ROMANA:NY LALAN'NY FAMONJENA
49. niryna
(
09/03/2008 01:17)
ikaretsaka :teny inona koa izany diska loaka lava izany,izany ve no fitenin'ny olona milaza fa mpiandry ? mampalahelo ahy hianao ity
amiko raha zavatra efa hay no averimberina ohaqtran'ny diska loaka dia lasa vao mainka tsy mampandroso amin'ny dinoana aza fa raha hoe halalainina kokoa ... (ilay lazaina hoe mampitombo talenta) no mampi latsa paka kokoa ilay finoana .
50. niryna
(
09/03/2008 01:42)
rijadolly:
[quote=ikaretsaka]
nga i RD mbola papoose kely no mila ampatsiahivina foana @ zavatra efa hay?
Aleo ry ika miverina ho zaza aloha a!
za ve ry ika notenenina hoe aza maniratsira olo dia mbola manao ihany nefa anie ilay olo manoro ahy foana,sady tsy reraka mihitsy izy an!
niryna:dia aza atao mahagaga na mampihotsina intsony.Heveriny fa izy irery no omena ny tenin'Atra kanefa isan'andro dia misy olona vaovao foana eto.Hafafy ihany ny teniny e,tsy miverina aty amintsika intsony izany .Mifalia fa voavonjy
1-Hazony izy ireo (ny Kristiana) ho variana @ zavatra tsy dia misy dikany loatra eo @ fiainany ka mamorona zavatra hampifantoka ny saina aman'eritreriny;
izay indrindra mantsy,tsatsony ny olona fa heveriny fa ny herin'ny sainy sy ny mokondohany no ahalalany ny tenin'Atra,mba tsy namerina ilay teny hoe manetre-tena intsony aza izy tato ato ku.Tena mila ,manetritena tanteraka tokoa vao omen'Atra ny teniny fa tsy ny fahaizana noratovina velively no ahaizana mizara ny tenin'Atra
Mba nampianatra ankizy aho zany dia ny zanako sy ny namany iray izay,inona hoy sé niampy roa ry zareo avy eo, dia naverina indray ilay fanazavana tamin'voalohany.tonga indray ny manaraka,niampy roa indray dia mbola naverina indray ilay fanazavana,farany niampy ray ry zareo dia feno fito,tsy kivy ny anao lahy namerina indray.:roll::roll::roll::?::?::?:
Mivavaha ho azy fa tsy fantany izay teneniny sy ataony
51. niryna
(
09/03/2008 02:00)
ikaretsaka::roll::roll:
ah azoko ny tian-dramose hahatongavana.. dia izao izany e asiana sary sy soratra miharihary be ao an-trano dia kopy izy ramose an..
izay ny anton'ireny sary lazainareo ireny e
aide memoires ireny (fa tsy sampy izany)
tsy mila manao le heo mipetraha aloha de henoy izao! de mi sermon eo
ampy izay ny sampy,ampy izay ny fampianarana vilana ,ampy izay ny fandalinana mivoana mifangaro amin'ny maty sy ny odi-gasy sy ny sarisary sy ny croix ngodabe eo andoham-pandrianaaaa.Nisy fianakaviana nihizingizina nanao an'ireo,tsy nanampy azy hatramin'ny fotoana ambavahoanam-pahafatesana ireo na iray aza.:arrow: Raha miantsoantso ny anaran'i maria izy,raha mihazona ny sampy le izy ka miantsoantso ireo karazana olo-masina rehetra ireo,raha misy fanahy masina ao aminy tsy hiteniratsy mihitsy izy raha mi-delira.Ampy ahy izay experience hitako amin'ny olona minoino foana izay.
Miverena hoy ny tompo fa na dia mena toy ny jaky aza ny tsy finoanao azy fahiny dia ho dioviny tokoa izany ary alefany any aminao amin'izay ny fanahy masina.pratique,pratique ry ika a.Fanahy Atra :arrow: ny fanahintsika no miresaka aminy fa aza rebirebena intsony ny olona,hoe mila an'ity hoe na mila andry zaroa e,na miantso ny dada efa any am-pasana aho hoe gyyyyy.:cry::oops::oops:
Eny,e omeny chance ihany hianao hatramin'izao kanefa dia midiridiry"pisodia izahay mandra-pahafatinay"
Izy no mahalala ny olona ho vonjeny sy miaiky ny fahotany ka hiverina aminy ary Izy ihany koa no mahalala fa hino ity olona ity na ampiasain'ny satana handrava ny tenin'Atra
