te hihinana...
21. Zina
(
13/03/2008 02:57)
ny ahyndray lelan'omby nandrahona tena malemy miaraka @ pitpoa:miam::miam::miam::miam:
22. fahamarinana
(
13/03/2008 04:57)
ainaheri:
Ny tiko oanina @ zao lasopin'i Fran6 Turbo hihi
:arrow:ainaheri :mba lasopy any amin'ny longo ahay,(l)
23. fahamarinana
(
13/03/2008 05:39)
kiadi:
misy oe hamalina sy henakiso zay ao antsapanana ao hummm
:arrow:avy mihinana amalina dia miampita mividy dessert eto amoron-dalana eto,hum!!!!(l)
http://www.madamaki.com/galerie_432.htm
24. milaibe
(
13/03/2008 08:46)
Piti-kisoa sy hena-poids de masikita sy lasary fa zay nilaza zay tiny retra reo dia ho tetezina tsirairay any an-tranony dôly hatomboka @ booboo(defa homano ny bordô neni tess lazan'betsileo elà ry ainaheri thb) fa samy revy gasy io .okay ary e!!!
25. ftma
(
13/03/2008 09:00)
booboo io indray njy sy ny motika an :-D
anatsinay sy henakisoa zao no tiako ho anina hummm de ilay salade marikivin'i tess :miam:
anatsinay sy henakisoa zao no tiako ho anina hummm de ilay salade marikivin'i tess :miam:
26. kiadi
(
13/03/2008 09:20)
fahamarinana:
kiadi:
misy oe hamalina sy henakiso zay ao antsapanana ao hummm
:arrow:avy mihinana amalina dia miampita mividy dessert eto amoron-dalana eto,hum!!!!(l)
http://www.madamaki.com/galerie_432.htm
kiiii! enao kosa nama mampisento le! hitako io mintsy ilay hotely finananay kaly refa makany iny! misotra betsaka nanome site fa tsara be le iz !
27. fahamarinana
(
13/03/2008 09:34)
:arrow:kiadi :tsisy fisaorana e,za koa mahita hoe tsara be lay site io(l)
29. kiadi
(
13/03/2008 09:53)
fahamarinana:
:arrow:kiadi :tsisy fisaorana e,za koa mahita hoe tsara be lay site io(l)
tairo ny pro ho any tsapanana aza eh ! :lol::lol::lol:
30. fahamarinana
(
13/03/2008 10:02)
:arrow: he!!!!, mbola mianatra ny kilonga e,tsy afaka mankaiza fa mitaiza moa ? (l)
32. kelly13
(
13/03/2008 11:06)
sady frais ery le voankazo bdb, mampite ande any antsapanana! tadidiko tokou za nihinana amalina sy henakisoa t@ ireny hotely gasy kely ireny, fa sady bdb no matsiro be, no sady tsy mba nafaika ilay amalina! d le mitondra ampalibe kou refa hody!
33. tess
(
13/03/2008 11:40)
14. Mpandefa : mirianah [ Valio ] 12-03-2008 23:00:14
Lohateny : Re : te hihinana...
i tess tia marikivy zany !!!
15. Mpandefa : kiadi [ Valio ] 12-03-2008 23:16:33
Lohateny : Re : te hihinana...
dein!!hita oe sakafo ny mpitana taille nen'i tess
19. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-03-2008 02:39:41
Lohateny : Re : te hihinana...
Hoy i tess:
[
ny ahy ny tiko hanina izao salade de pomme de terre miaraka am cornichon! hummmmmm! amzay somar marikivy ny salade
le 1 hita mihitsy hoe mpitsok'oby
le cornichon indray hmmmmm
hihihih! ka io zao no tsaroan'ny vavako kou! sady try mahalala voky aho amin'io an!
kiadi::-D
ikaretsaka: hafa ihany ny vakinà ka!:wink:
35. booboo
(
13/03/2008 12:32)
Ftma, Majakely > rhôôôôôôôôôô antsoy zà refa hihinana an'ireo nareo fa ho tonga malaky dia malaky mitsy zà sy ny sotrobe !
36. ainaheri
(
13/03/2008 12:45)
anandrano sy hena ko mba reveko @ zao an!! Isaka tseana aty aminay iny no iazakazahako volou klé
37. ainaheri
(
13/03/2008 13:14)
voandrobory lena lafihana tilapia ko hummmmampanisa ratrantanana mitriny,domazy tsisy lay voandrobory
38. fahamarinana
(
13/03/2008 13:42)
:arrow:Tena mbola tsy nihinana voanjobory sy tilapia niaraka ndray aho ry ainaheri,tsara ve ? tilapia endasina toa ny any tamaga zao no tena ela tsy nohanina kouh(l)
39. ainaheri
(
13/03/2008 14:25)
Fahamarinana;
Zany v,andramo fa tena humm saingy tsisy voanjobory lena fotsiny aty!!Trondro gasy mou ny tena marina fa tsy tilapia
Otrany itako ery tilapia endasina ampiarahana @ ron'anan'ambo,any tamaga marina hihi
40. diamondra27
(
13/03/2008 14:27)
ainaheri: zany refa tsy miteniteny fa zahay zao vao avy nihinana mihitsy, jereo am blog ao
fahamarinana: mime akia za mahita reto sakafo mirantiranty a!
Tsaroako njy refa otran'zay e!:miam::miam::miam:
tena mitandrina tsara aloha sao de marary kibo na marary tsinay
fahamarinana: mime akia za mahita reto sakafo mirantiranty a!
Tsaroako njy refa otran'zay e!:miam::miam::miam:
tena mitandrina tsara aloha sao de marary kibo na marary tsinay
