paska sy ny fibebahana
1. todisoa2
(
21/03/2008 12:51)
"Nahafoy ny aiko Aho,
hanavotako anao....."
Hira FFPM
Efa nisy namana sera iray nandefasako io tonon-kira io. D zaraiko @ namana kou le iz.
Aoka isika handinin-tena tsara @zao Paska izao. Hibebaka sy hifona ombam-pinoana sy fanantenana @zao Paska izao. Izy maty hoantsika satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza. Sarobidy anoloany (Atra Ray) anefa isika ary dia foiny hoantsika ny Zanany Lahitokana. Tsy misy fitiavana lehibe mihoatra noho izany!!!!
"Nahafoy ny aiko Aho
Hanavotako Anao
...........
K'asa izay afoinao re
Mba hoAhy Tomponao?"

novalian'i ikaretsaka ny 28/03/2008 23:03
2. rakaroka
(
21/03/2008 12:55)
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza.
8O:roll::?:8O8O:{:{:^):^):oops::oops::oops:
3. hira
(
21/03/2008 13:00)
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza
hainareo ve ilay hiran'ny zazakely katô hoe:
"vitsika kely anie zahay tompo ô, tompo ô
vitsika kely anie zahay tompo ô..."
:-D tena marina io fa zà tsy mamorona an! io no tonga ao andohako
4. rakaroka
(
21/03/2008 13:06)
hira:
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza
hainareo ve ilay hiran'ny zazakely katô hoe:
"vitsika kely anie zahay tompo ô, tompo ô
vitsika kely anie zahay tompo ô..."
:-D tena marina io fa zà tsy mamorona an! io no tonga ao andohako
Ny vitsika anie mbola hisintonana lesona eo @ fiainana. Ohatra "jereo ny vitsika mavitribitrika,
miasa, mifanampy,sns... misy ilana azy izany:-P:-D
5. hira
(
21/03/2008 13:12)
ka na mavitribitrika aza refa alaina @ tanana dia mipenopenona miazakazaka atsy sy eroa, dia vao pendena dia gly:-D:-D:-D
zà t@ maternelle no nianatra an'io hira io, dia rehefa hariva aho dia milalao vitsika dia faly ery aho hoe lasa andriamanitry ny vitsika. sadique ny zazakely an=))

6. ari.malala
(
21/03/2008 14:07)
hira; :-D:-D:-D
de aveo ndray
tsy mifanohitra ve izany lazainao izany? misy ilàn'ny Tompo antsika foana matoa isika noforoniny, ary io mahasarobidy antsika io dia marina tokoa! hoy Izy "Tu as du prix à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi et je t'aime"
todisoa2:
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza.
de aveo ndray
todisoa2:
Sarobidy anoloany (Atra Ray) anefa isika

7. prime
(
21/03/2008 14:10)
todisoa2> Voninahitra ho an'Andriamanitra noho izany hafatra lehibe entinao izany...=D
Raha mbola misy ny fotoana ahafahana manatona an'Andriamanitra dia tsara raha araraotina izany... hoy indrindra mantsy Izy izay :
« Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony. » (Jaona 6:35)

8. prime
(
21/03/2008 14:15)
todisoa2> Voninahitra ho an'Andriamanitra noho izany hafatra lehibe entinao izany...=D
Raha mbola misy ny fotoana ahafahana manatona an'Andriamanitra dia tsara raha araraotina izany... hoy indrindra mantsy Izy izay :
"Izaho (Jesosy) no mofon'aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony." Jaona 6:35
"Izay rehetra omen'ny Raiko Ahy no hanatona Ahy; ary izay manatona Ahy dia tsy mba holaviko mihitsy." Jaona 6:37

9. niryna
(
21/03/2008 15:48)
todisoa2::-*
"Nahafoy ny aiko Aho,
hanavotako anao....."
Hira FFPM
Efa nisy namana sera iray nandefasako io tonon-kira io. D zaraiko @ namana kou le iz.
Aoka isika handinin-tena tsara @zao Paska izao. Hibebaka sy hifona ombam-pinoana sy fanantenana @zao Paska izao. Izy maty hoantsika satria mpanota tsy mendrika isika.
ary hampiantra izany amin'ny fiainana,ho tia namana,hanana fitiavana,hanova ny toetra ratsy rehetra ary hihazona izay tsara,hianatra ny tenin'Atra mba ampinga hiarovana ny fahavalo ,sa ahoana,
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza.ny tian'i tody ho tenenina dia hoe raha ny sitrapontsika dia aleo manaraka izao fiainan'izao tontolo izao fa sarotra ny mamehy tena hanaraka an'ilay kristy velona,ary tsy isika no nifidy Azy fa Izy no nifidy antsika noho ilay fitiavany,koa tsy aleo ve hifankatia e, sa tsy izany ry tody?
Sarobidy anoloany (Atra Ray) anefa isika ary dia foiny hoantsika ny Zanany Lahitokana. Tsy misy fitiavana lehibe mihoatra noho izany!!!!^:^^:^ diniho foana ny fahasoavana nomeny antsika,ary misaora Azy fa mbola nomeny andro hivelomana.Fenoy ny herin'ny fanahy masina ny fiainantsika,ahoana izany? ny fandihana ny tenin'Atra andro aman'alina,ny mivavaka ny hafa fa tsy ny tenantsika ihany,ary ny mizara izay fahasoavana nomeny antsika,tsy ho voatery ho vola fa ny talenta.
"Nahafoy ny aiko Aho
Hanavotako Anao
...........
K'asa izay afoinao re
Mba hoAhy Tomponao?"
10. rakaroka
(
21/03/2008 16:37)
[quote=hira]
ka na mavitribitrika aza refa alaina @ tanana dia mipenopenona miazakazaka atsy sy eroa, dia vao pendena dia gly:-D:-D:-D
Ny mampanahy @ concept fihevitra. 'Zary "limité" be eo @ exploit de la vie. ary marina fa ny zavatra rehetra no efa nomena hanjakan'ny olona amin'ny fomba ataoko hoe mihaza fa tsy ho fanjakazakana "Fahatany" sanatria! Maro ny manampahaizana nanovo exploit t@ fandinihina ny aspectn-javatra madinika indrindra aza, ary nentin-nanasoa antsika izany, ilay "considération" an'ilay zavatra no nitondra soa hoenti-manasitrana.
Izany tsy hoe mivavaka fa "mihevitra". Donk tsy fanakifika izany amiko. Sinon si tokony natao naampy ny vavaka t@ Atra na i Jesoa fotsiny ihany.
Ny mahavariana ahy indray dia ilay dessin animé tantaram-bitsika hoe: "FourmiZ":-D:-D:-D anefa tian'ny zanako BBbe izy io.Bien que ratsy bika sy tarehy amiko ilay vitsika:-D:-D:-D.

