RNS 2K8

81. andryrabe ( 04/04/2008 14:28)
lava izy zany, saika lany teto ny fotoana maro namakiana tatitra, RaNomaSo sisa tsy latsaka.
82. tess ( 04/04/2008 14:53)
:-D fa naninona no ranomaso sisa tsy latsaka ry andry ah! :-D
83. naritsimba ( 08/04/2008 04:51)
samoana>>> nody ventiny ny rano natsakaina fa dia arahabaina izany, dia manantena ny fifankahitana mahafinaritra aty Tana indray isika eh!
naritsimba
84. vegas ( 05/05/2008 14:48)
ds> hihihi raha reny ankizy nentinareo reny kosa aloha tena tsy mahafaty antoka na ampidirina fotsiny aza aaa? lol
Tokony niteny e! Refa misy soirée manaraka de tongasoa nareo, raisina antanandroa.
Siks
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085