te hihinana...

1. booboo ( 12/03/2008 18:32)
inona no motika tianao hoanina zao ?

nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam:

( aaa tsy manaizana zà kah :-D:-D:-D:-D )
novalian'i pissoa ny 17/03/2008 16:50
2. kelly13 ( 12/03/2008 18:40)
pizza etsy saint remy de provence izay tena miam b :miam::miam::miam: mangitikitika mintsy ny kakana ato
3. fahamarinana ( 12/03/2008 18:44)
:arrow:ny ahy zany louk's,misy gasy mpanao azy tsara be hono ao paris ao ,mivarotra sy manatitra fa tsy magasins an.Sendra nisakafo tany aman'olona no nihinanako azy,tsara any zany !!!(l)
4. mirianah ( 12/03/2008 19:22)
..koba ravina zao no tiko hoanina , tsy misy aty indrisyy arghhh , te hihinana mafy zah e :(
5. ainaheri ( 12/03/2008 19:26)
mirianah:

..koba ravina zao no tiko hoanina , tsy misy aty indrisyy arghhh , te hihinana mafy zah e :(


Misy ao Bazar be ka,fa saingy koban-boaty le izy fa tsy koban-dravina lol


6. sipagasy ( 12/03/2008 19:36)
ainaheri:

mirianah:

..koba ravina zao no tiko hoanina , tsy misy aty indrisyy arghhh , te hihinana mafy zah e :(


Misy ao Bazar be ka,fa saingy koban-boaty le izy fa tsy koban-dravina lol






afaka manao koa anie fa tsy voatery hiandry hatrany e!!!!

http://sipagasy.blaogy.org/sakafo1/

dia mazotoa homana

7. ikaretsaka ( 12/03/2008 19:49)
tena soukril izany no elaela tsy nohanina
8. kiadi ( 12/03/2008 19:52)
nenah zao hamailna no tiko kle!! na le amalina maina de ampiarahina @ henakisoa be iny hummm!!
nenah zany le misakafo eny @ hotel refa mandeh voyage lavitra ohatra oe ho any toamasina na koa ho any majunga na antsirabe! de miditra hotely gasy misakafo ! de matetika be menaka be ilay loaka arosindry zareo de avy eo monamonaina be miditra anaty fiara ! fa milay ka! matsiro be ! misy oe hamalina sy henakiso zay ao antsapanana ao hummm
9. mirianah ( 12/03/2008 20:23)
ainaheri, tsy io koba io no tiako hoanina ka fa marina fa misy am boite fa tsy fantatro oe misy ao bazar be fa merci bcp. hitanao ilay be voandroo be iny miam miam , nitondra zah avy any mada de lany , ilay tam boite , tsss ... tsar ery nefanyy an,mila mankany am bazar be zany ny tenanay kou . saotsa betsak e :-*

10. mirianah ( 12/03/2008 20:26)
oay nifangaro ilay valiny , chui désolée fa c'etait pour sipagasy dia ainaheri e.
11. ainaheri ( 12/03/2008 20:37)
Ny tiko oanina @ zao lasopin'i Fran6 Turbo hihi
12. yonikafopl ( 12/03/2008 20:47)
kobandravina marina zao no tena hummm, atao bebe akondro :miam::miam::miam:
13. mirianah ( 12/03/2008 21:18)
fa inn no tena hatao oe kobandravina e ??? inona ny anarany ilay be voandro iny eo ampovoany iny ? toa misy akondro doly mantsy ny lazainareo , ilay am boite lazain i ainaheri iny ilay tiko hoanina ...
14. tess ( 12/03/2008 21:53)
booboo:

inona no motika tianao hoanina zao ?

nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam:

( aaa tsy manaizana zà kah :-D:-D:-D:-D )


ny ahy ny tiko hanina izao salade de pomme de terre miaraka am cornichon! hummmmmm! amzay somar marikivy ny salade:miam:


15. mirianah ( 12/03/2008 22:00)
i tess tia marikivy zany !!!
16. kiadi ( 12/03/2008 22:16)
dein!!hita oe sakafo ny mpitana taille nen'i tess :-D:-D:-D
17. menalamba ( 12/03/2008 22:30)
Ny ahy izao ilay masikita éry @ bar texas no tena mampangôma anà.Miaraka @ lasary manga sy sakay dé bex kely.( éééh! boanà ! atôva masikiky zato ,ndraiky mahôgo ,ndraiky bantamo ay!!!..) Mitété mintsy ny lelo sy ny hatsembohana @ sakay...:-D:-D:^)
18. mirianah ( 12/03/2008 23:01)
menalamba> :lol: :-D
19. ainaheri ( 13/03/2008 00:52)
Akoho gasy atono zao no mlay an
20. ikaretsaka ( 13/03/2008 01:39)
tess:

[
ny ahy ny tiko hanina izao salade de pomme de terre miaraka am cornichon! hummmmmm! amzay somar marikivy ny salade:miam:



le 1 hita mihitsy hoe mpitsok'oby


le cornichon indray hmmmmm


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094