paska sy ny fibebahana

21. pissoa ( 22/03/2008 18:39)
:-D:-D:-D
22. ikaretsaka ( 22/03/2008 21:18)
ahako any mba zheeendana!


fijo:
"satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza"


ko tsy voa be marina izany andriamanitra nahary zavatra tsy ilaina??

23. rijadolly ( 23/03/2008 08:56)
Ny zavatra maha zendana ahy an!dia ny tsy fahafantaran'indrindra ny olona miseho azy ho Kristianina hoe:Tsy ilaiNy isika satria nanota tamin'Andriamanitra.Dia heveritsika ve fa rehefa tonga ilay andro iray dia hiaraka hitohetra amin'mpanota tsy niaiky ny hadisoany Andriamanitra.
Fijo:
"satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza"
Tena marina mihitsy io voalazan'Fijo io.Paska ho antsika ny fahafatesan'Ilay Mpamonjy. Hiverina aho mba hody ao amin'tranon-dRaiko ka hiaky ny hadisoako rehetra,ary hanaiky ho sasan'RàNy dia Ilay nanolotra ny ainy hamonjy ahy.Satria fantatro fa tsy hiara-honina amin'Ray aho raha mbola maloto.
24. pissoa ( 23/03/2008 17:31)
Tsatsy ny paka daholo !!!

Rijadolly : ianao no tena mahazendana ! Na dia mpanota ary isika dia ilain'Andriamanitra foana, avelany ho mpiara-miasa Aminy aza ! Raha tena tsy ilaina tokoa isika dia tokony ajanona ny toriteny lavareny eto amin'ny serasera :-D:-D:-D

Misy hilan'ny Tompo antsika
Ka lazao izy eeee :-D
25. rijadolly ( 23/03/2008 17:43)
Pissoa>>>Ka tsy izay manaiky Azy ihany ve no ilaiNy é!
Sady ny any Pissoa a! tsy azoko mihitsy ilay hoe:-D:-D:-D;:D
26. pissoa ( 23/03/2008 17:59)
Inona no dikan'ilay "manaiky" lazainao eto. Hoe izay te hanao pasitera ihany ve ? Sa hoe izay Kristianina ? Sa inona ?! ... Fa na zany na tsy izany, na pasitera isika na Kristianina tsotra dia mpanota ihany ary ilainy ihany ! :-D:-D:-D


Tsy dia ilaina azonao ilay :-D:-D:-D ! Ny hevitra fotsiny vakiana d'efa mety. Fa raha tena te hahazo ianao dia trademark-ko io !!! :-D:-D:-D
27. ikaretsaka ( 23/03/2008 18:15)
andriamanitra mpanavakavaka be izany andriamanitr'i rijadolly>
na andriamanitra tsy fitiavana sy andriamanitra mpaharihary fahatany..

atao heo nahary an'i rijadolly izy dia sanatria nanota i rijadolly izany de tsy ilainy?

hafa raha samy Atra iznay le, ni creer "fako" (azafady @ le fiteny) izany izy ko..
naharihary fahatany
28. ikaretsaka ( 23/03/2008 18:17)
pissoa> izao izany le techniquement hoe very @ katesizy::-D
vao ary @ voalohany de koba..
iza no nahary anao sy nitsimbina anao?
fa maninona ianao no nohariana sy notsimbinina!
any d'efa off tanteraka!
29. rakaroka ( 23/03/2008 18:39)
[quote=ikaretsaka]
pissoa> izao izany le techniquement hoe very @ katesizy::-D
:-D:-D:-D Ka lé Katésizinareo izay kosa anie ka mionkavia ka:-w:-w:-w miodinkavanana:-D:-D:-D. Dia very tanteraka ny saina manaraka izany e:roll::?::roll::oops:8O:?: Fanina:{:{:{hoy ny fitenenana:-D:-D:-D:-D
30. rijadolly ( 23/03/2008 18:40)
hay manota ary dia aza mifoana fa tiaNy foana tsika é!
Na dia manao teny anavona oh zany aza aho dia aleko ihany mandefa an'ty satria tiany izay ariany any amin'helo http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&Toko=12&andininy=5&dika=
31. pissoa ( 23/03/2008 19:12)
Io indray ilay conclusion mitsambikina be ...