fa mijery dia kopy.. sady mahalaza teny maro hono ny sary anie
ohatran'ny codes de la route io e
2 Nahoana ny jentilisa no manao hoe: Aiza izay Andriamaniny?
3 Nefa any an-danitra Andriamanitsika; Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
4 Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny, Asan'ny tanan'olona:
5 Manam-bava izy. fa tsy miteny; Mana-maso izy, fa tsy mahita;
6 Manan-tsofina izy, fa tsy mandre; Manana orona izy, fa tsy manimbolo:
7 Manan-tanana izy, fa tsy mandray; Manan-tongotra izy, fa tsy mandeha; Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
8 Ho tahaka azy izay manao azy Sy izay rehetra matoky azy.Salamo 115
52. niryna
(
09/03/2008 02:03)
cutie:
ary raha mivarina any an-kady:-D
marina izany,maro hono ny lalana izay eritreretan'ny olona fa tsara kanefa any amin'ny farany mitondra azy any amin'ny fahafatesana
53. niryna
(
09/03/2008 02:06)
cutie:
za alou tsy te ho any :-D
marina izany,jereo tsara ny lalana tokony aleha fa ilay mora bobaka ny olona mandeha any satria tsy misy discipline,ilay sarotra mila discipline kanefa raha miaraka amin'Atra ny fanahy masina no mampianatra andry andeha ho any,tsy mila vola,tsy ireo karazandrazana zavatra lazain'ireo olona atao ireo.donde manidy trano dia miantso an'Atra dia izay.
54. niryna
(
09/03/2008 02:20)
Veloo:
ayayayya raha zao no mitohy dia asa izay anjo anao ry Ika, fa ny azo atao dia ny mivavaka ho anao.
Nyrina misaotra aky a :-*
ho eritreretina mihitsy io.
tsy misy fisaorana .Ny entan-jaraina mora zaka,andao isika rehetra hivavaka ho azy io fa mampalahelo tanteraka izy. Ain'Atra foana ny manova ny fon'olona.
Tompo o ovay ny foko mba ho mora hanarina.
Toy ny an'ny zazakely tsotra sady marina
Ry Andriamanitra Ray mahery o,ovay ny fonay rehetra izay mety manana fankahalana sy tsy fitiavana ny teninao,ampio izahay mba ahalala ny marina amin'izay.Hianao no nampianatra anay fa andefa ny Fanahinao hianao hiara-dalana,hampianatra ary hitari-dalana anay.Fanahinao no miresaka ny fanahinay mivantana aminao.
Mbola maro ireo olona izay tsy mahalala Anao kanefa minia manohitra sy mankahala ny teninao.Ataovy toy ny rano mitete tsikelikely eo ambonin'ny vatolampy izany famakiany ny teninao eto izany ka amin'ny andro farany dia hiverina ao an-tsainy ireo teny izay nozaraina ho azy ireo.Mivavaka indrindra indrindra an'ika izahay mba omenao ny herin'ny fanahimasinao izy ho tia ny teninao,ho jiro sy fitaratra hiainany isan'andro anie izany teninao izany,ary enga anie izy ahafantatra amin'izay fa tsara kokoa ny mihaino ny teninao toy izay manohitra sy manaiky handrava ary hankahala ny teninao.Hifonanay tompo o ny zavatra rehetra izay nataonay ka mety tsy nifanaraka ny teninao.Amin'ny alalan'ny Zanako Kristy no anaovanay izany vavaka izany.Amena
55. niryna
(
09/03/2008 02:21)
Veloo:
ikaretsaka [ Valio ] 05-03-2008 17:53:15
Lohateny : Re : ROMANA:NY LALAN'NY FAMONJENA
amiko raha zavatra efa hay no averimberina ohaqtran'ny diska loaka dia lasa vao mainka tsy mampandroso amin'ny dinoana aza fa raha hoe halalainina kokoa
tsy enao irery no ato @ forum ary betsaka no tsy mahalala za anisany .....
