lay miandry kely tohina hitatata hery kifafa sns
26. San976 ( 26/03/2008 10:22)
Miala tsiny Ra-hery ra tafiditra tao anatiny le resaka ianao !Fa iza le "cazal".Namana no tadiaviko de lazaindry lerony fa mpanakorotana.
Sambany vao niditra tato de diso fanatenana
OK faona na dia zany aza.
27. Papoose ( 26/03/2008 11:51)
San976:

Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D


vonona ny hiresaka @ zaza tsy ampy taona ve?:)
28. comptezo ( 26/03/2008 16:47)
San976:

Sao de misy azoko iresana nareo ry sipa malagasy
Manirery b za aty ,:(
Afa ihany mantsy ny gasy .
Sambatra ny kofa any antanana manana anareo.
Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
mandrapiaona:D


San Rasan ah! Itovizana io fa de mahereza eh!!!
D'efa ekena any fa zao alou no mety...
Sao maty hoazy eo ra zany no eritreretina lava...
Mahereza ranga ah!!!:(
29. San976 ( 27/03/2008 10:38)
Vonina iresaka aminy olona rehetra ka!:D
milay ry comptezo!
30. ainaheri ( 27/03/2008 14:51)
San976:

Miala tsiny Ra-hery ra tafiditra tao anatiny le resaka ianao !Fa iza le "cazal".Namana no tadiaviko de lazaindry lerony fa mpanakorotana.
Sambany vao niditra tato de diso fanatenana
OK faona na dia zany aza.


Aza be blabla eo nama aa,ny oul vô niditra tsy anao fampidirana hvtr otr'zao mitsiny..."Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
"


31. booboo ( 27/03/2008 21:36)
:roll:
32. Rasiligaoma ( 28/03/2008 04:27)
araraoty izya misy fa aza manaiky manirery izany ry akama a
33. comptezo ( 01/04/2008 18:24)
ainaheri:
"
message

Aza be blabla eo nama aa,ny oul vô niditra tsy anao fampidirana hvtr otr'zao mitsiny..."Andefaso hafatra za na de opa aza fatsy maninona
"







Aza de ratsy saina ôtran'io nareo Rahery ah!
34. ainaheri ( 02/04/2008 04:55)
Competzo>> tsy haiko lesy ze ratsy saina @ zao,zany we tsy arak'elà le fika d zay no nahatonganareo miteny an'zany...amoronan'oul ps zato amandrivony eo elà d mirediredi mamali zay adalany ao.....Ra elà kosa Compe..ra oh hikoty sipa d iteny we roray na anitsino lelo na d tsy tinao aza fa tsy manin........alefaso lavitra zama le coco aa
35. tsiafoi1 ( 02/04/2008 06:47)
O leiretsy a! Aoka handinin-tena fa tsy fanahy avy amin'Andriamanitra no mandrisika ity fitenenan-dratsy ity fa fanahin'ny :evil: :evil: :twisted: :twisted:
36. ainaheri ( 02/04/2008 10:59)
tsiafoi>> avelao izy iteniteny sy anaonao fona eo ..izy iany no tafitohina ndray andro any.!!


Comptezo>> nahita reto vody be reto less za, ka mba anontany we iza @ reo elà? :-D :-D :-D Tsy zany lesy fa pelaka zay any akamako mitady gasy hono lery ka sao mety @ elà lesy...sady nikozin'lery we na ireny tsy misasa otran'ny volavo maty erinandro reny hono aritry lery fona...mandefasa hftr amiko manokana f'aza menatra ra ok elà aa :-D :-D :-D
37. Papoose ( 02/04/2008 11:23)
ahoana tony vody misaveraka be tony e! hitan'ny zaza tsy ampy taona! :roll:
38. comptezo ( 02/04/2008 16:05)
Rahery a! Aôna mou no alalan'la anzany sa elà iany Rasan io!
Ka ra oatra zany kah marina ny azy nefa ela be wawada de aôna!
Aleo rangah supposer ho marina ny PS ny de mba manampy elà a!
Raoatra mo ka izany ...de azy ny azy. Fa manampy alou ela de kobon'la refa vy eo.
Anay kou ranga efa manana vevavy iarahana fa tsy pelaka a!
Nen'la ny côcô no ampiasao satri nen'la zany ze mandefa ôtran'io de oe ratsy iany. Ka ra sendra ny tsara zany elà de aôna!!!!!!
39. xxx ( 02/04/2008 16:10)
compté-o alohalay coco nitsana ry comptezo fa aza be olana eo ah!
izany avy ka hatao ba safary ;-)
40. ainaheri ( 02/04/2008 21:13)
comptezo>>asa less na itanareo we manal\'azy le oul mampiditra dinika na serieux... ka zay no tiko tsindrina zany e satria raha virtoaly ato samy manana ny fomba fiadiny,tsy fantatr\'elà akoriny io ps mody vaovao io na oul efa goaika antitra ato no mody gisa.....Mbola averiko iany ra serieux izy an tsy anao fanoratra otr\'reny....donc manal\'azy izy d arahana otr\'zay kou ny onjany!!

le momban\'lé we za Rasan na iza na iza ,asa na fantatr\'elà ny fomba firesako ato @ sera²...za less tsy ndé hamorona ps vao² anaovana zvtr otr\'zao aa,za tY manal\'azy sy ny tariny fa ra oh ka mila an\'zany za ny psko no ampiasaiko

D mikasika l vodibe kara gitara ouzy le hira zay ...elà no nampiseo an\'io ,d mba taitra le akamako pelaka zay nilaza lery fa mirevy gasy hono..d zay nikoziko an\'elà we iza @ izy3 reo elà klé...aza mody gisa lesy na menatra fa bitsibitsio ambadika za a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079