RNS 2K8
42. Samoana
(
26/03/2008 14:03)
bibich/tokony ndry indray no nibaby ny kitapo serasera izany
sipagasy/nangingina i Mac Do sasa-niandry anareo mianaka:wink:
ari./ paska ny andro de tonga mamangy ny zanakondry ny bichette:-D
fijo/ nalahelo ilay ravintoto mafikotra nataon'ialahy fa tsy alehany ny nahandro gasy tany e!
Ika/Tsy ampy elatra hanidinana any letsy a:cry:
tywa/sary hafa foana no ampidirina fa ndry ts'hita mihintsy an:-P
Rajo./Karakarao ny RNS espagne fa hitondranan"i zoky Tess malgachetas bdb ny zandrikeliny e:-D

44. tess
(
26/03/2008 17:34)
samoana: marina izanyç toa hilay raha any espagne ny RNS manaraka:wink: itondrako pach bdb:-D:-D:-D
fangah ry ralay sy ny kilonga tsy nandeha?:-P

45. enric
(
26/03/2008 17:47)
0 sy 3 resy :-P:°)
0 sy 1 resy, karatra mena (nanopa mpitsara), nihitsana + rava avy hatrany ny lalao...
Ny tena tsy lisitra, ry pach mpametraka (namana eto @ serasera eto ihany i pach), ny amboara tsy tonga teto barcelona akory, inona indray zany fa miandry ny RNS 2009 indray e...
Ny ekipanay tsy ho rava sady tsy ho potika, ary hoterizinay ny Archivos GBcn.
Koa manantena antsika rehetra ho tonga soa amin'ny RNS manaraka indray, ny tena mahafinaritra andry zalahy anefa de ny alina sy ny habetsahany sipa:lol:
VIVA RNS

46. ikaretsaka
(
26/03/2008 18:09)
kiiiiiii kay ve resy ry sal e.... eeee
voa 2 ohatran'ny voalavo ialahy izany ko
sady voa no lavo

47. tess
(
26/03/2008 18:11)
:-D:-D:-D:-D:-Denric: normal nareo raha resy fa vao sambany vao nandray anjara tam RNS:wink::-D:-D:-D
ary aza manopa mpitsara otran'ny madrid na barcelone tsony e!8-):-D:-D:-D:-D aiza ve de aotra be! omeko korazy ihany na izany aza e! njaso fa tsy ho tara tgv tsony zoky am eritaona de hahazo ny amboara ny ekipa:-P
Ry samoana anie mandray anjara foana refa RNS de izay no nampandresy azy e!:^)
:^):^):^) hoy enric:Koa manantena antsika rehetra ho tonga soa amin'ny RNS manaraka indray, ny tena mahafinaritra andry zalahy anefa de ny alina sy ny habetsahany sipa:^):^):^):^) itako no resy nareo fa lozana nanenjika sipa malgaches:-D:-D:-D

49. fijo
(
26/03/2008 21:11)
samoina,tena aminn'y herintaona ngamba,vao mandeha ,de hanao ravitoto matavy tsara ka.indrindra raha hangitsy toa io ny andro.
tess,tena nahatsiaro ny tany fa ,tato an trano nifanabe maso fotsiny ko;

50. tess
(
26/03/2008 21:30)
hihihih! ka iza no lanin'i vomasonao tao ry fijo????
mba ataovy anatin'izany ravitoto sy henaa matavy izany aho an! sao mihinandrery eo ndray:?

51. ratonga
(
26/03/2008 21:52)
tess:
mba ataovy anatin'izany ravitoto sy henaa matavy izany aho an!
:-D:-D zah ko letsy ry fijo mba té ihinana zany ravitoto sy tess zany klé:miam::miam::-D
52. tess
(
27/03/2008 06:00)
8O8O
enao wa ratonga tara melky fa aza mamorona laoka tsy misy eo!:-D:-D

53. tywa68
(
27/03/2008 06:06)
fijo : zany ihany no nandehananay koa (tsy hinabemaso an-trano) :-D:-D
Fa efa fantatra aloha hoe hitondra sakafo tsara nahandro fa ilay tary tena tssssss (sady lafo).
tess : tena natahotra ihany nankany fa tody ihany e :lol:
samoana : zah naka sary ny mpilalao e :wink:

55. tess
(
27/03/2008 06:20)
tywa: de nareo zany nitondra sakafo avy any antrano?????de naharitra 3 jours ve?????
lay kay ao kosa aloha mody hoe sakafo gasy fa toa vazà no mitantana ny toko telo:roll:
Tsara refa tody aky ry tywa! sady mafinaritra anie lay mibolisadisatra ny la neige e!:-D
rasiligaoma: ianao koa mba te haninona????:-D

57. ari.malala
(
27/03/2008 07:06)
ilazao za refa misy hoaty fa itotoako any any ambanivohitra mints nareo, tena marina io an;)
58. ftma
(
27/03/2008 09:00)
Misaotra t@ tatitra dia arabaina izany samoina sy ... nahazo amboara e
Ny ekipan'ny basquet-nay avy aty Nice hono mba nilalao tsara ihany nefa sendra mahay noho izy, @ manaraka manao misimisy e
ary rajoelina nga tsy naka sary?
fijo: mba hantsoiko za @ izany ravitoto matavy izany :lol:
tess: de mba ho tsara ve ravototo afangaro @njy izany :-D

60. Ralay
(
27/03/2008 16:00)
bichette> Aiza re izany e zah indray ve no anotanianao an'izany sao de mba nahita ahy kosa aza de mody fanina :P