zà t@ maternelle no nianatra an'io hira io, dia rehefa hariva aho dia milalao vitsika dia faly ery aho hoe lasa andriamanitry ny vitsika. sadique ny zazakely an
Ny mahavariana ahy indray dia ilay dessin animé tantaram-bitsika hoe: "FourmiZ":-D:-D:-D anefa tian'ny zanako BBbe izy io.Bien que ratsy bika sy tarehy amiko ilay vitsika:-D:-D:-D.
11. rijadolly
(
21/03/2008 16:52)
Misaotra an'Todisoa, Miasaotra an'Hira,Misaotra an'Prime,Misaotra an'Niryna :-*:-*:-*:-*nampantsiahy sy namelom-belona kokoa ny efa tato anaty dia ny fahatsiarovana Ilay Mpamonjy antsika,satria isika izay very tanteraka tahaka ny tsinotsinona noho ny ota tsika dia naniraka Ny Zanany izy hamonjy ny asan'TanaNy izay mitovy Endrika amin'Izireo.
Misaotra an'rakaroka,Misaotra an'ari.malala nanokatra ny ady hevitra.(l)(l)

12. fijo
(
21/03/2008 20:54)
"satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza"
io fomba fisainana io no tena lesoka be aminareo mpino.

14. fijo
(
21/03/2008 21:19)
izay ahay ngamba.fa raha isanandro izao.
mpanompo isika,tsy mendrika isika.de hiandry ravina sisa

15. rakaroka
(
21/03/2008 21:26)
fijo:
"satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza"
io fomba fisainana io no tena lesoka be aminareo mpino.
^:^^:^^:^ Oui satria raha tsy nisy nilana azy anefa nohariany :roll:8O:?:ary Izy nahary koa tsy dia hoe nanao foana.8O
Rahateo raha zavaboahary tsotra aza ahitana ny "utilité" mainka fa olona nomena tombo saina amam-panahy sy fiheverana no hanao zinona izany na noho lay Nahary izany ihany aza?:roll::?::oops::oops:8O8O...
17. rakaroka
(
21/03/2008 21:43)
fijo:
izay mantsy.misy hilana anao fa tsy hoe vendrana foan aizany.
D'autant plus anie na dia ny baiboly ihany aza no dinihina fa tsy handeha lavitra akory. Taoko ny olona
no zava-boahary ambony indrindra tamin'Atra, dia raha izany ve no niheveran'Atra sy nokatsahiny dia 'ndeha hijotso ho tahaka ny tsy misy akory fa satria hoe "andevon'ny ota8O:roll::?: On dirais que hoe ilay "ota" indray no lasa andriamanitra hileferana fa tsy ilay Nahary araka ny Baiboly akory:roll:8O:oops::oops::?.
18. ikaretsaka
(
22/03/2008 02:54)
pissoa:
Misy hira izay kao misy hoe :
Misy ilan'ny Tompo antsika
Ka hilazao izy eeee !
:-D:-D:-D
:wink:
19. todisoa2
(
22/03/2008 12:29)
ari.malala:
hira; :-D:-D:-D
todisoa2:
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza.
de aveo ndray
todisoa2:
Sarobidy anoloany (Atra Ray) anefa isika
tsy mifanohitra ve izany lazainao izany? misy ilàn'ny Tompo antsika foana matoa isika noforoniny, ary io mahasarobidy antsika io dia marina tokoa! hoy Izy "Tu as du prix à mes yeux, tu comptes beaucoup pour moi et je t'aime"
todisoa2:eo @ ankapobeny (du point de vue générale)
Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza.
20. rakaroka
(
22/03/2008 14:39)
Fa ahoana loatra aza izany mise-sentir tsy misy ilana azy izany ; koa hisy dikany intsony ve ny fiainana raha izany? Ny kary no nolazaina fa nanaonao foana Andriamanitra namorona azy . Dia raha izao fisaina izao dia ho doublement nanaonao foana izany Izy namorona "anareo"?