Araho hatrany an-dreniny ny dinika fa ilay hoe tsy misy ilana antsika na dia iray venty monja aza no toherin'ny namana eto fa tsy ilay resaka fibebahana mihitsy.

Ary ny fanontaniko toa tsy mba novalianao hoe inona ny dikan'ilay manaiky tianao notenenina teo ?!

Farany : aiza ilay manao teny an'avona ?! Dinidiniho ao sao ianao no mora tohina :-D:-D:-D http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=7&andininy=3-4&dika=

:-D:-D:-D
32. rijadolly ( 23/03/2008 20:26)
Io indray ilay conclusion mitsambikina be ...

Araho hatrany an-dreniny ny dinika fa ilay hoe tsy misy ilana antsika na dia iray venty monja aza no toherin'ny namana eto fa tsy ilay resaka fibebahana mihitsy
.
rijadolly:
Misaotra an'Todisoa, Miasaotra an'Hira,Misaotra an'Prime,Misaotra an'Niryna nampantsiahy sy namelom-belona kokoa ny efa tato anaty dia ny fahatsiarovana Ilay Mpamonjy antsika,satria isika izay very tanteraka tahaka ny tsinotsinona noho ny ota tsika dia naniraka Ny Zanany izy hamonjy ny asan'TanaNy izay mitovy Endrika amin'Izireo.

fijo:
"satria mpanota tsy mendrika isika. Tsy misy ilaina antsika na dia iray venty monja aza"

io fomba fisainana io no tena lesoka be aminareo mpino.
rijadolly:
Ny zavatra maha zendana ahy an!dia ny tsy fahafantaran'indrindra ny olona miseho azy ho Kristianina hoe:Tsy ilaiNy isika satria nanota tamin'Andriamanitra.Dia heveritsika ve fa rehefa tonga ilay andro iray dia hiaraka hitohetra amin'mpanota tsy niaiky ny hadisoany Andriamanitra.Tena marina mihitsy io voalazan'Fijo io.Paska ho antsika ny fahafatesan'Ilay Mpamonjy. Hiverina aho mba hody ao amin'tranon-dRaiko ka hiaky ny hadisoako rehetra,ary hanaiky ho sasan'RàNy dia Ilay nanolotra ny ainy hamonjy ahy.Satria fantatro fa tsy hiara-honina amin'Ray aho raha mbola maloto.
Pissoa:
Rijadolly : ianao no tena mahazendana ! Na dia mpanota ary isika dia ilain'Andriamanitra foana, avelany ho mpiara-miasa Aminy aza ! Raha tena tsy ilaina tokoa isika dia tokony ajanona ny toriteny lavareny eto amin'ny serasera
Na dia mpanota ary isika dia ilain'Andriamanitra foana, avelany ho mpiara-miasa Aminy aza
Mitaky inona izany teninao izany sa dia mijanona ho mpanota foana?
rijadolly:
Ka tsy izay manaiky Azy ihany ve no ilaiNy é!
ny manaiky eto dia tsotra araky zay;Manaiky ny didiny,manaiky azy ho Tompo sy Mpamonjy ao anaty fankatohavana fa tsy izay manao Tompoko,Tompoko am-bava.
Farany : aiza ilay manao teny an'avona ?! Dinidiniho ao sao ianao no mora tohina:-D:-D:-D
za anie no nanao teny anavona é!satria naika tsy hiteny intsony aho fa dia navelako ny anao no marina é!
za hoe:
hay manotà ary dia aza mifoana fa tiaNy foana tsika é!
Na dia manao teny anavona oh zany aza aho dia aleko ihany mandefa an'ty satria tiany izay ariany any amin'helo
tsy hitan'sé miavona be za amin'izany.Tsy nisy olon ahafa no teneniko eo fa za mihitsy ka!:-*:-*
33. pissoa ( 23/03/2008 21:00)
:-D:-D:-D
Rijadolly:
za anie no nanao teny anavona é!satria naika tsy hiteny intsony aho fa dia navelako ny anao no marina é!

