te hihinana...
66. tess
(
16/03/2008 10:57)
tslem:
ro-patsa sy ovy koa zao no tsara :miam::miam::miam:
tsaroan'ny vavako kou izao! hum:mmmmmmm!
na ravimbomanga sy patsa kely atao rondrony kou asina sakamalo kely :miam:
67. tslem
(
16/03/2008 11:56)
tess >>> tena tsara koa zao zany :miam: saingy ilay patsa aty koa ané tsy mba mitovy an lé any dago e,hany ka tsy mahafa-po .
69. Veloo
(
16/03/2008 22:40)
za zao avy nihinana rambon;omby:miam::miam::miam::miam:
efa nolazaiko ary ko:roll:
ilay eo analamahitsy lety no tena tsara beuuu a
efa nolazaiko ary ko:roll:
tslem [ Valio ] 16-03-2008 12:57:33
Lohateny : Re : te hihinana...
oay, zah koa zany te hihinana ramanonaka sy mofogasy
ilay eo analamahitsy lety no tena tsara beuuu a
72. kelly13
(
17/03/2008 13:20)
inn zany trondro fony?
za vao nanofy nihinana mofo bôl kiiiii, rangitra kely mintsy t@ nifoha fa kay nofy le izy :°)
za vao nanofy nihinana mofo bôl kiiiii, rangitra kely mintsy t@ nifoha fa kay nofy le izy :°)
73. tess
(
17/03/2008 13:28)
kelly::-D:-D:-D manaova e! misy resety mofo baolina any ambanimbany any!
tslem: zà wa tany dago de nividy mofogasy sy ramanonaka fa nataon'ny lay oul fahagagàna ny nandaniako azy raim sy valo! namenantsa mitsy fa tsy rarahako:-D
tslem: zà wa tany dago de nividy mofogasy sy ramanonaka fa nataon'ny lay oul fahagagàna ny nandaniako azy raim sy valo! namenantsa mitsy fa tsy rarahako:-D
