ROMANA:NY LALAN'NY FAMONJENA
61. Veloo
(
09/03/2008 04:41)
izay fitompoanteny fatratra izay no hamandrika anao.Milaza mahalala kanefa tsy manantanteraka ny asany
hihiihihih
62. cutie
(
09/03/2008 23:13)
51. Mpandefa : niryna [ Valio ] 09-03-2008 03:03:35
Lohateny : Re : ROMANA:NY LALAN'NY FAMONJENA
Hoy i cutie:
ary raha mivarina any an-kady
marina izany,maro hono ny lalana izay eritreretan'ny olona fa tsara kanefa any amin'ny farany mitondra azy any amin'ny fahafatesana
ka samy ho faty daholo nge sika e :)
sa in no tian-jy lazaina:wink:
63. ikaretsaka
(
09/03/2008 23:37)
Veloo:
izay fitompoanteny fatratra izay no hamandrika anao.Milaza mahalala kanefa tsy manantanteraka ny asany
hihiihihih
dia aoka samy handinintena any @ conscience-ny any dia jerena araka io"fanatanterahana" io
64. niryna
(
10/03/2008 06:08)
Rasiligaoma :
ianao ve recrute facon secte dia hianatra sekoly alahady sy theologie?
mazava ho azy!
mampalahelo hianao ity a.
Ny fahasoavan'ny tompo anie no hampianatra anao ny tenin'Atra.Mino fotsiny ny teniny.
Hoy Rasily hoe "impossible izany"
Fa hoy Jesosy : Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra.Lioka 18:27
65. niryna
(
10/03/2008 06:14)
izay fitompoanteny fatratra izay no hamandrika anao.Milaza mahalala kanefa tsy manantanteraka ny asany
Veloo :
hihiihihih
:D:
Veloo a,ireo izay miantehitra ny fiainany amin'ny fahalalany sy ny fisainany dia manao an'Atra tsy misy ka mitsambiki-mikimpy ary dia mitady porofo ny fisian'Atra foana na manohitra ny tenin'Atra no marina .:cry::cry:
5 Matokia an'i Jehovah amin'ny fonao rehetra, Fa aza miankina amin'ny fahalalanao;
6 Maneke Azy amin'ny alehanao rehetra, Fa Izy handamina ny làlanao, Oha 3
:-*
66. niryna
(
10/03/2008 06:19)
cutie:
ary raha mivarina any an-kady
[quote=niryna]
marina izany,maro hono ny lalana izay eritreretan'ny olona fa tsara kanefa any amin'ny farany mitondra azy any amin'ny fahafatesana
cutie:
ka samy ho faty daholo nge sika e
sa in no tian-jy lazaina
maro ireo manoro lalana,manoro hevitra izay ny erintsainy fa tsy ny tenin'Atra ,ary maro koa ny olona voarebirebiny,ohatra hoe misy manoro zavatra izao ato izay tsy ao anaty baiboly mihitsy dia lambolambony daholo ireo mihaino azy hoa azo ampiharanahana amin'ny fivavahana.Raha tsy mamaky ny tenin'Atra dia mino ka manaraka an'ilay teneniny.Izay no antony hamakiantsika ny tenin'Atra ary dia mi-stick amin'iny.
67. niryna
(
10/03/2008 06:23)
ikaretsaka:
dia aoka samy handinintena any @ conscience-ny any dia jerena araka io"fanatanterahana" io
marina tanteraka izany ary ny voa tsara mamoa voa tsara ary ny voa ratsy mamoa voa ratsy ka feno olitra avy eo :D
ary ny paoma tsy hamony ho felam-boasary velively.Never,never hi,hi
68. cutie
(
10/03/2008 20:25)
maro ireo manoro lalana,manoro hevitra izay ny erintsainy fa tsy ny tenin'Atra ,ary maro koa ny olona voarebirebiny,ohatra hoe misy manoro zavatra izao ato izay tsy ao anaty baiboly mihitsy dia lambolambony daholo ireo mihaino azy hoa azo ampiharanahana amin'ny fivavahana.Raha tsy mamaky ny tenin'Atra dia mino ka manaraka an'ilay teneniny.Izay no antony hamakiantsika ny tenin'Atra ary dia mi-stick amin'iny.
hihihihihihihihi ok:lol:
69. ikaretsaka
(
10/03/2008 20:27)
niryna:
[
marina tanteraka izany ary ny voa tsara mamoa voa tsara ary ny voa ratsy mamoa voa ratsy ka feno olitra avy eo :D
ary ny paoma tsy hamony ho felam-boasary velively.Never,never hi,hi
mety ihany .. rehefa hainao ny mangataka amin'Atra sy manana finoana ohatran'ny voan'ny motarda ianao
70. niryna
(
11/03/2008 02:56)

