te hihinana...
41. ainaheri
(
13/03/2008 14:51)
Diam's>nihinana in toi,tilapia nendasina v?? Nareo v nama d tsy niantso akory lol,Tsy heko blog-nô zany
42. ftma
(
13/03/2008 15:07)
booboo: tara kely njy fa anatsinahy sy henakisoa ny lokanay androany :miam:
tess saika may le izy noho njy :-D
ilay ro anamamy sy akivy i majakely io zao tena hummm
tess saika may le izy noho njy :-D
ilay ro anamamy sy akivy i majakely io zao tena hummm
43. ikaretsaka
(
13/03/2008 15:13)
akamako i kiady @ le hoe mitifitra eny @ hotely rehefa le mandeha voyage lava ireny any dago..
Toliary Tomatox Jangil Morondava sns...
efa hay aby ilay tanana heo ato no famelezana izao sakafo izao:-D
Toliary Tomatox Jangil Morondava sns...
efa hay aby ilay tanana heo ato no famelezana izao sakafo izao:-D
44. tess
(
13/03/2008 15:22)
ika: zà kou tia lmitifitra hiotely gasy be refa any madà an hummmmmm:miam::miam::miam: any no tena ahitàna ny nahandro gasy miam miam be!
fatma: :-D:-D:-D lozako marina ...lanin'i gege tao zay ny tsy may:-D
fatma: :-D:-D:-D lozako marina ...lanin'i gege tao zay ny tsy may:-D
46. pissoa
(
13/03/2008 16:10)
booboo:
inona no motika tianao hoanina zao ?
nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam:
( aaa tsy manaizana zà kah :-D:-D:-D:-D )
voamadilo :°):°):°)
47. Samoana
(
13/03/2008 16:18)
booboo:
nenà kebab feno mayo sy frites feno mayo ! rhôôôôôôôôôôôô :miam::miam::miam::miam:
booboo/ vao nihinana za omaly harivariva. Tsy dipaina fa galety nampiarahina sauce blanche. Mmmmh(tao akaikin-dry tonton bd chave.Natsiro ery:wink:)
Ganagana ritra manimanitra tongolo gasy no tsiriritiko izao.Ampiarahina rougaille!
48. fahamarinana
(
13/03/2008 17:24)
diamondra27:
fahamarinana: Tsaroako njy refa otran'zay e!:miam::miam::miam:
tena mitandrina tsara aloha sao de marary kibo na marary tsinay
:arrow:eny oah e,tena sambatra aloha ndry e,voandry daholo zahay tamin'iny.Tandremo ny areti-kibo an.
Hitako mihintsy ilay voanjobory tao am blog sy totoravi iny e(l)
49. mirianah
(
13/03/2008 19:21)
pitoussy:
voasary ala na sakoamanga + sira sy sakay :-D:-D:-D
kai kai kaii marikivyy izy zany sady masiaka beuu , mayy ny lelaaaaaaa fa mhininana iany fa tsara kou !:-D:-D
50. tslem
(
13/03/2008 19:28)
ny ah zao maskita no tena ohatry ny tsy aritro,asiana an'ilay sôsy voanjo :miam::miam::miam:
51. tess
(
13/03/2008 21:14)
hummmm milay kou iny tslem fa refa diso be menaka ny sosy maparary kibo8-)
53. ikaretsaka
(
14/03/2008 20:40)
te hidifitra Gevi (sakomanga) sy vomadilo tokoa aho izany le..
Fony niasa tany atsimo ireny nodakan'ny alika fotsiny ireny..
izao manimanina ..
mahazendana tokao raolombelona ka
Fony niasa tany atsimo ireny nodakan'ny alika fotsiny ireny..
izao manimanina ..
mahazendana tokao raolombelona ka
54. booboo
(
14/03/2008 21:31)
brrrrrrrrrrrrr ary tia marikivy aby ny ankamaroanareo zany ay ay ay ! tsy taranjako mitsy io raha iraika io ....
55. fahamarinana
(
15/03/2008 08:43)
:arrow:oay,gevi marina ry ika,amam-potolaonany maro no tsy nihinanako an'izany,kay marikivy hatramin'ny vavako.(l)
57. bida
(
15/03/2008 21:54)
trondro fony sy anamalaho atao rony zao no tena miady amiko zao, iza no tia?
58. booboo
(
15/03/2008 22:42)
Bida > zà ! hahandro angaha enao ? hanomana vilia be sy sotrobeko manko zà :-D:-D