=D:-*
56. niryna
(
09/03/2008 02:23)
ikaretsaka:
iza no tsy mbola mahalala baiboly ka milaza azy ho mankato @ fivavahana sy finoana kay ry veloo? na ireo milaza fa tsy Kristianina mpankato aza? hmmm
izay fitompoanteny fatratra izay no hamandrika anao.Milaza mahalala kanefa tsy manantanteraka ny asany
57. ikaretsaka
(
09/03/2008 02:28)
anontanio i fijo
anontanio i Rakaroka.. sns.. sy izay lazainao fa mi contrer anao rehetra ireny
au moins kosa ireny mahaalla hoe inona iznay baiboly e.. honettement
de jereo hoe iza no mitompo teny fatratra amin'izany:wink:
avantano hoa, avantano dia dinio @ saina tsy miangatra rehefa mi analyze
anontanio i Rakaroka.. sns.. sy izay lazainao fa mi contrer anao rehetra ireny
au moins kosa ireny mahaalla hoe inona iznay baiboly e.. honettement
de jereo hoe iza no mitompo teny fatratra amin'izany:wink:
avantano hoa, avantano dia dinio @ saina tsy miangatra rehefa mi analyze
58. niryna
(
09/03/2008 02:30)
cutie:
za koa akia ry veloo tsy mahalala a :):-*:-*:-*:-*:-*:-*
marina izany ,tsy nisy nahay tany an-kibo-dreniny,izaho izao tsy mba nianatra izany sekoly alahady izany ary mbola betsaka ny zavatra tsy aiko.Miaiky sy sahy mijoro fotsiny aho fa misy Atra ary mbola miaraka amintsika izay mino azy tokoa Izy,ary mbola manasitra ny marary,mampahiratra ny jamba,manasitrana ny olona hidiran'ny demony.
Ary ireo olona izay milaza fa mahay ny tenin'Atra ireo dia ireo no atao hoe miantehitra ny herin'ny tenany.Izaho aloha dia tsy ho vitako ny fiainako raha tsy miaraka amin'i kristy aho e.Ny vola ve ohatra?mora lany,ny fitiavan'ny olona ve ? mora ritra.
Atra irery ihany no tia antsika tsy misy condition.
Ary tsy misy takalony ny fitiavany ,na mahantra na manankarena dia tiany daholo isika fa isika no be siasia indraindray dia tonga miantehitra ny herintsika.Dia ireny olona manohitra azy ireny foana kanefa tsy mba manana fifaliana mihitsy. :D
59. niryna
(
09/03/2008 02:32)
fahamarinana:
niryna:
Tsy aleo ve miaraka Aminy ?
Mahazo famonjena izay rehetra manaiky an'i kristy ho Tompony sy Mpamonjy,ary tena mino Azy amin'ny fony tokoa,Izy irery ihany tsy misy fanampiny na mifangaro amin'Atra hafa na zavatra hafa.
Sa ahoana hoy isika ?
:arrow: Marina tanteraka e,mankasitraka!(l)
:D
60. Rasiligaoma
(
09/03/2008 03:45)
niryna:
za koa akia ry veloo tsy mahalala a :):-*:-*:-*:-*:-*:-*
marina izany ,tsy nisy nahay tany an-kibo-dreniny,izaho izao tsy mba nianatra izany sekoly alahady izany ary mbola betsaka ny zavatra tsy aiko.Miaiky sy sahy mijoro fotsiny aho fa misy Atra ary mbola miaraka amintsika izay mino azy tokoa Izy,ary mbola manasitra ny marary,mampahiratra ny jamba,manasitrana ny olona hidiran'ny demony.
Ary ireo olona izay milaza fa mahay ny tenin'Atra ireo dia ireo no atao hoe miantehitra ny herin'ny tenany.Izaho aloha dia tsy ho vitako ny fiainako raha tsy miaraka amin'i kristy aho e.Ny vola ve ohatra?mora lany,ny fitiavan'ny olona ve ? mora ritra.
Atra irery ihany no tia antsika tsy misy condition.
Ary tsy misy takalony ny fitiavany ,na mahantra na manankarena dia tiany daholo isika fa isika no be siasia indraindray dia tonga miantehitra ny herintsika.Dia ireny olona manohitra azy ireny foana kanefa tsy mba manana fifaliana mihitsy. :D
ianao ve recrute facon secte dia hianatra sekoly alahady sy theologie?
mazava ho azy!