Hay ve e! Non, tsy hitako hoe manao teny an'avona ianao ! (bon - hevitra fotsiny no noraisiko angamba) !!!

Rijadolly:
Mitaky inona izany teninao izany sa dia mijanona ho mpanota foana?

:-D:-D:-D
Na tsy nanontany aza ianao dia marihiko fa io teniko io dia midika hoe ilainy isika ! Izay no tiako hahatongavana !
Mitaky zavatra betsaka amintsika ny maha-mpiara-miasa amin'Andriamanitra - fa tsy midika akory izany fa tsy ilaina isika. (Hi hi - lasa averiko foana ilay io).


Rijadolly:
Ny zavatra maha zendana ahy an!dia ny tsy fahafantaran'indrindra ny olona miseho azy ho Kristianina hoe:Tsy ilaiNy isika satria nanota tamin'Andriamanitra. Dia heveritsika ve fa rehefa tonga ilay andro iray dia hiaraka hitohetra amin'mpanota tsy niaiky ny hadisoany Andriamanitra.Tena marina mihitsy io voalazan'Fijo io.Paska ho antsika ny fahafatesan'Ilay Mpamonjy. Hiverina aho mba hody ao amin'tranon-dRaiko ka hiaky ny hadisoako rehetra,ary hanaiky ho sasan'RàNy dia Ilay nanolotra ny ainy hamonjy ahy.Satria fantatro fa tsy hiara-honina amin'Ray aho raha mbola maloto.

Io nataoko bold io no novaliako - izay koa no namaliako azy hoe ianao no tena mahazendana (satria ianao nampiasa ny teny hoe mahazendana - dia PS : I Fijo tsy Kristianina) ! Avy eo koa moa ianao tonga miresaka amin'ny resaka famonjena ! Raha tsy diso aho dia tsy mitovy ny dikan'ny hoe tsy ilaina sy ny hoe tsy hahazo ny famonjena !

ny manaiky eto dia tsotra araky zay;Manaiky ny didiny,manaiky azy ho Tompo sy Mpamonjy ao anaty fankatohavana fa tsy izay manao Tompoko,Tompoko am-bava.

Tsy misy na dia iray amintsika aza tsy mbola nandika ny didiny ! Fa tena tsy ilainy tokoa ve isika ?! Tian'Andriamanitra isika olombelona, ary ilainy ... fa anjarantsika fotsiny ny mitia (na tsy mitia) Azy back sy manaraka (na tsy manaraka) ny sitrany.

Hi hi - miala tsiny raha lasa miverimberina be ilay teny satria toa efa nolazaiko mantsy hoe tsy manda ny fibebahana etc ... nefa mbola anontanianao indray hoe mitaky inona ny teniko. :-D
34. Rasiligaoma ( 24/03/2008 02:57)
Tsy misy na dia iray amintsika aza tsy mbola nandika ny didiny ! Fa tena tsy ilainy tokoa ve isika ?! Tian'Andriamanitra isika olombelona, ary ilainy ... fa anjarantsika fotsiny ny mitia (na tsy mitia) Azy back sy manaraka (na tsy manaraka) ny sitrany.


Izay koa manko no naha"zendana" ahy
hoe rehefa tsy manaraka ny didiny ve isika zany (raha ny lojikan'i Rijadolly no arahiko eto, na kristianina na tsy kristianina ) dia tsy ilainy sy tsy misy fotony aminy?
Dia inona no antony nahariany antsika raha izany ary?
35. rijadolly ( 24/03/2008 06:33)
Pissoa>>>Ilay argu hoe naha zendana aloha dia voalazanao hoe nanaraka hatramin'voalohany ianao dia aoka ianao ihany no hiteny izay niteny an'io voalohany teo.Ary misaotra anareo sy Rasiligaoma aho fa voarahiko tsara ny tianareo lazaina fa tsy tokony ho tenenina eto akory izany,Nefa dia nanaraka ny adalan'hafa zany aho fa azafady.

