RNS 2K8
21. fasaly
(
25/03/2008 16:04)
ka nanao aon izy tao ry rajou an!:wink::-D:-D:-D mbola dorodroka ve e!:-D:-D:-D makà aina kalou fa tena tsy hita popoka mitsy zandry zany hono tany sa difotry ny neige ny kianja fanaovana bôl!;-)
23. Samoana
(
25/03/2008 16:28)
Melsi e!
tess/i fasaly no efa hita(ny) angamba fa tsy tess:-D
Ralay/Gôdraka fa @ 1 maraina foana vao vita kle! Gadra tao @ boulodrome tao mihintsy.I Melky no mba namangy anay tao:-D
tess/i fasaly no efa hita(ny) angamba fa tsy tess:-D
Ralay/Gôdraka fa @ 1 maraina foana vao vita kle! Gadra tao @ boulodrome tao mihintsy.I Melky no mba namangy anay tao:-D
24. fasaly
(
25/03/2008 16:36)
samoana::-D:-D:-D:-D:-$, izay taokotrany, i kala tess kou nge misolatsolana petsam-bava tssss:-D:-D:-D
ié itako mitsy iny pub be ny melky iny! aiza i ratonga amzany fa nedala tia amourezy am melky mitsy:-D:-D:-D:-D
ié itako mitsy iny pub be ny melky iny! aiza i ratonga amzany fa nedala tia amourezy am melky mitsy:-D:-D:-D:-D
25. ikaretsaka
(
25/03/2008 16:37)
samoina.. arahabaina letsy e... ialahy mianaka hoa mila miondrana kely aty aminay aty:wink:
26. sipagasy
(
25/03/2008 17:55)
arahabaina izany aloha ry 'samoina mianaka' t@ amboara e!!!
misimisia @ izay ny sary tonga e!!!!, efa tsindrian-daona izahay e!!!
misimisia @ izay ny sary tonga e!!!!, efa tsindrian-daona izahay e!!!
27. tess
(
25/03/2008 18:08)
niatona kely ny sary izao ry sipagasy fa mbola vizana ny mpande RNS supsens:-D:-D
28. tess
(
25/03/2008 18:12)
hafa kely kosa aloha tamity ny RNS ravaky ny neige! faly aby zay ny kilonga madinika
30. fijo
(
25/03/2008 21:12)
taty koa anie ra samoina ka nilatsaka ilay neige e.de tato an trano no nikaly fa hoaiza eto moa.arahabaina letsy izany nareo mirahalahy an.tena tsy zanaka intsony lery raha vatana kle
31. rajoelina
(
25/03/2008 21:23)
zoky::lol::lol:... tao ny alina sy ny fitadiavana malgachetas no tena nilay angamba, ry pachinot moa mandefa hafatra efa tamin'ny 18-03-08 de hoe mijery basket ao amin'ny CLICHY miaraka amin'ny zokiny, asa ra nametraka anah izany na tena marina fa zah koa tsy mirevy basket rateo.. Zao koa e, manja ny malagasitas na dia izany aza :-D:-D
makà aina kalou fa tena tsy hita popoka mitsy zandry zany hono tany sa difotry ny neige ny kianja fanaovana bôl!
Ary ho enga anie mba ho tonga soa sy tsara fanantenana izahay amin'ny RNS 2009.
;-)
32. tess
(
25/03/2008 21:36)
ka nandresy ve klou toi sa tsy nanao kitra akory e!:-D:-D:-D tondé pach no resaka.....tssssss!:^)
ka tena hitako afa po mitsy zany zandrikely raha izany ! tsara ny malgaches ka! indrindra fa ny sipa:-P:-D:-D:-D:-D
ka tena hitako afa po mitsy zany zandrikely raha izany ! tsara ny malgaches ka! indrindra fa ny sipa:-P:-D:-D:-D:-D
33. tess
(
25/03/2008 21:40)
ieka ah! RNS 2009 prezante:-P kou zà tara tgv kou zandry ngah aona?????:?
tywa: merci tam tof fa otran'ny tsy misy olona mipetraka mitsy ery am face sy à droite sa moa ireny seza maitso mavo ireny ilay tsy azo ipetrahana?????:wink:
tywa: merci tam tof fa otran'ny tsy misy olona mipetraka mitsy ery am face sy à droite sa moa ireny seza maitso mavo ireny ilay tsy azo ipetrahana?????:wink:
34. tess
(
25/03/2008 21:42)
fijo an! tsy natsiarotsiaro ny teo amorondrano ve tamin'izany nikaly nirotsaka neige izany e! zà tena nahatsiaro mitsy:wink:
35. ikaretsaka
(
26/03/2008 01:46)
nisy lasa petra-bitron'i pachinot tany le!:-D
sakomanga hanina fa aza manody ny gavomanta le
sakomanga hanina fa aza manody ny gavomanta le
36. tywa68
(
26/03/2008 08:45)
Tess : tsy feno anie ny gymnase satria natahotra andro ratsy dhl d be ny nody aloha tsy niandry h@ farany zany e !
Na ny kely aza nanana terrain nilalaovana : soa fa anaty trano fa tena nangatsiaka be !
[URL=http://img406.imageshack.us/my.php?image=saryrns2008025vj1.jpg][IMG]http://img406.imageshack.us/img406/2748/saryrns2008025vj1.th.jpg[/IMG][/URL]

37. tywa68
(
26/03/2008 08:52)
Ireto zany ny tanora mana-talenta t@ famaranana :
[URL=http://img149.imageshack.us/my.php?image=saryrns2008016it0.jpg][IMG]http://img149.imageshack.us/img149/3653/saryrns2008016it0.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img174.imageshack.us/my.php?image=saryrns2008017wy0.jpg][IMG]http://img174.imageshack.us/img174/3134/saryrns2008017wy0.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img174.imageshack.us/my.php?image=saryrns2008015ko9.jpg][IMG]http://img174.imageshack.us/img174/1073/saryrns2008015ko9.th.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://img508.imageshack.us/my.php?image=saryrns2008014kn6.jpg][IMG]http://img508.imageshack.us/img508/6531/saryrns2008014kn6.th.jpg[/IMG][/URL]
Vita tompoko :lol:

38. tess
(
26/03/2008 12:21)
msotsa tam sary sy tatitra e! tywa!:wink::-*:-*
ny lalana nankany ve tsy nalama aky..?????
tena tsy nampoizina aloha iny andro iny e!
ny lalana nankany ve tsy nalama aky..?????
tena tsy nampoizina aloha iny andro iny e!
39. bichette
(
26/03/2008 12:26)
nahafinaritra ny tany. Efa nilaza mialoha ny meteo fa hangirifiry ny hatsiaka sy hisy lanezy dia efa niomana ny amin'izany. Nahafinaritra. mahita ireo namana taloha mihalehibe sy efa mananjanaka. manja be ny final baskety. fari-peo mitsy za nikikika mafy :lol: