RNS 2K8
61. fijo
(
27/03/2008 22:42)
misy mody fanina kay tao an????hummmmm
tess ,io ravitoto io tsy ankiandry tsy tonga izany ka,i samoina no akaiky eo,de lery aloha tratra foana ,fa izay ao ambadika tsa hay e.
izahay mitondra kaly foana rehefa mankany ka.fa manao laoka de manao tonotono,fa le tonotono aza mbola ry zalahy avy any paris no mandany azy shefa hody ko.

62. ratonga
(
28/03/2008 01:14)
tess:
8O8O
enao wa ratonga tara melky fa aza mamorona laoka tsy misy eo!:-D:-D
tess: :-D :-D ko io droky mangataka mba atao anatin'izany ravitoto sy henaa matavy io ko inn dray ary :lol:
fanga tany ko ry tony i melky :roll: takizay ko ah zany nandé ihany klé :? :( :evil:
64. ikaretsaka
(
28/03/2008 02:02)
ari.malala:
ilazao za refa misy hoaty fa itotoako any any ambanivohitra mints nareo, tena marina io an;)
tandremo avao ary.. fa iaho itoy tsy mihina kisoa a
65. tess
(
28/03/2008 06:24)
ratonga: fa we tany i melky fa tara ndray enao, jereo ny sarin'i aino arokatra :°) kou zà tia ravitoto sy hena matavy kou! :-D
fijo: ka nareo anie akaiky afaka mitondra sakafo e!
eritrereto an'i izaho avy aty hitondra sakafo mifono be dia rehefa tonga ao am gare de lyon ao mifandrobaka place sy train be ny oul otran'ilay mandeha tany bira taloha, dia ho voadonan'ny oul eo ity ssakafo fonosana kely entina any vichy, vô zay vao hitapatitaka eo dool ny fonosana, irokatra ny karaoty irokatra ny ptipois irokatra ny voanjobory irokatra ny tsaramaso :-D
de aleo miafy amzay misy any fa ny tsy tiko vazà no mi servir de tsy hainy hoe ny vary no hatao betsaka noho ny laoko, aleoko ny ahy ny vary no betsaka toy izay ny laoka no kely :-D :-D :-D
raha vao somary hataony kely ny vary de mahakizitina be mahitsy :-D

66. ratonga
(
28/03/2008 08:37)
cutie:
:-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w :-w
mis tsy mahay teny gâââche dray ato :-D :-D :-D
67. ratonga
(
28/03/2008 08:45)
ari.malala:
ilazao za refa misy hoaty fa itotoako any any ambanivohitra mints nareo, tena marina io an;)
ho any fa tandremo sô mandiso fanatenana ary!:lol: :lol:
74. tywa68
(
29/03/2008 20:07)
tess:
tywa: de nareo zany nitondra sakafo avy any antrano?????de naharitra 3 jours ve?????
lay kay ao kosa aloha mody hoe sakafo gasy fa toa vazà no mitantana ny toko telo:roll:
Tsara refa tody aky ry tywa! sady mafinaritra anie lay mibolisadisatra ny la neige e!:-D
rasiligaoma: ianao koa mba te haninona????:-D
Tsy nitondra sakafo zahay ka ! tai-kanina sy goûters ary jus ho an'ny ankizy ihany ! fa @ manarak aloh d tena hitondra laoka gasy sy vary mihitsy e (tena tsy lasa anie ny tany sady lafo e).
@ herintaona zany e :lol:
75. sipagasy
(
30/03/2008 08:08)
mmhh tess , hitanao io lien io ambony io?? dia jereo any @ farany any e!!! misy zolie 2 ao e!!!!
78. ari.malala
(
31/03/2008 11:32)
refa milaza amko melou d afaka maka ah e! :) ra am fotoana isiany kou nefa an:-P
79. labomba
(
31/03/2008 15:27)
Salut ra-ds a!
Mahagaga fa tadidinareo foana zahay na ao anatin'ny besinimaro sady na ao amin'ny maizina aza an.
Misaotra tsy niafahafa e.
Mahagaga fa tadidinareo foana zahay na ao anatin'ny besinimaro sady na ao amin'ny maizina aza an.
Misaotra tsy niafahafa e.
80. ds
(
31/03/2008 21:54)
Oay :-) Ialahy irery no kofa tazako tany.
Ka ny STAR tsikaritra ao anatin'ny maro foana e. Ny ankizy no nalahelo fa tsy tafa tany aminareo, tsy nahazo bileta :-(
Ka ny STAR tsikaritra ao anatin'ny maro foana e. Ny ankizy no nalahelo fa tsy tafa tany aminareo, tsy nahazo bileta :-(