Efa mba fotoanany anaovana conclusion zao pissoa a!
hay manotà ary dia aza mifoana fa tiaNy foana tsika é!
Na dia manao teny anavona oh zany aza aho dia aleko ihany mandefa an'ty satria tiany izay ariany any amin'helo http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&Toko=12&andininy=5&dika=
36. Rasiligaoma ( 24/03/2008 06:57)
tsy te hitondra ilay resaka purgatoire aho fa ato angamba no ahafahana mi distiguer ny mino sy ny tsy mino azy io
sy ny fiheviny momban'an'Atra
37. pissoa ( 24/03/2008 12:35)
Rijadolly : ito izany ny conclusion avy aty amiko !

Tian'Andriamanitra isika, ary ilainy dia ilainy tokoa. Anjarantsika ny mitia azy back sy manaraka ny sitrany na tsia. Rehefa tena tia an'Andriamanitra isika dia mandeha ho azy ny fibebahana sy ny ezaka isan-karazany. :-D:-D:-D

PS : Rehefa tia an'Andriamanitra isika dia tsy ny handositra ny afobe no tanjona amin'ny fibebahana etc fa ny hanavao ny fifandraisana amin'Andriamanitra indray. Mampiharihary ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Paka etc, ka meteza isika hasesiky ny Fitiavana an'Andriamanitra fa tsy ho atosiky ny tahotra ny afobe. :-D:-D:-D
38. niryna ( 24/03/2008 17:29)
Ny paka dia fahatsiarovana antsika rehetra fa maty kristy kanefa velona indray,ary io no tena hery lehibe ho an'ny kristiana rehetra,hery satria mbola velona ao anatin'izay rehetra mino sy manaiky azy ho mpamonjy ary mpanelanelana antsika amin'Atra,hery satria raha tsy nisy azy tsy afaka ny hidera azy indray ireo vahoaka marobe sesehena,nanome voninahitra aty tao am-piangonana,mpihatsaravelantsihy hoy ny hafa? izay indrindra no hilaina an'Atra satria izy no hanala izany toetra ratsy izany raha mino.
Velona izy ,mahery ny anarany ,ary mbola miasa atoa amintsika tsirairay izy,na inona mahazo na toetra io na fahoriana,na fankahalana, na fanoherana ny tenin'Atra ,andramo ka zahao fa tsara izy ,omeo azy daholo izany fa hainy ny hanova antsika raha mety hiova isika,tsy te hiova moa dia izay izy izany.Te hiala amin'ny toetra ratsy ,mibebaha aminy,te hamela heloka ny hafa ,angataho izy hanampy ny fo mafintsika tsy mety mamela ny hafa.Toetra ratsy,sokafy ny fonao hidirany fa mahay fahagagana izy raha mino azy hianao.
Mahereza aby
39. majesty ( 25/03/2008 05:27)
Todisoa2:tsy rehefa paska ihany vao tokony handini-tena fa isan'andro isan'andro:D:D:D
40. ikaretsaka ( 25/03/2008 13:38)
pissoa:

Rijadolly : ito izany ny conclusion avy aty amiko !

Tian'Andriamanitra isika, ary ilainy dia ilainy tokoa. Anjarantsika ny mitia azy back sy manaraka ny sitrany na tsia. Rehefa tena tia an'Andriamanitra isika dia mandeha ho azy ny fibebahana sy ny ezaka isan-karazany. :-D:-D:-D

PS : Rehefa tia an'Andriamanitra isika dia tsy ny handositra ny afobe no tanjona amin'ny fibebahana etc fa ny hanavao ny fifandraisana amin'Andriamanitra indray. Mampiharihary ny fitiavan'Andriamanitra antsika ny Paka etc, ka meteza isika hasesiky ny Fitiavana an'Andriamanitra fa tsy ho atosiky ny tahotra ny afobe. :-D:-D:-D


mitovy hevitra..
fa laingalainga fa misy tokoa antokon'olona dia io "tahotra ny afobe" io no mahatonga azy hino sy hanereny ny olona hino fa tsy ilay fitiavana an'Atra an!

ireo le atokom-pivavahana mpanao ilay hoe raha tsy zao ianareo (manaraha ny fombany) dia any @ afobe.. kendankendain'ny demony sns...

tsy miala lavitra isika fa ato fotsiny dia efa misy izany.
analyze that!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.064