paska sy ny fibebahana

41. fijo ( 25/03/2008 22:20)
nareo mpino wa aza manaiky izany ohe "diso lava sy mpanota sy tsy misy hilana anareo izany."

ataovy hoe "mba solafaka kely ianareo fa tsy hoe diso be sy sns.
42. todisoa2 ( 26/03/2008 08:50)
majesty:

Todisoa2:tsy rehefa paska ihany vao tokony handini-tena fa isan'andro isan'andro:D:D:D



Marina izay. N mampalaeol nf dia fety foana ny ertrertrn oln ra vo Paska ny ao an-tsaina......Aiza ny fonds théologique n'ny Paska e????????
43. Rasiligaoma ( 27/03/2008 05:31)
fijo:

nareo mpino wa aza manaiky izany ohe "diso lava sy mpanota sy tsy misy hilana anareo izany."

ataovy hoe "mba solafaka kely ianareo fa tsy hoe diso be sy sns.



marina tokoa.
saingy tsy nampoiziko hoe avy amin'olona toa an'i fijo no hivoahan'izany reflexion izany
44. fijo ( 28/03/2008 22:55)
fa ahoana,i fijo ngaha tsy hafaka mamoaka hevitra toa izany?
45. ikaretsaka ( 28/03/2008 23:03)
afaka ka .... fa za koa tsy nanampo hoe ho avy any @ la izany no hivoaka fa avy amin'ireny bebolistra be ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0618