===============
^:^^:^ fantany amin'izay marina,misaotra an'Atra aho.
71. Rasiligaoma
(
13/03/2008 06:39)
niryna:
ary ny paoma tsy hamony ho felam-boasary velively.Never,never hi,hi
ika:
mety ihany .. rehefa hainao ny mangataka amin'Atra sy manana finoana ohatran'ny voan'ny motarda ianao
dia
fantany amin'izay marina,misaotra an'Atra aho.
:!::?::?:
ny inona no fantatra amin'izao ? sao dia efa mivaha!! araho tsara ny fandehan'ilay tohin-kevitra
Fanina kely aho fa tsilovy!
atsy hoy hoy i niryna tsy mety.. dia hoy ika hoe mety ka, dia inona no isaorana ny Zanahary amin'izany ?? ilay mety sa ilay tsy mety?
ilay never never sa ilay ever ever??
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/il-est-fou-854.gif[/IMG]
74. fijo
(
14/03/2008 22:02)
ary tsy ahita izay mihintsy ialahy.satria tsy hay mihintsy izay,fa mino afotsiny de vita.
75. rijadolly
(
15/03/2008 02:51)
Rasili>>>Misy fioavam-penitra mahery vaika ry sé ao a!
*Raha ohatra ilay voa tsara mamony voa ratsy dia ilay zezika nohaniny no diso.
Raha ilay voa ratsy indray no lasa namony voa tsara dia dia nandray ilay zezika tsara izy izany dia tsy hokapaina.
*Raha oh indray ilay voa tsara tsy niova ny fihinany mazava ho azy voa tsara ihany no mivoaka eo.
oh zany ko ilay voa ratsy.Mbola zezika ratsy ihany no raisiny,ireo mpanatsatso ny tany.dia azon'sé tsara ny vokatra ho avy eo fa aza manantena. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=13&andininy=1-9&dika=
tsy hevitr'olona mivaha ry sé zany fa lalin-dalina kely fotsiny no sady misy zavatra miafina tsy hita maso ao a!Inoako fa azon'ika tsara ireo fa mba te hanaraka ny hevitr'isé fotsiny izy no tsy te hanazava angamba.(l)(l):-*

76. Rasiligaoma
(
15/03/2008 03:57)
araho tsara ny firafitr'ilay conversation an'izy dahy dia jereo ny fitombenany
77. niryna
(
15/03/2008 04:50)
rijadolly:
Rasili>>>Misy fioavam-penitra mahery vaika ry sé ao a!
*Raha ohatra ilay voa tsara mamony voa ratsy dia ilay zezika nohaniny no diso.
Raha ilay voa ratsy indray no lasa namony voa tsara dia dia nandray ilay zezika tsara izy izany dia tsy hokapaina.
*Raha oh indray ilay voa tsara tsy niova ny fihinany mazava ho azy voa tsara ihany no mivoaka eo.
oh zany ko ilay voa ratsy.Mbola zezika ratsy ihany no raisiny,ireo mpanatsatso ny tany.dia azon'sé tsara ny vokatra ho avy eo fa aza manantena. http://www.baiboly.org/toko.asp?boky=LIOKA&toko=13&andininy=1-9&dika=
tsy hevitr'olona mivaha ry sé zany fa lalin-dalina kely fotsiny no sady misy zavatra miafina tsy hita maso ao a!Inoako fa azon'ika tsara ireo fa mba te hanaraka ny hevitr'isé fotsiny izy no tsy te hanazava angamba.(l)(l):-*
=D=D ^:^
misaotra anao aho fa fantatrao tsara sy arakao tsara ilay izy.
vita tompoko,vita ny anjarako
na hiaraka amin'ilay kristy ary hanaiky azy ho mpanelanelana antsika amin'Atra,hino azy fa any amin'ny irery no misy ny fiainana mandrakizay,ary manana fanantenana fa izay miaraka aminy dia ahita anjara sy famonjena.
ny tsy tia hanaraka aminy moa dia tsy mila manao na inona na inona fa dia efa meloka avy hatrany.Manohitra,mana-mafy ny fony,ary mamita tena mihitsy aza satria voa vangavavanga no hafafiny ary tsy notondrahiny fa navelany nalazo teo ka dia nohanin'ny voromailala teny amin'ny arabe teny :-D
78. fahamarinana
(
15/03/2008 08:32)
niryna:
ny tsy tia hanaraka aminy moa dia tsy mila manao na inona na inona fa dia efa meloka avy hatrany.Manohitra,mana-mafy ny fony,ary mamita tena mihitsy aza satria voa vangavavanga no hafafiny ary tsy notondrahiny fa navelany nalazo teo ka dia nohanin'ny voromailala teny amin'ny arabe teny :-D
:arrow:niryna :misy fotoanany ny zava-drehetra akia a,mbola tsy izao ny fotoan'ireo izay tsy manaraka,izany tsy midika fa tsy hanaraka intsony na hiova fo ny olona.Maninona moa no dia toa ampitahorina sy ampahoriana,tsy tokony entina am-bavaka ve dia mba miova ny olona ,nandalo teo ny ankamaroanay,raha za manokana aloha dia toy izay fa ny sisa no tsy fantatro na tonga dia mpanara-dia avy hatrany any Kristy?(l)
79. Rasiligaoma
(
16/03/2008 03:19)
izao io niryna a, samy manana ny dombany ny olona, tsy hoe rehefa tsy ny lalanao akory no arahiny dia diso lalana izy.
sady efa Romanina ihany hay moa no resaka ato.. Tous les chemins menent a Rome

80. fahamarinana
(
16/03/2008 09:52)
Rasiligaoma:
sady efa Romanina ihany hay moa no resaka ato.. Tous les chemins menent a Rome
:arrow::D,ary rasili koa mahita lazaina an,tena nifanaraka ilay izy.(l)